Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........

81. papounette ( 07/10/2006 14:42)
[quote=misaina]
ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany

Innn no tinao tenenina @zany?Fa misy zavtr maloto angà miainga avy any @lhl any?
82. Fiffi ( 08/10/2006 17:51)
avy any aminy kah!
83. mbaliana ( 09/10/2006 10:53)
Misaina niteny hoe
Mbaliana: izao no nataoko dia tsy fankalozana akory na ifanandrina @ nareo vhv fa fitondrana ny sain'ny vhv hirona ho any @ ny ho aviny rehetra!! hifaninana @ lehilahy ve ny vehivavy @ lafiny inona?? Fitiavana ve?, efa be no vodoana , ary aza miady vintana @ lahilahy fa , ny lehilahy anie ka kapaina tsy hita fery eh!! ary ny lehilahy koa tsarovy fa na 70 toana aza mbola afaka manana zanaka, fa ny vhv misy fetrany izany, "ny akoho tsy nanantody efa lanin'ny kary" hoy ny fitenenana zay...;

lehilahy kapaina tsy hita fery: ny vhv koa mahazo manao kapaina tsy hita fery rehefa hainy tsara ny mahafantatra ny toe-batany.. fa tsy ataotao foan akory izy ity... Ny vhv raha manaiky ny lhl di fantany ny vokany (raha izaho manokana aloha)ary efa miomana amin'izany .. fa tsy ohatran'ny an'ny lhl sasany rehefa any dia any tsy mieirtreritra ny ho vokany...

miady vintana amin'ny lhl: tsy misy ady zany fa samy manana ny fiainany.. samy manana ny fitondrany ny fiainana... tsy ny lhl no iandrasana hitondra ny fiainan'ny vhv akory ..fa afaka mitondra ny fiainany samirery koa ny vhv...
Tsy ny firaisana amin'ny lhl akory no tena tediavina amin'ity fiainana ity fa ny fitiavana izay azo atao koa amin'nyfomba maro hafa ... fa na 100 taona aza ny vhv mbola afaka maneho ny fitiavany foana na dia tsy misy firaisana ara-nofo amin'ny lhl aza... tsy io fomba io akory no tokana aman-tany hanehoana ny fitiavana ho an'ny olombelona ...

Resaka zanaka: tsy ny fiterahana ihany no mety hahazoana zaza fa afaka manangana ihany koa... fa ny important ndrindra dia ny fanomezana fitiavana ho an'ny zaza mandritra ny andro iainany rehefa nanaiky ny hiteraka na hanangana.
84. mbaliana ( 09/10/2006 11:14)

Misaina niteny hoe:

mamezlekely: raha tsy manao ilay izy moa ianao , inona no tokony menomenomanao ? ny marina dia entre nareo vhv samy mpinamana ihany no mivoka ny fitenena hoe i raha anona sy anona iny anie ka makorela sns sns, nareo samy vhv no tena mpiteny izany , vehivavy alika mpangalabadin'olona , kala makorela sns ireo fiteny mandeha daholo, satria na nareo vhv aza mahatsapa fa vhv alika, makorela matoa mbola maka ihany ilay bandy na efa vadin'olona aza, ka zany aza vadin'olona no alaina efa makorela no ilazana azy, maika fa sipa miaraka @ bandy maro maro inona no ilazantsika azy kay?


Fa hono wa e ny lhl ve dia tena SARIBAKOLY MIHITSY azon'ny vhv alaina rehefa tiany.. tsy mba afaka misafidy araky ny SAINY SY NY FONY fa tena mande araky ny LOHAN-JAVA-NY..
Raha misy lhl manambady ka mande any amin'ny vhv hafa:
noteren'ilay vhv hafa ve izy hiaraka aminy sa rehefa hamelaran'ny vhv ny tongony dia iny fa roboka ... tsy manana ny PERSONALITE-NY izy zany fa ny lohany dia tsy mba ilay eo ambonin'ny tenda fa ny ambany kibony...
Raha araky ny fitenin'i misaina dia ny vhv ihany no olona afaka tezitra rehefa voafampirafy..
Fa raha ny lhl no sendra ny vhv mampirafy .. mba ahona re ny reaction-ny ? tonga dia hoe vonoiko le bandy na vonoiko le sipako na vadiko, dia tsy mivoka koa ve reo fiteny reo? ... ny lhl indrindra no mpiteny ireo makorela sns ireo raha sendra ka nisy vhv nandà azy tany ho any.

RAHA MISY NY VHV MAKA NY VADIN'OLONA DIA tsarovy fa MISY KOA NY LHL MAKA NY VADIN'OLONA
Amin'ity fiainana ity dia tsy misy ny fiadiana vintana fa ny fisainana no itondrana ny fiainany no misy na lahy na vavy...

85. mbaliana ( 09/10/2006 11:21)
Misy hadinoko kely : tsy ny lhl ihany no afaka misaina fa ny vhv koa.. anga mbola tsy henonao le hoe:
A coté d'un homme fort il y a toujours une femme forte qui l'encourage.
86. ikalakintina ( 09/10/2006 11:44)
mbaliana:

Misy hadinoko kely : tsy ny lhl ihany no afaka misaina fa ny vhv koa.. anga mbola tsy henonao le hoe:
A coté d'un homme fort il y a toujours une femme forte qui l'encourage.



=D

87. fiderana ( 09/10/2006 14:49)
Misaotra an'i mbaliana isika rehetra.(l)be ilay valin-teny!...:D
88. ninih ( 09/10/2006 16:17)
feno kosa le hevitra nivoka a! tsy hita intsony izay tenenina fa samy marina ny voalaza retra tsinona!
mbaliana: =D
89. pissoa ( 10/10/2006 11:00)
mbaliana:
lehilahy kapaina tsy hita fery: ny vhv koa mahazo manao kapaina tsy hita fery rehefa hainy tsara ny mahafantatra ny toe-batany.. fa tsy ataotao foan akory izy ity... Ny vhv raha manaiky ny lhl di fantany ny vokany (raha izaho manokana aloha)ary efa miomana amin'izany .. fa tsy ohatran'ny an'ny lhl sasany rehefa any dia any tsy mieirtreritra ny ho vokany...

Io toe-tsaina io ilay hoe mifaninana amin'ny bandy lazaiko nefa lavinao ... Toy ny miteny ianao hoe Rehefa kapaina tsy hita fery nareo lehilahy dia izahay koa anie mahavita kapaina tsy hita fery e :-w:-w:-w ngô de ho hita fery ihany ny farany :-P:-D:-D:-D

mbaliana:
miady vintana amin'ny lhl: tsy misy ady zany fa samy manana ny fiainany.. samy manana ny fitondrany ny fiainana... tsy ny lhl no iandrasana hitondra ny fiainan'ny vhv akory ..fa afaka mitondra ny fiainany samirery koa ny vhv...
Tsy ny firaisana amin'ny lhl akory no tena tediavina amin'ity fiainana ity fa ny fitiavana izay azo atao koa amin'nyfomba maro hafa ... fa na 100 taona aza ny vhv mbola afaka maneho ny fitiavany foana na dia tsy misy firaisana ara-nofo amin'ny lhl aza... tsy io fomba io akory no tokana aman-tany hanehoana ny fitiavana ho an'ny olombelona ...

Otran'ny manohitra be ilay teninao eo ambony io ... sa tsy azoko tsara le tianao tenenina :?::-D:-D:-D

mbaliana:
Resaka zanaka: tsy ny fiterahana ihany no mety hahazoana zaza fa afaka manangana ihany koa... fa ny important ndrindra dia ny fanomezana fitiavana ho an'ny zaza mandritra ny andro iainany rehefa nanaiky ny hiteraka na hanangana.

raha mitovy kosa angamba ny lanjan'ireo dia tsy nisy nitotototo nandany vola hananany zanaka ireny olona momba ireny ... asa aloha :-D:-D:-D
90. booboo ( 10/10/2006 11:36)
raha mitovy kosa angamba ny lanjan'ireo dia tsy nisy nitotototo nandany vola hananany zanaka ireny olona momba ireny ... asa aloha


Saika hanao commentaires zà fa aleoko mangiana tampoka ndray...ratsy velona ity journée anio ity bou hou hou
91. mbaliana ( 10/10/2006 11:48)

hoy pissoa
Io toe-tsaina io ilay hoe mifaninana amin'ny bandy lazaiko nefa lavinao ... Toy ny miteny ianao hoe Rehefa kapaina tsy hita fery nareo lehilahy dia izahay koa anie mahavita kapaina tsy hita fery e ngô de ho hita fery ihany ny farany


Inona aloha le fery e? zazakely ve?
noeritreretina ho victime foana ny vhv eo amin'izay ataony raha manaraka ny sitra-pony.. za anefa miteny hoe tsy victime zany ny vhv satria misaina alohan'ny anaovany ny zavatra iray.. fantany ny vokany... (raha tsy hoe tena vhv tsy nahita fianarana mihitsy fa bado be .. na koa hoe tsy matotra)ahoana izy no enjehina amin'ny zavatra nataony raha an-tsitra-po no nanaovana ny azy? maha-hita fery azy ve zany?...:roll::roll:
Ny lhl anie no tsy mahafantatra fa ny vhv raha misy zavatra ataony dia efa presque nicalculer-ny vokany e...vhv ianao ary fantatrao ny zavatra ataonao fa tsy ataotaonao foana akory.

le hoe mifanohitra...
ny firaisana ara-nofo dia fantatra fa fizarana fitiavana (samy mahazo daholo raha tsy hoe violer angamba lay olona iray)...voalaza tary ambony fa na 70 ans aza ny lhl mbola miteraka fa ny vhv misy fetra...
Rehefa mihoatra ny 70 ans zany ny vhv dia tsy mahazo fitiavana intsony fa tsy manao firaisana ve?
anga tsy mbola tsy nahita mpivady plus de 70 ans nareo nefa mbola hita fa mifankatia le olona? ny andry zareo na mifampitantana aza dia efa fanehoana fitiavana dia efa ampy andry zareo...

miitady zaza mandany vola... tsy haiko na voavakinao na tsia ny ambiny hoe
ny important ndrindra dia ny fanomezana fitiavana ho an'ny zaza mandritra ny andro iainany rehefa nanaiky ny hiteraka na hanangana:
Inona ny maha samihafa ny fitiavana zaza nateraka sy ny natsangana raha fitiavana daholo no omena azy ireo?
92. booboo ( 10/10/2006 11:50)
ny important ndrindra dia ny fanomezana fitiavana ho an'ny zaza mandritra ny andro iainany rehefa nanaiky ny hiteraka na hanangana:
Inona ny maha samihafa ny fitiavana zaza nateraka sy ny natsangana raha fitiavana daholo no omena azy ireo?


eka ouz !
93. diamondra27 ( 10/10/2006 11:58)
mba omeo pourcentage oe za ry misaina hoe: vhv firy no nikoty anao?

Ao anatin'ny iray andro (DE 9H-20HH )ohatra @izany hoe: vhv mikoty lhl izany, miala any antrano ianao, de any ampianarana na any ampiasana, de lalan'ny mody, tonga ao antrano, firy ny vhv nikoty anao?
94. ari.malala ( 10/10/2006 12:37)
Raha nijery ny momba an'i misaina aloha izany ny tenako dia tsy voafaritra na lahy izy na vavy. Milaza ianao fa hampisaina no anaovanao hoe anarian'olona maloto ny vhv, nga hoa maloto ny ranon'aina na sperme? ianao zany natao t@ maloto? misaina ve ianao manoratra sa tsy misaina e! Milaza ihany koa ianao fa ny reny mananjanaka vavy no mpiteny an'izany, tsy mino aho, satria matoa ilay vhv tonga reny dia nanao firaisana t@ vadiny izy nahazoany an'io zanany io koa tsy mihintsy izy hoe nanarian'ny dadanao maloto anie za nahazoako anao e! satria averiko indray fa tsy maloto ny ranon'aina. Ary tsy anatra izany teninao izany amiko! Raha lehilahy ianao ka manambady na manana sipa, dia sahy miteny ve ianao fa tsy mbola nanana faniriana hiray t@ vadinao na ny sipanao? dia ianao koa anie zany manary maloto @ vadinao na ny sipanao e!! mba misaina vao manoratra hoaa!!!!

95. mbaliana ( 10/10/2006 17:33)
Ny tena mahagaga ahy eto dia mora ho an'ny sasany ny mitsara hoe tsy manaja tena ny vhv hafa maka ny vadin'olona na sipan'olona...
d'accord mihitsy hoe nagalatra lay vhv fa NY HADINONY tsy niteneniny DIA ILAY lhl MPANITSAKITSA-BADY.Tsy miaro an'ilay vhv niaraka amin'ny vadin'olona aho sanatria nefa mba eritrereto ihany ry lhl mpanome tsiny ny vhv: io vhv niaraka amin'ny vadin'olona io anie ka tsy nanao voady hoe tsy haka vadin'olona e, fa ilay lhl mpanitsakitsa-bady no nanao voady hoe hanaja ny vadiny...

Raha mbola tsy mpivady ndray ny olona dia izay voampirafy no mahatsiaro tena koa hoe ary tena tsy tian'ity aho matoa izy mankany amin'ny vhv hafa...

Mba valio aho ry ireto hoe: raha ny sipanao no tratranao miaraka amina vhv hafa? iza no tokony omena tsiny ilay vhv ve sa ilay lhl nampirafy?

rah mpinamana le vhv voampirafy dia ekeko hoe mpamadika ilay namana ecc... Fa mbola asaiko trois points de suspensions ihany aza zany hoe mbola discutable...
96. mbaliana ( 10/10/2006 18:15)

hadinoko foana raha lhl koa no voampirafy? dia ilay lhl iray vaovao ve no diso?

97. Fiffi ( 10/10/2006 19:44)
aiza zao i misaina eh ? :roll:
98. mbaliana ( 10/10/2006 19:55)
:{:{:{
99. Fiffi ( 10/10/2006 20:23)
sa mbola lasa nisaina kosa angamba eh ? :roll:
100. misaina ( 11/10/2006 12:24)
Inty aho: ,matoa aho nanao io sujet io dia nahita fiovana bdb teo @ vhv, mbola mamerina aho , ary mialantsiny ho an'izay tohina @ teniko, sanatria tsy fanenjehana no ataoko fa, fampatsihahivana fa mbola tsy tara raha vonona ny hiova.Ny vhv makorela sns, izao no tsarovy fa fomba fiteny ankehitriny ireo ary na lahy na vavy dia miteny ireo daholo, marihako fa niteny aho tery ambony hoe tsy tiko raha ny sipako na ny vadiko na ny baviko no mety ho tratran'izao , ary antso avo no nataoko mba hisaintsainan'ny tsirairay , kanefa mampalahelo fa dia vavavava be no setriny izao, raha niteny aho ery ambony hoe:ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany "fampatsihahivana io, ary falelovako ny vhv no nilazako izany fa tsy fanenjehana akory sanatria, satria ninoninona ataon'ny lhl ,dia misongadina eny foana maha rangahy azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0094