mailo fa zazavavy
23. paingotra
(
26/10/2006 16:37)
diamondra27:
mahita le size miteraka tsy manambady io aho de lasa ny saiko hoe: ndeha hanontany anareo za oe: ahoana no amantarana ny olona 1 fa bevohoka izy , surtout izany hoe: 2 na 3mois izany raha tsy hita ny kibony.
Ho an'ny RAD manan-janaka vavy izany dia tokony hahalala izany ka mba misy afaka manoro an'io ve ianareo? Samy hafa daholo manko ny fipetrany araka ny vhv tsi1-1 avy.
Ity size ity no ataoko dia mba ahazoana manara-maso ny ankizy any aoriana sao de bevokan-dry zalahy tsy sazoka any ny ankizivavinay.
De inona no toro-hevitra azo omena ilay jeune mba hitandremany.
adal angamba aho hoy ianao fa maninona raha tenenina mivantana izy hoe misy ny condoms na ny pillule, atoro azy ny fampiasana azy na ampiana mihitsy izy amin'ny fandehanana any amin'ny dokotera sns, aleo misoroka toy izay mitsabo! lehilahy aho no milaza izany aminao; mazotoa
25. BloodTitan
(
17/12/2006 12:57)
paingotra a aza mihafihafy mintsy miteny oe fimailo f efa teny gasy mazava io fa zany condom zany tsy hain kil am zao tsony.:wink:
