Nosy Oseana Indiana

1. lagoon ( 10/10/2006 21:20)
Mahagaga tokoa ny fihetsik'ireto Nosy Morisy sy La Réunion tato ato izao.Fantany tsara ny tetik'adin'i Pierrot sy ny zavatra kendreny.
Tena ohatrany ataon'izy ireo ny mba tsy hisian'ny stabilité eto amintsika @ izao fotona izao,satria manomboka tonga ny investisseurs;Nickel,Pétrole,Illménite,Charbon,centres d'appels,zones frances,tourisme...
Matahotra angamba ry leirony fa manomboka mihetsika ny toe-karena eto @tsika sady manomboka mihena ny vola miditra any @ dry leirony.
Mety paranoïa angamba aho,nefa tsara dinihina ihany io resaka io.
Misy koa milaza fa misy vola be an'i Pierrot mipetraka ao Maurice.
novalian'i fijo ny 12/10/2006 21:02
2. Fiffi ( 10/10/2006 21:57)
lagoon:
Misy koa milaza fa misy vola be an'i Pierrot mipetraka ao Maurice.
de misy hidiran'le fihetsiky ry zareo @ inona aloha ? le hoe nankanesany tany ve ? fa tsy tondé niala avy teto paris ?


3. fijo ( 10/10/2006 22:43)
ao la reunion aloh aizy tokony tsy hoafaka manao hetsika,satria mbola tany frantsay io."obligation de reserve"fa ao maurice no tsy hitako izay hilazana azy.
4. tenagasy ( 10/10/2006 23:44)
Mankamamy!
Obligation de reserve ve r'i fijo? Dia ireny nisy ny fiantsoana fitokonana ankapobeny nataon'ny RFI ren'izao tontolo izao ireny, dia inona no mba nataon'ireo menasofina? Sa ahoana??? Mbô ampio aho e!
Aho manao hoe, misy koa ny akitra mampiady angely!
Mirary soa e!
5. oufouf ( 11/10/2006 07:43)
tsy maurice sy la réunion ihany é ... taty france izy tokony nanao ."obligation de reserve", nefa toa nanao interview atraiza atraiza, ary sahy manoratra tany amin' i chirac .... tsy nisy "rappel à l'ordre" mintsy, mba mahagaga ihany
6. kitjo ( 11/10/2006 09:26)
marina zany lagoon aahhh

7. Stone ( 11/10/2006 12:27)
i Frantsa foana no ao ambadika ao
8. lagoon ( 11/10/2006 18:08)
Mazava ange fa ny tsotsoka no ao am-badika ao e.Fa ireto Nosy eto akaiky ireo no lasa fitoavana fontsiny.Nefa misy fialonana koa e,mialona antsika iretsy Nosy kely fa manomboka mifoha @ ilay "coma" nitondran'i ratsiraka sy ny Francafrique antsika isika.

9. fijo ( 11/10/2006 20:51)
tenagasy sy oufouf,tena marina ireo tsikaritra ataonareo ireo.za koa taty dia nahita ary gaga fa avela manao valandresaka etsy sy eroa izy.mazava aloha fa misy politika vahiny ao ambadika ao.izao anie voalaza fa hisy olomboafidy frantsay hiaraka tonga aminy e.
fa raha ny tokony ho izy,dia tsy tokony avela hanao ireny izy raha eto amin'ny tany frantsay
10. Stone ( 12/10/2006 00:15)
Tandremo koa fa i Maorisy koa tsy azo atokisana, ny tenako dia efa nifandona im-betsaka t@na maorisiana na teto mada na tany afrique. Manana complexe izay ry zareo @ gasy dia ataony izay hampiletika anao.
Be dia be ny exemple: tao @ UCB, zone franche etc.
Ny reunionais indray dia efa maty lolo ka lasa akama @gasy indray izao rizareo @zao fotoana izao.
11. xxx ( 12/10/2006 11:46)
za eto larônô no mipetsaka fa ny reunionais koa tsy mankasitraka an'i poireau , fa tena mitimbona koa io vinavinan'i lagoon io , fa raha misokatra i M/car de vizaka daholo ireto hosy kely manodidina azy
12. kitjo ( 12/10/2006 18:44)
mahafinaritra fa efa betsaka ny Gasy no conscient @le raha....
13. fijo ( 12/10/2006 21:02)
ka aleo koa isika mba hampitahotra amin'izay ,fa efa lany andro ny ariary be e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1149