Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........

61. fiderana ( 06/10/2006 11:11)
Zah kôtina, fa ny ahy tsy hanary maloto izany aho, ireny efa misy fitoerany, fa ny ahy totofako fitiavana be!(l)(l)hoatran'io,sady milay be, anareo ny safidy ravhv, fa tsy fahotana anie ilay vhv mikoty lhl, na mora kôtina izany ê!, ny ahy aloha reveko izany ê!,tsy mila maka sarotra, izaho koa mora menatra raha teo raha vao mba mampifila ilay vhv, dia tsy sahy mi-abordé aho, sao tsia eo ny valiny.
62. misaina ( 06/10/2006 11:41)
Hoy pissoa : Otran'ny mahita zah amin'ny hevitra mandeha eto hoe te hifananina hanao ratsy amin'ny bandy le vehivavy ? Sao tsy izay no tokony ho izy ? Rehefa mba hajainy hoe ianareo ry andriambavilanitra dia tsy natao faikan'olona fa natao ho vehivavy mendrika ... dia sao tokony manaja tena fotsiny fa tsy ... Asa aloha, hevitro iny. Pissoa zay no tena izy no marina tena marina, misotra anao.
63. ari.malala ( 06/10/2006 11:47)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 06-10-2006 10:35:41
Lohateny : Re : Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........
mafy be mihitsy angaha le tsy miodina no mitady vocabulaire mba tsy mandratra sofina mafy tsika vehivavy e

Rehefa tsy miodina anie tsika dia tsy addresser amintsika ireo insultes rehetra ireo e


Aiza hoaiza ao anatin'nreo valin-teny bdb reo no misy an' io voalaza io hoe mafy be ilay tsy miodina kay? tsy misy resaka miodina mintsy anie eo e!fa refa mba sympa ko v le vhv d lazaina fa mora kotina? za zao ohatra, efa natureko ilay mitsiky refa misy miresaka amiko na lahy io na vavy, de za zany mora kotina? fa ny olona toy inona aloha no atao hoe mora kotina e! zay no ilako fanazavana kely.

Fiderana, ao fa kotiko eto imasom-bahoaka eto aza enao e, tiko be ry reto i fiderana a! :-D:-D:-D
64. misaina ( 06/10/2006 11:49)
Jereo ny vosoratr'i pissoa io fa io no toerana natokana ho anareo vhv,Andriambavilanitra , ravakin'ny tokantrano , reninjanaka , teny mahafinaritra daholo ireo, mendrika hajaina ny vehivavy , ny sujet natolotro dia hoe: naninona izany no nivona be taty aoriana???? ny vady lehilahy ve no rerakin'ny asa ataony sa nareo vhv no tsy ampy anareo intsony ny vady ao antrano, de ho sanatria ve de ho feno fozakely ny vhv ankehitriny ka hitady, hikatraka, hikoty lhl sisa no atao fandaniana andro, ary mbola mamerina eto aho fa tsy ny vhv rehetra akory no lazaiko eto fa aoka tsy haka atendrony ianareo.
65. misaina ( 06/10/2006 11:59)
Mbaliana: izao no nataoko dia tsy fankalozana akory na ifanandrina @ nareo vhv fa fitondrana ny sain'ny vhv hirona ho any @ ny ho aviny rehetra!! hifaninana @ lehilahy ve ny vehivavy @ lafiny inona?? Fitiavana ve?, efa be no vodoana , ary aza miady vintana @ lahilahy fa , ny lehilahy anie ka kapaina tsy hita fery eh!! ary ny lehilahy koa tsarovy fa na 70 toana aza mbola afaka manana zanaka, fa ny vhv misy fetrany izany, "ny akoho tsy nanantody efa lanin'ny kary" hoy ny fitenenana zay...;
66. andry08 ( 06/10/2006 12:12)
70 ans ilay efa lozotra be iny ve?:D
67. mamzelkely ( 06/10/2006 12:22)
pissoa:

mafy be mihitsy angaha le tsy miodina no mitady vocabulaire mba tsy mandratra sofina mafy tsika vehivavy e :roll:


tena mafy le ts miodina surtout ra misy rond point :lol: enfin vazivazy io fa ts question mafy sy ts mafy io fa question ana choix, ary ny ahy ny hevitro de apetrako eo am le resaka choix ary matoa ny isika manao an'io choix io wa de manana ny raison atsika, sa ve ts mazava zany lazaiko zany :roll:

pissoa:

Rehefa tsy miodina anie tsika dia tsy addresser amintsika ireo insultes rehetra ireo e :lol::lol::lol:


marina ny anao refa ts miodina de ts adresser amitsika le insulte, fa kosa za ts hanaiky mits hoe na ts miodina tsika na miodina tsika ts ilaozana ny vhv sasany izay miodina ka ande hopaina ho mpivaro-tena sy fanariana loto ah non sur ce je suis désolée kosa alou fa ts rariny mits ny hi-traiter-na azy anzany ee :lol:



68. ari.malala ( 06/10/2006 12:37)
misaina, fantatrao iahny fa fanaja ny vhv k omaninona no ompainao hoe mpivarotena daolo e, ffanariana maloto e...sns.... tsy ny vhv rehetra anie no maloto fitondran-tena e, ary atoa ny vhv voadona ny lhl no nandona azy! zay no atoavy antsina fa ny vy tsy mikitrana irery!
69. misaina ( 06/10/2006 13:24)
mamezlekely: raha tsy manao ilay izy moa ianao , inona no tokony menomenomanao ? ny marina dia entre nareo vhv samy mpinamana ihany no mivoka ny fitenena hoe i raha anona sy anona iny anie ka makorela sns sns, nareo samy vhv no tena mpiteny izany , vehivavy alika mpangalabadin'olona , kala makorela sns ireo fiteny mandeha daholo, satria na nareo vhv aza mahatsapa fa vhv alika, makorela matoa mbola maka ihany ilay bandy na efa vadin'olona aza, ka zany aza vadin'olona no alaina efa makorela no ilazana azy, maika fa sipa miaraka @ bandy maro maro inona no ilazantsika azy kay?
70. misaina ( 06/10/2006 13:34)
ari.malala: avereno vakina ny sujet izay nataoko, anatra no nataoko fa tsy fanenjehana akory ," saingy ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany " hisaintsainana no nanaovako io fa tsy manenjika ny vhv rehetra akory aho, ary ny Reny izay manana zanaka vavy no tena mpiteny io @ zanany vavy ,aleo hazava tsara fa tady hivona ilay resaka.
71. mamzelkely ( 06/10/2006 15:04)
misaina< maneho ny hevitro za ry se fa ts mimenomenona aa sa mimenomenona dôly reo olona maneho hevitra rht reo :roll: sa zay teneniko ihany no hoe menomenona :? sady azfd kely za manana certaine classe ts hande hanopa vhv ho makorel zany mits na ny vadiko aza no alainy, fa ny mahavoa anao de ataonao anaty harona iray dôly ny vhv rht nefa ny problem zay vhv manodidina anao angamba no manao anzany fa aza atao bamba iray le izy mbola ts niresaka tam vhv rht teto Madagascar enao de sahinao ve ny hande hi-confirme an zany fa refa ts tia vhv tsony enao de miova lhl njay fa aza diso manaratsy vhv toy izao enao fa ts milay tssss :?
72. fiderana ( 06/10/2006 15:10)
tena tsy zakatsika Malagasy marina ilay fiovana,raha izaho aloha, aleoko mba ilay vhv indray no mora alaina , fa anjarako no mitaiza azy avy eo ê!.Ny fantatro fotsiny dia mba tsara fitondran-tena ihany ny vhv malagasy fa ngamba vitsy no ratsy toetra.
73. Fiffi ( 06/10/2006 21:12)
anatra no nataoko fa tsy fanenjehana akory
ireo nolazainao ireo ve ry misaina no hatao hoe hanatra ?
tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany " hisaintsainana no nanaovako io fa tsy manenjika ny vhv rehetra akory aho
anarian'olona maloto zany ve de mba hisaintsiainana ? tsy mila hisaintsainana mihintsy zany na de kely aza satria tsy nazavainao mihintsy hoe inona io hanarian'olona maloto io an! sa zavatra nanjoa anao tany zany ???
ny Reny izay manana zanaka vavy no tena mpiteny io @ zanany vavy
:roll::roll: miala tsiny @ nao aloha zah fa ny Reny zay fantatro hatramin'izao ka hatramin'izay mbola tsy nahita ary tsy mbola naheno an'zany aho an! Hafahafa zany reninao miteny an'zany zavatra zany an! hoe hanarian'olona maloto :?::roll:
aleo hazava tsara fa tady hivona ilay resaka.
raha mitady hivona ny resaka de ianao hiany no mapi-voana azy!
Azavao kely aloha le hoe hanarian'olona maloto
74. melody ( 06/10/2006 21:50)
ny fahalalako any misaina dia olona mpivavaka toy ny rehetra ihany fa extreme. Karazana lavage de cerveau io manko @ fivavahana sasany, tsy misokatra mihintsy ilay saina fa izay kabariny mpitondra no arahina - soit izay na niseho teo @ misaina io cas io dia tena hita fa leo be mihintsy izy!
75. fiderana ( 07/10/2006 03:37)
ari.malala saotra be , izany ka favy an!, dia ahoanakoa izany io rizareo, tsy mety ve?, hoatran'ny mety ko:D:8)8)8)......be ari.malala.
76. Fiffi ( 07/10/2006 07:03)
hanatra sy hisaintsainana hono hoe hanarian'olona maloto ny vhv ! :evil:
77. colar ( 07/10/2006 11:14)
ny an lery no maloto fa ny ana alo madio b mintsy e,ary feno fitiavana ao anatiny,otran zay ko no vo opa mantsy am le izy ka manorisory,ny an la rery ry lery no maloto a,ary ela vita tam maloto,ol tsisy fitiavana ela zany fa panary maloto fotsiny,otran biby,ny biby aza mbola manampitiavana,ny an la fitiavam body fotsiny zany,ndana mamely vodin alika ko e,any ko azo anarina maloto,tssssssss,manao resaka mampiakatra fotsiny le ki........
78. soanja ( 07/10/2006 12:34)
misaina:

mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????


Mety mitombina io eritrerritrao io ny fahitako azy. Ny valiny avy aty amiko de hoe tsy ampy fiainana sy tsy ampy fitiavana izy matoa mora taraiky. Any lehilahy zany ny blem. :wink:


79. Fiffi ( 07/10/2006 12:44)
vhv efa manambady koa ve akia de hoe mora kotiana zany ?
80. pissoa ( 07/10/2006 13:19)
ari.malala, inn no filazana ny vehivavy efa manam-bady mbola manao zakan'ny bandy hafa kay ? tsy haiko ny filazan-njy azy fa ny filazako azy aloha dia miodina e ... eo no nidiran'le miodina teo :-D:-D:-D

mamzelkely, rehefa manana choix hiodina :lol::lol::lol: ve ny sasany dia tsy mba omena choix hanana hevitra ny hafa fa terena fotsiny hoe tsy mpivaro-tena sns izany izy. ah non sur ce je suis désolée kosa alou fa ts rariny mits ny hi-traiter-na azy otran'zany ee :-P:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089