ahoana ny @ izany

41. mbaliana ( 13/10/2006 10:01)
Aino raha mbola mety2 aminjy le ohatr'izao dia aleo ohatr'izao fa tsara akia
42. Aino ( 13/10/2006 11:55)
robot ah aha izy anie tsy olona sarokenatra izany eh!!

mbaliana mbola mety mety mihintsy.
43. malalatinasoa ( 13/10/2006 13:56)
Dia tena mahagaga zany relation izany.

Nefa izahay mpinamana koa misy fotoana mifampiantso an'io cheri-cherie io na lahy na vavy, fa efa samy mahalala fa vazivazy otrany sasany ihany.

Fa reveo manja e :D. Mahafinaritra izany.
44. robot ( 13/10/2006 14:19)
fa in zany no tanjony lery eh!:D
sa mety avy @nao koas angamba ny atony raha izany:o:!: :-D:-D
fa mahafinaritra aloha le zvtr ataonao zay eh
tohizo akia fa mahafinaritra be zany
de mazotoa ary hatr@ farany eh
sady raha toa ka tsy izy anie ilay eritreretinao
inoako fa mbola ho avy ny anjaranao eh:-*:-*^:^^:^
45. Aino ( 13/10/2006 16:12)
robot :D
46. robot ( 14/10/2006 06:41)
=)):-$ memezanao ndray zay an
ka marina anie zany eh!hihihih
47. Aino ( 14/10/2006 07:57)
robot hihihi tsy mihomehy aho fa mitsiky.
48. robot ( 17/10/2006 16:46)
sady le tsiky anie efa anananao fona eh!
ianao ve tsy manofy meme refa @ alina?
sady mety miramirana avokoa manaraka izay ny tontolo andronao angamba ,fa to feno azy ny fiainanao
49. Aino ( 17/10/2006 17:29)
mmmmm tsy haiko aloha na manofy meme aho na tsy eh!!
fa dia mihomehy sy mitsiky faona aho tontolo andro!!
50. titis ( 20/10/2006 19:44)
Sao dia namana kosa ary no fandraisany an'i Aino na de mifanao cherie cherie aza nareo,aiza ve na de bisou aza tsy hisy?asa aloha e!i Aino ihany kosa angamba no mety mahalala ny antony a!
51. Aino ( 21/10/2006 19:55)
titis de tsy haiko anky ko, na izhao aza mba manotany tena, fa tena miaraka marina sa tsy, raha toaka izany no miseho.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4308