mailo fa zazavavy

1. diamondra27 ( 11/10/2006 13:44)
mahita le size miteraka tsy manambady io aho de lasa ny saiko hoe: ndeha hanontany anareo za oe: ahoana no amantarana ny olona 1 fa bevohoka izy , surtout izany hoe: 2 na 3mois izany raha tsy hita ny kibony.

Ho an'ny RAD manan-janaka vavy izany dia tokony hahalala izany ka mba misy afaka manoro an'io ve ianareo? Samy hafa daholo manko ny fipetrany araka ny vhv tsi1-1 avy.

Ity size ity no ataoko dia mba ahazoana manara-maso ny ankizy any aoriana sao de bevokan-dry zalahy tsy sazoka any ny ankizivavinay.

De inona no toro-hevitra azo omena ilay jeune mba hitandremany.
2. booboo ( 11/10/2006 14:16)
Ho an'ny RAD manan-janaka vavy izany dia tokony hahalala izany ka mba misy afaka manoro an'io ve ianareo


Mody fanina manontany ny cylces...ôtra fataon'ny mamanay t@ zahay nanao sipa tssssssss :-D:-D:-D:-D



3. Fiffi ( 11/10/2006 16:17)
ny mba fahafantarako azy aloha de zao :

-Mahaleholeo k'hanina (tsy misy appétit)

-Miha-fotsy ny hoditra (fotsy hatstra)

-Misy nausée (te-handoha)

-Ohatran'ny hoe te-hatory lava zany na vizaka

-Tsy maintsy misy signe avant coureur foana hahafantarana an'io an! tsy maintsy hita foana io na de hafenina tsy misy ohatran'izany aza !

4. Robert ( 11/10/2006 16:19)
Tsy any ny olana fa izy mbola tsy bevoka no tokoa araha-maso...

Mandehana any @ FISA (Fianakaviana Sambatra)..

Rehefa bevoka izy de miandry ny 9e mois sisa. De izay...ny fiainana mandeha foana..

Ary zanakao foana io na inona na inona..

5. vale ( 11/10/2006 16:34)
ny reny mila manantona bb koukou ny zanany vavy (mila misongona ny meilleure copine-ny mintsy:-D:-D) de @ zay tsy misy ny ankinafinafina, ny tahotahotra kou :)
6. Fiffi ( 11/10/2006 17:46)
marina ny an'i vale aloha an! raha tsy misy complicité @ reny sy ny zanaka indrindra fa ny vavy de lasa tahotra sy fanafenana fotsiny ny fiainana !
7. titis ( 11/10/2006 22:32)
maloiloy sy mandoa lava mandritry ny 3 volana voalohany,io tena signe mora ahafantarana azy !
8. patrick2002 ( 11/10/2006 23:49)
t@ izaho nanao sipa tany @ lycée ah! dia nisy sipako izay niteny hoe jereny mamany ,isam-bolana hono hoe mandeha ve ny regle ny zanany ,ary raha vao tsy mandeha ,tonga dia hoetiny mamany any @ sage-femme izy ,jerena na bevoka na tsia ,ka tsy haiko ny zaza @ izao raha mety hatao an'izany .
9. diamondra27 ( 12/10/2006 07:56)
vale: de atao ahoana le fomba fanantonana aminy.
Raha ohatra ka sendra ireny zaza tsy de be teny ireny le mamany de ahoana, tsy misy relation izany.

booboo: raha toa ka tena manana pudeur be le zaza de ahoana ny @io? Izany hoe: mba asiana resaka momba io règle io aloha @ voalohany, de avy eo nefa le zaza miteny hoe: mama a! avelao zany resaka zany fa tsy tiako. De raha za no eo @ le toerana de avelako izy , tsy anontaniako fa ny fako no jereko matetika sy ny slip-ny raha misy tasy rehefa ataony any @ lamba maloto, de raha ohatra koa ka tsy tia mihanjakanjaka eny imasonao izy de ts misy mihintsy ange moyen azo hanantonana azy @izany de inona no tokony atao?
10. diamondra27 ( 12/10/2006 08:04)
Fiffi: ka izy ve akia de handoa eo imasondry eo fa miafina izy raha hanao izany

Robert:de asaina mande any @ PMI izany izy koa

titis: zany an!
patrick:hum! raha mety le sipa de tsy misy olana fa raha tsy mety @izany izy de very hevitra ny tenanay

Miala tsiny aminareo rehetra aho fa ohatran'ny négative be izany satria tsy ary mitovy daholo le zazavavy. Raha sendra ny zazavavy mora de tsy misy ny olana fa raha sendra ireny zaza ankehitriny ireny sarotra tenenina sy resahana sy je sé tou sy tsy haiko tsony de e e e very hevitra. Tsy hoe: akory mi-contre ny lazainareo za fa mamisavisa ilay cas rare.

De merci daholo @ le conseils f'efa misy azo tsakotsakoina io
:-*:-*
11. ikalakintina ( 12/10/2006 09:31)
ampianaro azy ny cycle na de efa fantany aza raha efa nandalo classe de 3e izy, tsara koa raha fantatrao ze olona miaraka aminy mba tsy miafinafina any ry zareo; azonao resahana koa le zanak'olona ,oe izao no mety de izao no tsy mety, fa aza aseho koa anefa fa tsy mahatoky ny zanakao enao fa halan'ny ado zay!,teneno izy fa ny tsara indrindra de ny tsy manao firaisana aloha loatra, tsy de tena hevitra loatra mantsy le miteny ny ankizy oe ty misy pillule refa tsy mahatandrina na ect....., ny tena tsara indrindra de miezaha ho namany!
de mahereza e!
12. booboo ( 12/10/2006 10:57)
diamondra27 > hihihihi, azoko tsara fa mamanay sy ry tantines-nay efa nanao an'io taminay sy ny cousines an'io mijery poubelles io isaka ny tokony ahatongavan'ny red red-nay hihihihihihi.


-Ilay asaina mandeha any @ PMI koa klou hitako fa tena hevitra tsara. Na entina any @gynéco koa dia any izy sy ny gynéco miresaka tsara (nenà klou zay no nataoko toy izay hiresaka @ mamanay e !). Any izy mahazo ny contraception mety aminy sy tiatiany araka ny toro-hevitr'ilay dokotera.
13. diamondra27 ( 12/10/2006 11:04)
booboo::) ka tsy misy afa-tsy zay koa,

de aleo koa ny spécialistes no hitantana azy e(PMI)
de tsy tezitra ve njy refa jerena le poubelle?
14. booboo ( 12/10/2006 11:19)
diamondra27 > hihihihi ngaha hataony eo imasoko :wink:(satria raha zany klou dia efa nogidraiko eeee :°)).
15. vale ( 12/10/2006 13:19)
diam: ny mahatonga ny zaza tsy ho be teny de avy @ fitaizana azy ihany (matetika io!), na kou tsy be teny aza izy de rhf mahatoky ny mamany izy tsy maintsy mitantara ny fiainany @!:)
16. vale ( 12/10/2006 13:25)
Fiffi:

marina ny an'i vale aloha an! raha tsy misy complicité @ reny sy ny zanaka indrindra fa ny vavy de lasa tahotra sy fanafenana fotsiny ny fiainana !
diam:io tenin'i Fiffi io aky mahalaza azy ah:), lay complicité no tena ilaina fa tsy ny firesahana BE!!:wink:


17. bobone ( 12/10/2006 14:16)
izaho aloha manaiky ny tenin'i Fiffi e! tena marina io ! fa raha zaza fetsifetsy de miala lavitra izy mando nefa na izany aza dia na hanafina tahakan'inona izy de hita foana satria io mitombo ka!
18. raygasy ( 12/10/2006 15:16)
marina daholo zany fa za koa moa lehilahy tsy dia mafatatra lotra an'zany fa mamaky ny hevitrareo eto za vao gaga kou,asa refa miteraka vavy de mba handinika mafy e!na koa asaivo mihinana pilul ny zazavavy e!fa fihainana io kou
19. diamondra27 ( 12/10/2006 15:21)
raygasy: pilul? tsy aloha b loatra v zany
bobone: eka oa
booboo: marina zany
20. raygasy ( 12/10/2006 15:55)
ok ary fa asaivo manaraka ny hevitry fiffi ny zaza vavy dia milamina e!mora hita eo ny momba azy @ zay
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0518