Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27 ( 11/10/2006 13:44)
mailo fa zazavavy
mahita le size miteraka tsy manambady io aho de lasa ny saiko hoe: ndeha hanontany anareo za oe: ahoana no amantarana ny olona 1 fa bevohoka izy , surtout izany hoe: 2 na 3mois izany raha tsy hita ny... tohiny
Aino ( 11/10/2006 13:20)
eeee!!
ny faniriako hatr@ izay dia mba hanana zoky lahy nefa tao vavy be dol izay!! na manana aza tao zandry lahy kely, le tsy mananjoky lahy tahaka ny manjeraka ihany, fa na dia eo aza ny ray aman-dreny ana... tohiny
novalian'i ninih ny 12/10/2006 13:39
cmbolatiana ( 11/10/2006 11:18)
mitady hira ô
Miarahaba anareo rehetra indray. Mba mitady ireto tononkira ireto raha manana ianareo dia mba alefaso anaty tonokira azafady - The regret is never before (Bodo) - Bianco (Bodo) - Tsy haiko ny titre... tohiny
xxx ( 11/10/2006 10:59)
tanora
manan-janaka aho ilay sipany hitany tan'internet fantany amin'izao fotoana fa nisy holana a taoka ilay boay?inona ny tsara ataony hiditra sa tsy hiditra ilay zanako mana-pahaizana sy miaja b. ahoana n... tohiny
novalian'i tslem ny 18/10/2006 13:25
Parfum ( 11/10/2006 10:19)
Ventson'ny Kamboty
Hiran'ny Tarika RABERANTO izy io ary misy toy zao ao anatiny "Ventesinay mora..... sy miondakondana..."... tohiny
xxx ( 11/10/2006 08:51)
fihaonana
Mba eritreritra mandalo ihany ny ahy ry reto, misy ps maromaro wa manao foroma eto isan'andro, tafiditra ao ny alahady sy asabotsy an sady efa inscrites efa elabe, ny sasany aman-taonany maro, kanef... tohiny
novalian'i cutie ny 11/11/2006 20:37
dylan007 ( 11/10/2006 08:00)
mba dinika iray pôlitika eh
mety ho vao² amintsika angamba hoe maninne ary lery io no miresaka pôlitika fa mba ampisy hevitra vao² eto @ forum eh , ra8 ve ry zareo matahotra ny ho resin'i pierrot no tsy avelany miditra @ tana... tohiny
novalian'i Tsingatsa ny 07/11/2006 12:50
oufouf ( 11/10/2006 07:31)
fa maninona kay !
lasa eritreritra ihany aho sady ohatran' ny gaga : fa maninona kay ny vhvy [b]sasany[/b] refa mbola tanora sady tsara tarehy no tsara fanahy , no tsara toetra , no tsara é (l).....fa refa miahantitra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 20:07
andrea ( 11/10/2006 07:13)
Volana tohiny ...
Ndao indray tohizana.. Niko> ianao no mamorona haingampanahy mahalasa eritreritra androany - volana karekare sa pompier manao zipo? sa hoe niverina ilay volana dia lasa voaborosy tsara ny lela teo a... tohiny
novalian'i simplex ny 14/10/2006 21:49
Fiffi ( 11/10/2006 07:08)
Retour de Pierrot Rajaonarivelo: Vendredi à Ivato !
Io indray zany ny vao2 farany fa hiverina @ Zoma zao zany Pierrot an ! Miala tsiny fa @ teny frantsay fa tsy voadika an! [i]Pierrot Rajaonarivelo remet çà ! Après son retour raté de samedi d... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/10/2006 17:57
nenipita ( 11/10/2006 06:42)
ahoana kay no mety ahafantarana azy
manao ahoana daholo ianareo. Hono hoa nareo kay so de misy mahalala hoe raha ohatra ka manao rapport 1 andro mialoha ny ovulation dia mety ho lahy ve saz vavy ilay zaza? Ianareo izay manana vavikely i... tohiny
novalian'i hery ny 16/07/2014 10:41
rabaradaka ( 11/10/2006 06:01)
Mpanolo-tsaina amerikana
Somary hafa samy hafa ny fanapahan-kevitry ny tao Ambohitsorohitra tamin'ilay nanakatonana ny aeroport tao Toamasina. Rehefa nozohina dia izao : kay amerikana ny mpanolotsaina sy mitarika ny propagand... tohiny
novalian'i fijo ny 13/10/2006 21:41
laracroft ( 11/10/2006 00:51)
Vhv zoky(raràna) miaraka @ kôfa zandry..
Slt daôly8) Hono hoà, lasa ny saiko ary nikaroka fa tsy nety nahita ny momba io resaka io ao anaty baiboly( tsy mety mahavaky azy rehetra:oops::^)) fa sao mba misy mahalala an'io kay:roll:? ra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 11:13
lagoon ( 10/10/2006 21:20)
Nosy Oseana Indiana
Mahagaga tokoa ny fihetsik'ireto Nosy Morisy sy La Réunion tato ato izao.Fantany tsara ny tetik'adin'i Pierrot sy ny zavatra kendreny. Tena ohatrany ataon'izy ireo ny mba tsy hisian'ny stabilité et... tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:02
titis ( 10/10/2006 20:59)
hono ho'aho
Mampifamatotra ny fitiavana ve ny firaisana ara-nofo?... tohiny
novalian'i lebatoto ny 14/02/2007 09:29
vancleef ( 10/10/2006 20:59)
Hafatra farany nandeha manelingelina
Asa ny hevitrin'ny be sy ny maro faha tsy manelingelina anareo ve ilay box [b]Hafatra farany nandeha[/b] ? Tsy afaka mamaky tsara intsony faha mihetsiketsika lava izay vakina ! Tsy azo hatao hauteur... tohiny
novalian'i lapino ny 12/10/2006 15:37
xxx ( 10/10/2006 20:08)
mora miova ve ny fitiavana ?
misy kof namako izay , niaraka niala avy tany dago izy sy ny fofombadiny hoe hianatra ..dia nisaraka ry zareo izao... ka asa lé fianana aty an-dafy ve no mahatonga izany nefa tena hoe notsongaina tao... tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2006 19:23
Lejim ( 10/10/2006 19:00)
mitady sa miandry fitiavana
Tadiavina ve sa andrasana ny fitiavana? Zah tsy mahazo mihitsy! Toa nisy fotoana t@ fiainako tonga ho azy ilay izy, dia indraindray anefa zah mieritreritra hoe, mila tadiavina ilay fitiavana. Ahoana... tohiny
novalian'i Lejim ny 12/10/2006 02:15
Aino ( 10/10/2006 18:22)
ahoana ny @ izany
misy olona iznay efa ela be no nifankafataranay ary efa ho 1 ans tsy tapany mahery izya no niarahanay dia na dia nifanoroka aza mbola tsy natao nefa nifankahazo sy nifankaty tsara ary matetika mihaona... tohiny
novalian'i Aino ny 21/10/2006 19:55
salmo ( 10/10/2006 16:38)
¿Gasy sa Vazah?
Mihamin-tombo ihany ity ny tena sady mihatapitra ny andro fianarana. Bainina miteny oe: europeana, Ny ''amigos de Mscar miteny oe: malgache. Ny amigos spane miteny oe: zay misy :-D:-D. Ny eritreritra ... tohiny
novalian'i ratonga ny 20/11/2006 15:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.7768