Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........
101. mbaliana
(
11/10/2006 18:11)
MISAINA :
Vhv betsaka no tafintohina tamin'ny vavanao na ny fampatsahivina nataonao..
fa iza moa ianao no hahay hitsara ny ataon'ny hafa? mieiritreritra anao ho tena mahay tonga lafatra indrindra satria lhl?
tsy mba fahalelovana mihitsy io matoa mbola haverinao eto fa tena zay mihitsy no fomba fieritreretanao azy...
Mampalahelo be ny mamanao satria izy no voaompa voalohany, satria ny zanany lahy no nanompa azy mieritreritra azy ho fanarian'ny dadany ny malotony!
Vhv betsaka no tafintohina tamin'ny vavanao na ny fampatsahivina nataonao..
mbola tsy tara raha vonona ny hiova
fa iza moa ianao no hahay hitsara ny ataon'ny hafa? mieiritreritra anao ho tena mahay tonga lafatra indrindra satria lhl?
raha niteny aho ery ambony hoe:ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany "fampatsihahivana io,
tsy mba fahalelovana mihitsy io matoa mbola haverinao eto fa tena zay mihitsy no fomba fieritreretanao azy...
Mampalahelo be ny mamanao satria izy no voaompa voalohany, satria ny zanany lahy no nanompa azy mieritreritra azy ho fanarian'ny dadany ny malotony!
102. Fiffi
(
11/10/2006 18:25)
misaina:fampatsihahivana ? @ inona ? @ hoe anarian'olona maloto ve ? hazavao aloha hoa le hoe fanarian'olona maloto !!!!! ianao lehilahy ka inona le maloto harianao @ vehivahy ???
kanefa mampalahelo fa dia vavavava be no setriny izao, raha niteny aho ery ambony hoe:ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany "fampatsihahivana io, ary falelovako ny vhv no nilazako izany
103. ari.malala
(
13/10/2006 07:30)
misaina>> za koa aloha d anisan'ny tohina @ le fiteny e! hay moa izany lhl i misaina... de mpanary maloto @ vadiny na ny sipany izanyizy ary dia maloto no nahatonga azy teto ambonin'ny tany e! tsy asiana adihevitra betsaka izany! malahelo ve ianao de zany no fomba fiteninao? vavabe no setriny satria mahay vava ny vhv enao de mahatantesa! milaza ianao fa mampahatsiahy, ianao ve niteny an'izany t@ reninao hoe ianao ry neny nanarian'i dada maloto? sa nyr eninao niteny anzany t@ anabavinao? mahagaga ahy izany ka! hafa kely ny fomba fifampitaizana any aminareo! averiko indray ary tsy asasatra aho miteny fa tsy maloto ny ranon'aina! ary tsy adala Andriamanitra nanao i zany ao anatin'ny lhl ka hampisy ny zazakely rehfa miray ny lahy sy ny vavy @ fotoana mahalonaka ny vhv. mba mieritreritra sy misaina vao maeho hevitra fa manafintohina be ka! za manokana aloha tsy maloto no nivoahako e! ary tsy maloto no nahazoako ireo zanako roa ireo! ary averiko mainao indray fa matoa misy vhv voadona dia misy lehilahy tsy manjary nanao tsinontsinona azy tao! vy tsy mikitrana irery! raha maratra ny fon'ny vhv, iza no nandratra azy.? sitrapony ve? nyt sy fantatrao de zao, raha ataoaza hoe niaraka t@ vhv enao, d bevoka le vhv, d narianao, enao anie no very taraka fa le vhv hahazo bonheur b mints e! satria misy ianteherana sy iafarana refa ratrizay, fa enao nandao, aona ny momba anoa? firifify zay lhl fantatro zay ohe nanana zaza t@ vhv d nanary vhv fa avieo ts nahazo zanaka tsony, vao mipepopepo mitadyiulay zanaka fa tsy omen'ny reniny tsony moa ilay zza tsy tia azy akory! ka aiza ho aiza iulay hoe fanariana maloto @ io teneniko io? maloto v ny zaza aminao?
105. Fiffi
(
13/10/2006 20:12)
ari.malala: raha mbola tsy azon'i misaina ireo voalaza rehetra ireodia tokony handeha hisaina tokoa izy ! zah koa aloha tena anisan'ny tena tafitohana mihintsy an!
107. diamondra27
(
16/10/2006 16:04)
f'angah maloto ny sperme?
Toa avy @io ange hono ireny produits cosmétiques reny ny ankamaroany e!lo tsy haiko aloha e!
de raha maloto ny sperme de maloto daholo zany ny olona rehetra!:roll::roll:
sao de le lhl nanary azy no maloto?
Toa avy @io ange hono ireny produits cosmétiques reny ny ankamaroany e!lo tsy haiko aloha e!
de raha maloto ny sperme de maloto daholo zany ny olona rehetra!:roll::roll:
sao de le lhl nanary azy no maloto?
109. misaina
(
17/10/2006 11:46)
Slt daholo: fa angaha moa eto foana no atao anton'asa moa ry vhv isany?....Raha momban'ny hoe vitan'i dadanay sy mamanay t@ inona aho , dia aleo hazava tsara fa mpivady vita mariage ara-dalana mamanay sy dadanay , fa tsy hoe nifampitsaingoka teny @ sisiny akory aza fady, ary ny hoe inona ilay loto hariana, dia mbola averiko eto indray fa tahakan'ny alika io ka na vodindrindrina aza hamanizany( mialan-tsiny aho fa mahitsy fiteny) dia torak'izany no dikan'ny hoe hanarian'olona maloto, tsy misy suite intsony, tsy nisy akonny intsony ilay fiarahana fa vita hatreho, tsaingoka dia vita.....sa inona indray ? ary ity no tsarovy fa betsaka ny manozina ny lhl @ izay fotoana izay, kay lasa dila ka tsy hita intsony ilay mmmmmm.....ary aza miteny fa nisy fitiavana tao anatin'izay fiarahana izay indray mitsaingoka izay, mazava ôôô.
110. xxx
(
17/10/2006 11:51)
Slt daholo,raha izaho no vhv dia mandinika aho dia misaina vao mamaly, fa tsy miaro tena be avy hatrany, fa misy marina ihany ireo lazain'i misaina ireo.
111. xxx
(
17/10/2006 11:56)
mbaliana , sao dia mila kapaina aza ianao izany fa toa mahay tsy hita fery,sao dia tsy ampy anonnn.... hono:-D
112. booboo
(
17/10/2006 12:12)
Misaina > fa maninona kay ianao no be doika be hoe maloto ny sperme ? (...) fanariana maloto (...) sns ? fa dadanao t@ niray t@ mamanao ka nahazoan-dreo anao kay inona no nivoaka sy nalefany tao @ vagin-n'ny mamanao ? :roll:.
xxx > Ny ankamaroan'ny valinteny hitako tato dia tsisy miaro tena fa mitondra hevitra sy fomba fijery hafa ankoatra ny an'i Misaina, tsy midika zany fa tsisy nisaina sy tsy nandinika tsara aby reo namaly hafa rehetra ireo.
xxx > Ny ankamaroan'ny valinteny hitako tato dia tsisy miaro tena fa mitondra hevitra sy fomba fijery hafa ankoatra ny an'i Misaina, tsy midika zany fa tsisy nisaina sy tsy nandinika tsara aby reo namaly hafa rehetra ireo.
113. ari.malala
(
17/10/2006 12:50)
Raha momban'ny hoe vitan'i dadanay sy mamanay t@ inona aho , dia aleo hazava tsara fa mpivady vita mariage ara-dalana mamanay sy dadanay , fa tsy hoe nifampitsaingoka teny @ sisiny akory aza fadyfa na vita mariage aradalàna na nifmapitsaingoka eny @ sisiny, tsy refa sperme ve de mitovy e! sa ny sperme an'ny dadanao madio fa ny an'ny lhl hafa maloto daolo?
ary ny hoe inona ilay loto hariana, dia mbola averiko eto indray fa tahakan'ny alika io ka na vodindrindrina aza hamanizany( mialan-tsiny aho fa mahitsy fiteny) dia torak'izany no dikan'ny hoe hanarian'olona maloto, tsy misy suite intsony, tsy nisy akonny intsony ilay fiarahana fa vita hatreho, tsaingoka dia vita.....sa inona indray ?dia hanontany anao aza aho e, za vhv, fa za ts manao raha ts olona tiako fa ny lhl sasany d ny hitsaingoka araka ny teninao, dia iza no diso amzany? le lhl nanararaotra sa le vhv nofitahina? matoa anie nisy ny firaisana, olona roa samy conscients no nifanaraka fa hiaraka e, fa ny lhl sasany no tsy manjary ka mamitaka! dia ny vhv no ambanianao hoe fanarian'ny olona maloto?
xxx>mandinika sy mieritreritra tsara toko aho vao mamaly ary tsy miaro tena sanatria, satria tsy mahatsiaro nanao fahadisoana, ary maneho hevitra sy mamaly ny tenin'i misaina aho ka!
114. misaina
(
17/10/2006 16:59)
ari-malala sy ny namany koa tsy manaiky mihitsy:-P, mitovy ve ny mijory sy ny manana trano eh!!raha nareo ireo izao no hitan'ny vadinareo avy izao resaka izao dia ho gaga mihitsy hoe kay zany ny ao antsaina an, tsy manaiky fa manindry foana, :lol:, ary tena manindry marina anie nareo zany ry ari-malala e, tsy aleo mba avadika indray ny fanao:-D:-D:-D:-D:-D
115. xxx
(
17/10/2006 17:03)
Misaina an, ny hendry mody voky fa ny adala manesika foana:-D, tsy hanaiky izany ireo fa efa prof hiihiihihihiiiih:-D:-D
116. xxx
(
17/10/2006 17:17)
Ny tsy azon'areo vhv dia izao, ny lhl efa h@ zay no andrianina foana, na inona na inona adalana vitany, na ratsy ohatra ny gidro aza ,fa ny vhv vao misy acte kely dia mandrakizay misy mampantsihahy foana,ary raha momba ka tsy miteraka ny mpivady, ny vhv mafy kokoa ny entana entiny mihohatra ny lhl, raha hanangana zaza indray,ny lhl tsy maintsy manana izay nalohan'ny kibony, hiteraka any ankafa ary iny no zavatra tena tsy zakan'ny vhv indrindra, ny vozongo no mahazaka izany zaza hatsangana izany fa tsy isika gasy akory, ary tsarovy fa rehefa momba ny vhv dia mbola eo koa ny henjika izay ataon'ny fianakams , fa ratsy fitondrantena matoa momba izay,ka izay ilay izy, anjaran'ny tsirairay no misaina hoe aiza ho aiza no fipetrany izany.
117. Fiffi
(
17/10/2006 18:16)
misaina:de aiza ny valin'ny le hoe hanariana maloto ?
Raha momban'ny hoe vitan'i dadanay sy mamanay t@ inona aho , dia aleo hazava tsara fa mpivady vita mariage ara-dalana mamanay sy dadanay ,
118. misaina
(
18/10/2006 09:00)
Fiffy: efa mazava be ny valinteny nomeko io,dadanay sy mamanay raha nanao ahy tsy tao anatin'ny 1mn akory fa zaza nirina tao anatin'ny fanambadiana ara -dalana tsara, ny maloto amiko dia ny zavatra atao ankinafina ary filan'ny nofo fotsiny, tsaingohan'ny bandy hafa androany , rampitso koa hafa dia tahak 'izay foana, hoy ilay bandy izay, rehefa mitady izy dia omena azy ny hafatra,zaranay aza misy hanariana ny mavesatra klé.Henohy ity hira ity:"maty ilay mpivarontena, maty tsy nisy mpanontany, maty tsy nisy nahonena, maty tsy nisy mpitomany".....rehefa ratsy fitondran-tena ny vhv dia mandrampahafatiny aza misy foana ny fanenjehana azy.
119. misaina
(
18/10/2006 09:08)
fiffy: aleo indray tsy atao hoe maloto fa mavesatra fa mavesatra no metimety kokoa.
120. xxx
(
18/10/2006 09:14)
Ny mpivavaka nandalo, dia nisotra an'andriamaniny, fa afa doza.....ny tany amamonina=D=))
