Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........

121. ari.malala ( 18/10/2006 12:28)
misaina, tsy hoe manindry aho, fa milaza sy maneho ny hevitro ka! manana trano ilay vhv fa mba tia mijoro ohatra ko! misy tongony ve izy tsy hijoro fa hipetraka lava eo e :-D:-D:-D

xxx> ary raha ilay lhl no momba r'ise? afaka hanana izay naloaky ny kibony aiza? eny marina fa tsy tantin'ny vhv zany mananjanaka any ivelany ny vadiny, saingy, tsy vitsy koa hoy aho tary ambony tary izany hoe lhl nanary vhv nananany zanaka fa avieo tsy nahazo intsony nony tena nitady amzay, izay vao nipepopepo nitady ilay zaza fa sady tsy nomenan'y reniny no tsy tian'ilay zaza akory! ka ray tsy vanona ka! mpanary anaka! nieritreritra araka io tenin'i misaina io angamba hoe nanary mavesatra, hay kay nilanja nenina mavesatra be tsy zakan'ny saina taty aoriana! iza no perte?
122. xxx ( 18/10/2006 13:30)
Zay zany ilay hoe tratran'ny mena miravoravo ka tongavan'ny sosisy malazolazo=))=))=))
123. bebegeante ( 21/10/2006 07:27)
tsotra fotsiny efa sarotra ny fianana rzalà ka misy ireo vehivavy efa manambady araka ny nolazainao oe mora kaotina satria mantsy ny vadiny variana @ asa, ts te ahalala intsony, kizitina lava oe aiza indray ny ahitana vola d manjary mapalelo lé ramatoa d mba mitady fitiavana @nao bandykely injay izy é!satria mantsy lé bandy mbola b rendrarendra, mandany vola aminapà (marihina fa ny sasany ihany io an)
zay alou ny azoko ambara fa mandrapihaona
NB: raha lé mbola ts manambady indray, lé sipa io, d tsitako zé ambara fa ts ampy fitiavana ihany ny resaka eto é!! sa aôn, misy kou lé $ fotsiny!
azafady fa ts ny rehetra io an! lé mora ....ihany mantsy ny "thème"tsika eto
124. andry08 ( 21/10/2006 12:12)
Amiko an! Ankehitriny dia afaka milaza ny heviny ny vehivavy,tsy toy ny t@ andron'ny nenibe. T@ izany andron'ny nenibe mantsy dia na dia nijaly tao aza ilay ramatoa dia niaritra ny mafy rehetra,tsy niteny, tsy nanana safidy fa dia nanaiky be fahatany toa.Ankehitriny an! Efa niova daholo ireo.
Tsy mora kôtina izany ny vehivavy indrindra fa ny manambady fa manan-tsafidy ny @ fiainany.
Raha te handeha moa izy, inona ny olana?
Safidy daholo izany, ny tena zava-dehibe dia "assumer"-ny ny safidiny!
125. booboo ( 21/10/2006 12:14)
zay mitsy !
126. bebegeante ( 22/10/2006 11:34)
miombokevitra aminao mits za booboo an! ts mora kaotina izany ny vehivavy fa arakarakin'ny toe-tsainy ihany io é! zé tiany io an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079