ahoana ny @ izany

21. xxx ( 11/10/2006 07:15)
Sendra mba ianao marina no tia azy fa izy kosa tsy mieritreritra n'inona² e! ataovy le 1er pas e! sao de ho lasa tonga @ ilay hoe "akoho tsy naneno ohatr'izay efa lasan'ny kary" e!
22. mbaliana ( 11/10/2006 10:11)
raha za aloha dia aleo hijanona amin'izao e, fa mba mody manontany hoe ary mba iza no sipanao ity e? dia hita eo zay havaliny...sa mijabaka eo dia sady vry ny naha-mpinamana
23. Aino ( 11/10/2006 10:50)
hihihihi miaraka ka!! izhao anga no nilaza voalohany hoe tiako ianao sns...
izahay tena miaraka ka!! nany namana nany fianakaviana dia samy mahalala avokoa!!
fa izaho tahakany tsy manana eritreritra ny hanoroka azy mihintsy rehefa mihaona azy, asa izy no tsy haiko, ny lazaiko azy de hoe bonjour mon cherie de vita lol!!! de mamaly tahaka izay koa izy!!

fa izy aloha tsy manana sipa fa izhao no fatany be sy ny maro!!
24. texe ( 11/10/2006 11:33)
Aino a!endraso aloha izay tena pasiny de ita eo avieo e! sa endry tsy mahandry tsony ?
25. fiderana ( 11/10/2006 11:33)
henjana koa izany an..!:-$
26. ratonga ( 11/10/2006 12:53)
aino,
"fa izy aloha tsy manana sipa fa izhao no fatany be sy ny maro!! "
:roll::roll::roll:
27. Aino ( 11/10/2006 13:05)
izaho mahandry faona ka!! izany koa ve no tsy andry.
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 11-10-2006 14:53:00
Lohateny : Re : ahoana ny @ izany
aino,
"fa izy aloha tsy manana sipa fa izhao no fatany be sy ny maro!! "
:°):°)
28. ratonga ( 11/10/2006 13:27)
:-$:-$
tonga dé horoy izy, fa mety izay no andrasany, nareo zany efa pisipa eo imason'ny olon-drehetra ihany, dé na dé biz kely aza ve dé mbola tsy nisy mihintsy ?
29. Aino ( 11/10/2006 14:18)
aleo aloha @ izao:D
30. ratonga ( 11/10/2006 15:02)
de tsy nangetaeta ambony lakana fotsiny eo ve zany le tary:lol:
31. Ruby ( 11/10/2006 15:27)
Aino:

izaho mahandry faona ka!! izany koa ve no tsy andry.
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 11-10-2006 14:53:00
Lohateny : Re : ahoana ny @ izany
aino,
"fa izy aloha tsy manana sipa fa izhao no fatany be sy ny maro!! "
:°):°)


manahy aho ry aino fa sao dia hiandry vasoka ianao.


32. Aino ( 11/10/2006 15:44)
Ruby tsy maninona fa mbola ho avy ny anjarako hoe!!
mbola velompanantenana.

ratonga le tary ?
33. booboo ( 11/10/2006 16:40)
Aino > marina zany ! sady raha zà koa klou ny @ taonanao zao, tsy hivaky loha @ relation sérieuse tahaka ny fanaon'ny mpisipa mieritreritra ny hifampivady atsy ho atsy e
34. Aino ( 11/10/2006 17:22)
Mpandefa : robot [ Valio ] 11-10-2006 08:28:11
Lohateny : Re : ahoana ny @ izany
slt aino
raha ny @ko manokana aloha dia
fanontaniana no hapetsako aminao
hoe: ny fandraisanao anazy izay herintaona zay manao ahoana
zany hoe tianao ve ilay olona sa namana fotsiny ?
dia ilay olona koa ve mbola mifankahita @ nao matetika
io ndray mianakina aminao ihiany
fa raha toa ka fitiavana toy ny olondroa miaraka moa no tinao hahatongavana
inona moa no misakana anao tsy hanontany azy @ zany!
io anie no zvtr tsy tokony hiala @ mpifankatia eh
ka mahalasa saina manko zany tsy misy fifanorohana zany
mazotoa eh! de maherezah


na izy na za dia samy ty!!
ka tahaka ny tsy mampivaky loha ahy ankory le anotany any izany sns.
35. fiaritiana ( 11/10/2006 22:30)
.........mbola tsy tena serieuse angamba ny relation nareo ry Aino ka........
36. ikalakintina ( 12/10/2006 08:30)
aza maika ary akia ry aino a!, tonga eo foan io mifanoroka io e!
37. booboo ( 12/10/2006 11:27)
38. Aino ( 12/10/2006 11:35)
izaho indray tsy maika hatr@ izay hatr@ izao.
39. lapino ( 12/10/2006 11:39)
Aza mifanoronoroka izany kambo ry Aino a! :)
Ankafizo tsara kloo ilay fiarahana am'zao :wink:
40. robot ( 12/10/2006 16:12)
raha azoko tsara zany dia miandry ny 1er pas an'i :Dlery zany ianao ko !
eny mifankatia tokoa ianareo roa nefa ,raha ny fahitako ny resaky aino momba an'azy zany
dia mety ho sarokenatra ve lery sa?
fa zah aloha tsy hanontany ny momba ilay zvtr anakiray iny:?: fa asa mba manao ahoana koa zany lery
mialatsiny an raha miteny izany
sady tsy mety anie zany hoe ny vevavy ndray no hanantona anao voalohany eh
aza maika akia fa aleo andrasanao eny fona izay pasiny, sady ianao koa moa araka ny teninao mahandry =Dfona, de mazotoa ary eh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1058