mba dinika iray pôlitika eh

1. dylan007 ( 11/10/2006 08:00)
mety ho vao² amintsika angamba hoe maninne ary lery io no miresaka pôlitika fa mba ampisy hevitra vao² eto @ forum eh , ra8 ve ry zareo matahotra ny ho resin'i pierrot no tsy avelany miditra @ tanana pierrot ah , raha matoky valeur lery tsy aleo ve izy aloha irotsaka dia avy eo ampiarina ny sazy mihantra azy raha tsy lany izy eh , satria mantsy inoako fa io no mety iteraka korontana eto @ firenena indray kou.mety mpiverina ny 2002 izy ty ry zareo ah ;-)
novalian'i Tsingatsa ny 07/11/2006 12:50
2. fiderana ( 11/10/2006 12:00)
Mitady namana mpanao politika ve ianao dylan007?ngamba tsy eto no fanaovana io fa any @ politika, sa vaovao ianao dylan007, dia tsy mahafantatra hoe aiza no tokony hanaovana izany? jereo eo @ ankavianao fa misy fanoroana eo.Mbola eto ihany aho dylan007,lahy ve ianao sa vavy?,dia mazotoa ary fa maro ny namana miandry ny hevitrao ê!.:D
3. dailynews ( 11/10/2006 17:24)
tsy vaovao ny resakao ry dylan a, efa misy toerana manokana ny amin izany eto efa natoron i fiderana fa dia any izany no mihaona. :)
4. dylan007 ( 12/10/2006 14:42)
tena marina ny anao ry fiderana fa vao² tokoa aho ary maika fotsiny aho ny mba saika hitafa le resaka aminareo nefa tsy nandinika tsara le momba ilay site akory, eny eh , na izany na tsy izany isaorana ianao nanome torolalana , misaotra eeeeeee:wink:
5. dailynews ( 12/10/2006 17:27)
faly mandray an i dylan ho namana eto izany... :D
6. fiderana ( 13/10/2006 06:46)
hatraty iny dylan, mandray anao ary, fa aza hadino mba ilazao fotsiny ny namana na lahy ianao na vavy ê!:D
7. Fiffi ( 19/10/2006 06:01)
efa nofenohiny kah! :)
8. tslem ( 19/10/2006 11:49)
fiderana:

hatraty iny dylan, mandray anao ary, fa aza hadino mba ilazao fotsiny ny namana na lahy ianao na vavy ê!:D


fa raha lahy d manin, d ra vavy d manin?
9. andry08 ( 19/10/2006 12:35)
Vao niditra ve dia resaka politika?
10. laingamasina ( 05/11/2006 12:41)
za bandy vaovao fa slt daolo fa ny ahy tong d resaka politik, fa tsy mahatantyd mangina an.Io tsinona zao no malza
11. kitjo ( 05/11/2006 12:54)
tongasoa o!

jereo fa misy sehatra hafa iresahana an'io ato....mafana fo daholo ny ao fa mandrosoa e!
12. Tsingatsa ( 07/11/2006 12:50)
:D
Ity misy fahatsiarovana politika tiako ho zaraina!

1958; 11 taona aho tamin'izay! Nisy referendum:
Raha "oui" miaraka amin'ny LaFrantsa "renimalala"[communauté]
Raha "non" mahazo fahaleovantena ara-politika avy hatrany!

Dia lasa ary ny fampilezankevitra! Sendra avy nianatra mihitsy izahay mianadahy.

Henoina anga ko: Vely daba, horakoraka, "vive le oui" eran'ny lalana,ny mpively daba mihoatra noho ireny mpamora zaza maka rano mahery ireny!

Raha mankany Antsirabe dia mandalova eo @ lasantsy Drafilibera, @ lana mankany @ piscine mangatsiaka! Dia rehefa eo @ lasantsy taloha ( station total angamba izy izao), dia mitodiha mianatsimo. Misy trano misy lavarangana lava beizay eo!
Teo ny propagande nataon'ny mpanohana ny Non. Nefa dia izany hoe Vive le oui no re erantany erandanitra!
Hatramin'ny mpitondra fivavahana vahiny avy no mihoraka hoe vive le oui.

Raharaha anga zagny!

Nampalahelo fa nody maina nitodidoha an'Iarivo ny mpanohana ny vive le non tamin'izay!

:arrow:nanao ahoana raha ny "vive le non" no nandresy?
Aiza ho aiza izao i Guinée izay hany firenena nisafidy ny "non"!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4258