Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........
21. misaina
(
05/10/2006 12:30)
xxx: matoa aho miteny sy manolotra hevitra eto dia satria, tiako mba hiova sy hisaina ny ho aviny ny sipa, mila fitsaboana io torohevitra nataoko io , satria mihamitombo isanadro zany toetra ratsy zany, tsy nataoko fatintany ity fa ho fanairana ho an'ireo zay mihevitra fa fasambarana ny milomano ao anatin'ny filalaovana, ary tsy niteny aho hoe ny vhv rehetra fa raha ao anatin'ny isa 10 ve misy sipa 7 manana fomba ohatra zao tsy efa bdb ve zany??
22. misaina
(
05/10/2006 12:35)
vakiniadiana: ny mikoty bandy tena efa lamody be io zao, ary tena tsy misy fatahorana intsony, ny bandy indray aza no matahotra ho kotiana,ary tsy mamela mahazo mitsy ny sipa!!
23. misaina
(
05/10/2006 12:44)
caprio: bandy aho lesy ,ny hi zesta hoe nahazaka bdb aleo ho ahy zany, fa adi-hevitra no ataoko eto satria, aretina io mila fitsaboana, ary tsy ho zakako koa raha ny sipako ,na ny vadiko na ,ny baviko no hanana toetra ohatra zany, aleo izay hananihany @ zay valim-panontaniana eo hamazivazy fa misy io matoa aho miteny, ny malalan- tsaina aleo handinika, mandeha ny adi-hevitra
24. vakiniadiana
(
05/10/2006 12:48)
caprio >> matotra aho milaza an'io ka :D
Ka raha tena tiany ve moa aho dia omenareo tsiny izy raha mikôty ahy ? tsy voatery resa-bola ny hikôtin'ny vehivavy, fa raha ny @ izao fotoana izao dia efa fanaon'ny vehivavy izany, OK ? :wink:,
caprio >> za aloha tanavo e, tambanivohitra avy any vakiniadiana, ary mirehareha @ izany

25. vakiniadiana
(
05/10/2006 12:53)
caprio >> ka omen'là tsiny ary ve ny jôba raha mba tena tiany aho ka tsy tantiny intsony dia kôtiny ? :D , olombelona ihany anie ny vehivavy e
Ny tiako holazaina dia efa mivoatra be ny toe-tsaina @ izao, tsy haiko na mivoatra @ ratsy na @ tsara, fa raha sendra mihaino ny resaky ny ankizivavy dia tena variana mihitsy fa dia betsaka no tsy miresaka afa tsy lehilahy sy ny fomba ahazakana izay tiany (tsy haiko na tiany @ vola io na tena fitiavana koa an, aoka tsy ho adino io lafiny iray io)

26. diamondra27
(
05/10/2006 12:53)
za kosa tsy mba hikoty bandy zany ry misaina an!
caprio: marina mihitsy reo voalazanao ireo.
Misaina ilaozany mampiresaka eto @ net fotsiny de lasa tsy sérieuse koa za refa mamaly
caprio: marina mihitsy reo voalazanao ireo.
Misaina ilaozany mampiresaka eto @ net fotsiny de lasa tsy sérieuse koa za refa mamaly
27. xxx
(
05/10/2006 12:54)
Raha izay tokoa zany ny tena zava-misy, de mila mandini-tena tsara ianareo lehilahy: fa nahoana ny vady na ny sipa no mihodina? Misy blem ao izany na koa ve efa mivoatra mankany @ ratsy ny tontolo e?
Za vhv manambady fa na ny fotoana hikarakarako ny zanako aza tsy ampy ka ahoana aho no mbola hihodinkodina any?
Sûr fa betsaka ny fakam-panahy fa anjaranao ny mi-éviter azy am-panajana e?
Za vhv manambady fa na ny fotoana hikarakarako ny zanako aza tsy ampy ka ahoana aho no mbola hihodinkodina any?
Sûr fa betsaka ny fakam-panahy fa anjaranao ny mi-éviter azy am-panajana e?
28. vakiniadiana
(
05/10/2006 13:03)
caprio >> matotra aho milaza an'io ka :D
Ka raha tena tiany ve moa aho dia omenareo tsiny izy raha mikôty ahy ? tsy voatery resa-bola ny hikôtin'ny vehivavy, fa raha ny @ izao fotoana izao dia efa fanaon'ny vehivavy izany, OK ? :wink:,
caprio >> za aloha tanavo e, tambanivohitra avy any vakiniadiana, ary mirehareha @ izany
Ka raha tena tiany ve moa aho dia omenareo tsiny izy raha mikôty ahy ? tsy voatery resa-bola ny hikôtin'ny vehivavy, fa raha ny @ izao fotoana izao dia efa fanaon'ny vehivavy izany, OK ? :wink:,
caprio >> za aloha tanavo e, tambanivohitra avy any vakiniadiana, ary mirehareha @ izany
30. misaina
(
05/10/2006 13:27)
xxx: bravo zay ilay adi-hevitra tohizo fa tsara, misaina ianao bavy.
31. sipagasy
(
05/10/2006 13:28)
mmmhhhhh aza mba maty an-kazo tokana hoa e!!!! izay ihany ny ahy hihih fiainana miserana anie ity lalovantsika ity e!!!, mahaiza manararaotra e!;-)
32. mamzelkely
(
05/10/2006 13:28)
misaina:
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re
ka mety zay no toetrako ko sady mety tiny le olona mikôty azy sady te mba hiova rivotra izy :roll::-D:-D
misaina:
ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????
ke zany izy we celibat ko, mba te hanan sipa izy ke manino ke :-D:-D
33. misaina
(
05/10/2006 14:15)
mamezelkely: vakio tsara ny sujet fa hoe: vhv manambady , ny celibat ....raha manambady ianao ka hitia olona hafa tsy tokony hisaraka ve vao hanao zany , milamina ianao avy eo,fa ny tiko lazaina dia: vady eo ihany ny ambadika misy koa, dia fitiavana inona no ilazana azy @ zay??
34. misaina
(
05/10/2006 14:18)
sipagasy: tokony fanao sy arorotina ve zany ny fotoana havelomana mba hijangajangana, satria tsy indroa ho velona ny olona ???
35. mamzelkely
(
05/10/2006 14:22)
misaina: mamaky sujet tsara za ka de io valiko io efa nataoko quote mits aza (fa zany we diso frapy kely za fa "toetrany" no saika ho soratako fa ts "toetrako" ) sady fitiavana rivotra vavao ko inn njay aza, tadidio fa ra mbola vhv ts hiarakaraka am lhl ts tiny zany.8)
ka io ange zay tiny io ry misaina, refa te sady hiaraka am olona izy na manambady aza inn n problème zay le choix zay ko tsy ifanomezantsiny zany8), encore moins we ra célibataire le sipa ts normal ve izy ra hiaraka am zay mikoty azy ra tiny ee :roll:8)

36. misaina
(
05/10/2006 17:08)
mamezelkely: raha azoko tsara ny tianao lazaina de ao anatin'io fiainana io ianao matoa maneho ny hevitraho toy izao,totofana lainga ny vady ,omena tsiky mba tsy ahita ze atao?? ary tsy hino ianao raha lazaiko hoe vevavy iray bandy efa ho 6 no miaraka aminy " tena tia ve le sipa " @ zay fotoana zay, ny mitia anie mora , saingy ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany , koa raha zany tsy ho lasa mpivarontena daholo ve ny vhv raha zany no fotompisainana.
37. Tokinao
(
05/10/2006 17:11)
vakiniadiana:
Ny mahavariana aza dia betsaka ny mikôty bandy :D .
Iza no mpikôty bandy ato fa za vonona avy hatrany :D
:-D :-D :-D :-D
38. Fiffi
(
05/10/2006 17:54)
misaina:mba mahagaga ahy indray zany an! nefa moa asanareo lhl fa ianareo hiany no mpikoty ! mahazo nareo mitaraina , tsy mahazo nareo mitaraina ! ka inona hiany no tadiavinareo eh ? :roll:
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????
39. mbaliana
(
05/10/2006 18:07)
misaina: rehefa tia dia miaraka amin'ilay olona tiana fa zany akory tsy midika hoe tiavina daholo zay rehetra hta fa mahafinaritra mandalo.. rehefa tia dia miraikitra amin'ilay tiana... dia tsy tiana toy ny eo ampelatanana zany ny hafa! mazava ho azy (na tsara tarehy na ecc)...
rehefa tsy mande intsony ny fiarahana amin'ity iray ity, zay vao disponible hiaraka main'ny olona anankiray hafa...possible ny hoe mbola eo ampiarahana amin'ilay taloha dia efa dispo hiaraka amin'nyhafa satria tsy ao intsony le tena fitiavana nivaivay taloha na koa misy olana ao (ohatra ny cas ny efa manambady.)

40. mbaliana
(
05/10/2006 18:17)
misaina io tsy ho an'ny vhv irery ihany fa na ny an'ny lhl ihany koa aza...
mahagaga rehefa ny vhv mampirafy bdb dia mpivaro-tena ary rehefa lhl no be sipa dia hoe ...nahazaka bdb...
Matoa le sipa miaraka amin'ny olona bdb ohatr'io dia
sipa voadona tany ho any izy ary tsy miraiki-po intsony na mbola tsy matotra...nefa mila fitiavana ...
Ny lhl ve rehefa manome fitiavana dia ohatry ny mankany amin'ny WC.. saintsaino ihany .. fa ianao io zany dia vokatry ny maloto sa vokatry ny fitiavana nisy teo amin'ny olona roa...
...ary tsy hino ianao raha lazaiko hoe vevavy iray bandy efa ho 6 no miaraka aminy " tena tia ve le sipa " @ zay fotoana zay, ny mitia anie mora , saingy ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany , koa raha zany tsy ho lasa mpivarontena daholo ve ny vhv raha zany no fotompisainana.
mahagaga rehefa ny vhv mampirafy bdb dia mpivaro-tena ary rehefa lhl no be sipa dia hoe ...nahazaka bdb...
Matoa le sipa miaraka amin'ny olona bdb ohatr'io dia
sipa voadona tany ho any izy ary tsy miraiki-po intsony na mbola tsy matotra...nefa mila fitiavana ...
Ny hoe anariana maloto: on fait l'amour pour jeter les dechets...dia tsy amour intsony zany ...
Ny lhl ve rehefa manome fitiavana dia ohatry ny mankany amin'ny WC.. saintsaino ihany .. fa ianao io zany dia vokatry ny maloto sa vokatry ny fitiavana nisy teo amin'ny olona roa...