Maninona ny vehivahy ankehitriny no mora........

41. Fiffi ( 05/10/2006 18:31)
misaina:
ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany ,
misaina: tena misaina tokoa ve ianao milaza an'zao zavatra zao ?
Fa anarian'ny olona maloto ahoana kay zany ? lahy ianao ka ianao indrindra no mamoaka ny ranon'aina ka maloto ve zany sa ...inona le maloto :?::roll::roll:


42. pissoa ( 05/10/2006 18:49)
misaina:
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????


Tsy hoe ny vehivavy amin'izao fotoana izao, fa ny vehivavy sasany amin'izao fotoana izao. Tsy mahagaga satria toy ny vehivavy sasany taloha ihany izany.

Inona no azonareo lehilahy atao ? Aza kotiana (na amin'ny fihetsika na amin'ny fiteny) izy rehefa fantatra hoe efa manambady e :) Dia rehefa mitonantonana mikaoty izy dia aza iarahana ./.
43. mbaliana ( 05/10/2006 18:52)
ahitsiko kely
Matoa le sipa miaraka amin\'ny olona bdb ohatr\'io dia sipa voadona tany ho any izy ary tsy miraiki-po intsony na mbola tsy matotra...nefa mila fitiavana
:
tsy ny sipa irery fa ny bandy koa
44. pissoa ( 05/10/2006 18:56)
pissoa:
Inona no azonareo lehilahy atao ?

Ooops - nivadika njay ny atidohako fa tokony hoe
Inona no azonareo lehilahy atao ? no nosoratako teo :oops::oops::oops::-D
45. mbaliana ( 05/10/2006 19:11)
Ny mikoty vhv na mikoty lhl:tsy voatery ny manao psst akory no mikoty... ary amin'izao fotoana zao ny hitako dia 50% à 50% na lh na vavy...tsy nisy vhv nanaiky kotiana fa efa nisy sympathie kely ihany tao matoa izy nanaiky...ny bandy koa, tsy hikoty ny olona miavonavona aminy fa nahita irika kely amin'ny sympathie an'ilay vhv zay noraisiny hoe fitiavan'le vhv azy,zay izy vao tena miroso...
46. simplex ( 05/10/2006 19:57)
misaina:
mahavariana fa mora zaka (kotiana) ny vehivavy @ zao fotoana zao, indrindra ny vehivavy efa manambady, fa de nahona loatra re.... ny celibat moa tsy lazaina intsony, fa dia nahona loatra re.....?????


ataovy afapo @la lesy izy a. Na @ fihetsika na @ fiteny ozy le namana teo zay. Ataovy tsapany sy reny hoe tena tia.

D mba optimista lesy e, milay b nge le vao miditra ny varavarana d any @ ramatoa doly ny mason'ny kofa retra. Ela @ io miteny anakapo fotsiny, yeah yeah anah io, mahazo mitsiritra doly fa za ihany no mitondra mody :-P;-):°):D

:-*:-*
47. cutie ( 05/10/2006 20:05)
mba optimista lesy e, milay b nge le vao miditra ny varavarana d any @ ramatoa doly ny mason'ny kofa retra. Ela @ io miteny anakapo fotsiny, yeah yeah anah io, mahazo mitsiritra doly fa za ihany no mitondra mody

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tapaka ny tsinaiko :-D:-D:-D:-D
48. pissoa ( 05/10/2006 20:36)
simp, yeah yeah yeah :-D:-D:-D

:-*
49. Fiffi ( 05/10/2006 21:05)
misaina:
ary tsy hino ianao raha lazaiko hoe vevavy iray bandy efa ho 6 no miaraka aminy " tena tia ve le sipa "
mampalahelo raha izany no manjoa anao ry misaina ka nampisaina be anao zany le izy an! fa tsy ny vehivavy rehetra no mora kotina zany an!


50. caprio ( 05/10/2006 22:23)
Misaina sy vakiniadiana:Fa inona aloha no mahatonga anareo hilaza we ny vhv rehetra mora kotiana sy ny we mikoty lehilahy fa nga nareo efa nisy nikoty foana sa efa niresaka t@ vhv rehetra sa ilay tsy manan-katao ireny dia mandinika ny fiainan,ny sipa fotsiny sady averiko indray wa fa ny anareo refa mba nisy nikoty kely indray mandeha de lazaina fa ny vhv rehetra,zay ilay we indray mandeha no mihinana matsiro de isan,andro no milela-molotra.Za kaloa tsy dia tiko lotra raha ny sipa no mikoty ana e
51. caprio ( 05/10/2006 22:28)
Tsy dia reveko mintsy zany bandy manaratsy vhv zany fa ny pd no tena mpifosa vhv matetika
52. Fiffi ( 06/10/2006 06:15)
marina zany !
53. mamzelkely ( 06/10/2006 06:54)
misaina:

mamezelkely: raha azoko tsara ny tianao lazaina de ao anatin'io fiainana io ianao matoa maneho ny hevitraho toy izao,


possible!!! :lol::-D:-D maneho hevitra toy izao za satria sarotra be amiko ny hi-accepter olona tonga de mi-juger fa ts adiadina akory ny tena pourquoi an rht :wink:

misaina:

totofana lainga ny vady ,omena tsiky mba tsy ahita ze atao??


zay njay alou ts haiko ee asakasany io ra hitototra lainga izy :lol:

misaina:

ry tsy hino ianao raha lazaiko hoe vevavy iray bandy efa ho 6 no miaraka aminy " tena tia ve le sipa " @ zay fotoana zay,


mino tena mino za we misy ny sipa manao toy izany fa manin no enjehena ery nefa ny bandy aza misy sipa erahana indray alina ftsn de bye bye de iza no tena mampalahelo amzany :-w8)


misaina:

ny mitia anie mora , saingy ilay fo maratra sy ny tenanao anarian'olona maloto mba jereo ihany , koa raha zany tsy ho lasa mpivarontena daholo ve ny vhv raha zany no fotompisainana.


marina zany fa mitia mora ary zay no hiarahany am le lhl, ary izy matoa manaiky "miray am le lhl" de fitiavana zany fa ts mieritreritra velively izy we fanarina maloto, sa ve misaina refa miray am sipa de manary maloto :roll: hafa njay ra izay, iza no tena mampalahelo ny lhl mieritreritra hanary maloto ftsn sa le vhv manjdray an le izy ho fitiavana :roll:

momba le fivarota-tena njay alou de mitovy hevitra am baliana za eee:

mbaliana:

mahagaga rehefa ny vhv mampirafy bdb dia mpivaro-tena ary rehefa lhl no be sipa dia hoe ...nahazaka bdb...
Matoa le sipa miaraka amin'ny olona bdb ohatr'io dia
sipa voadona tany ho any izy ary tsy miraiki-po intsony na mbola tsy matotra...nefa mila fitiavana


54. Fiffi ( 06/10/2006 07:02)
fa manin no enjehena ery nefa ny bandy aza misy sipa erahana indray alina ftsn de bye bye de iza no tena mampalahelo amzany
tena marina mihintsy akia io ry mamz an! sady misy koh hoe etsy sy ery hahitana sipana avokoa! zay halehany de io efa misy sipa ao! shhhh
55. pissoa ( 06/10/2006 07:16)
Otran'ny mahita zah amin'ny hevitra mandeha eto hoe te hifananina hanao ratsy amin'ny bandy le vehivavy ? :roll: Sao tsy izay no tokony ho izy ? Rehefa mba hajainy hoe ianareo ry andriambavilanitra dia tsy natao faikan'olona fa natao ho vehivavy mendrika ... dia sao tokony manaja tena fotsiny fa tsy ... Asa aloha, hevitro iny :-D:-D:-D
56. mamzelkely ( 06/10/2006 07:42)
pissoa le izy ts hoe mifaninana am hanao ratsy le izy fa le fomba fisainanan'i misaina mits no ts mety hoe mora kôtina vhv, hanarina fako ftsn etc etc... manana ny raison-ny ny vhv matoa maka choix iray torak'izany ko ny lhl ka maninona refa vhv no manao an le izy de traiter-na ho mpivaro-tena??? zay anie le ts azoko ee mais bon samy manana ny heviny marina io :lol::lol:
57. Fiffi ( 06/10/2006 08:13)
ny ahy aloha le anarian'ny olona fako no tena tsy zakako an! azavao kely io hoe ry misaina !!
58. ari.malala ( 06/10/2006 08:19)
misaina, efa be ny zavara voalazan'ny namana fa ny mahagaga ahy @ filazanao dia toa ny rehetra no ataonao anaty sobika iray. manana porofo mivaingana ve ianao? Firy @ vhv ataoko hoe ato @ namana no nokotinao ka nanaiky anao? za alo tsy anisany e hihihi ary tsy hanaiky fa ol manambany vhv otranzany v! hahaha! :-D:-D fa io refa zay no tianle hvv afaka hanin nareo lhl e! refa tiana d erahana ko! ary ny mairaka anie ts votery manao firaisana e! sa ny anao zany? fa ny mahavariana ahy dia ity fanambanianao ny firaisana hoe manary maloto... mahavrianaiky satria hay ve maloto iny ranon'aina iny e! ianao zany maloto no nahatonga anoa teto antany?
59. mamzelkely ( 06/10/2006 08:29)
marina mits ny anjy ka zay ange no nahatonga anah niteny tery ambony tery ry ari we "ke maninona ke?? zay tiny io ke???" :-D:-D
60. pissoa ( 06/10/2006 08:35)
mafy be mihitsy angaha le tsy miodina no mitady vocabulaire mba tsy mandratra sofina mafy tsika vehivavy e :roll:

Rehefa tsy miodina anie tsika dia tsy addresser amintsika ireo insultes rehetra ireo e :lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084