ahoana ny @ izany
1. Aino
(
10/10/2006 18:22)
misy olona iznay efa ela be no nifankafataranay ary efa ho 1 ans tsy tapany mahery izya no niarahanay dia na dia nifanoroka aza mbola tsy natao nefa nifankahazo sy nifankaty tsara ary matetika mihaona sy miara mirenireny.
de samy tsy manana ny eritreritra ny hifanoroko nefa tsy misy menatra.
de samy tsy manana ny eritreritra ny hifanoroko nefa tsy misy menatra.
novalian'i Aino ny 21/10/2006 19:55
3. fasaly
(
10/10/2006 18:30)
aino: ka laozanareo mirenireny lotra de hadino lay mifanoroka:wink:
njy no manaova vlou raha tsy sahy izy e! raha tena mifakatia marina an!:°)
ary sao aza njy no manao hoe mifakatia nareo fa izy manao hoe mpinamana nareo:P:roll::roll::-D
njy no manaova vlou raha tsy sahy izy e! raha tena mifakatia marina an!:°)
ary sao aza njy no manao hoe mifakatia nareo fa izy manao hoe mpinamana nareo:P:roll::roll::-D
7. fiaritiana
(
10/10/2006 21:49)
raha hoe 1 volana dé ekeko hihihihi raha tena tiandry izy dé apetraho aminy io fanontaniana io nefa jereo alou ny relation nareo sô dé mpinamana marina fotsiny na koa oe tsy mieritreritra ninn ninn izy!!
11. cutie
(
10/10/2006 22:04)
ratonga
haiko kay
we manin ve isika no tsy mifanoroka
zany ve tsy hampime na ny hanontany an'zany aza :-D:-D:-D
haiko kay
we manin ve isika no tsy mifanoroka
zany ve tsy hampime na ny hanontany an'zany aza :-D:-D:-D
12. ratonga
(
10/10/2006 22:18)
k'ita ko na le manotany na le anontanina ngamba samy tapatsinay:-D:-D:-D=))=))=))
13. dailynews
(
10/10/2006 22:20)
tandremo fotsiny ary sao dia simba ny finamanana fa izany iray taona sy tapany izany efa betsaka ihany raha niarahana be amin ny maha mpinamana ka raha tsy nisy ny zavatra nitranga..sao dia tsy tokony hitranga?
14. cutie
(
10/10/2006 22:23)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 11-10-2006 00:18:48:-D:-D:-D:-D
Lohateny : Re : ahoana ny @ izany
k'ita ko na le manotany na le anontanina ngamba samy tapatsinay
Aino aza anontanian alou
17. malalatinasoa
(
11/10/2006 05:48)
Mbo mahagaga indray izany bandy tsy sahy manoroka izany, raha toa ka hoe mifankatia marina. Sady @ izay herintaona sy sasany be izao:?:
Mety ianao no lasa tia azy noho ny fiseraserana fa ny azy dia finamanana madio, asa aloha....
Mety ianao no lasa tia azy noho ny fiseraserana fa ny azy dia finamanana madio, asa aloha....
19. robot
(
11/10/2006 06:28)
slt aino
raha ny @ko manokana aloha dia
fanontaniana no hapetsako aminao
hoe: ny fandraisanao anazy izay herintaona zay manao ahoana
zany hoe tianao ve ilay olona sa namana fotsiny ?
dia ilay olona koa ve mbola mifankahita @ nao matetika
io ndray mianakina aminao ihiany
fa raha toa ka fitiavana toy ny olondroa miaraka moa no tinao hahatongavana
inona moa no misakana anao tsy hanontany azy @ zany!
io anie no zvtr tsy tokony hiala @ mpifankatia eh
ka mahalasa saina manko zany tsy misy fifanorohana zany
mazotoa eh! de maherezah

20. fiderana
(
11/10/2006 07:06)
aza mbola hatao alou aino, fa sao hafa mihitsy ny heritreriny.:oops:!