mora miova ve ny fitiavana ?

1. xxx ( 10/10/2006 20:08)
misy kof namako izay , niaraka niala avy tany dago izy sy ny fofombadiny hoe hianatra ..dia nisaraka ry zareo izao... ka asa lé fianana aty an-dafy ve no mahatonga izany nefa tena hoe notsongaina tao anatin' ny maro mintsy lé kofa tany dago....tamin' ny voallohany dia niaraka tsara.. tsisy blem mintsy..
ilay kof alou tsy nisy faute na betise nataon' léry é ....fa ilay sipa nohony nanomboka nisy blem ttasy ...dé hoe solution dé niaraka amin' ny vaza...mba hijanaonana aty ...betsaka ve ny sipa gasy manao an' izany sa hoe lé sipa no hafa fisainana sy niova ... ary tena fitiavana marina ve ny fitiavana avy tany dago sa ???? , inona ny mba fahitanareo an' izany?????
novalian'i xxx ny 18/10/2006 19:23
2. Fiffi ( 10/10/2006 20:23)
ka zany ary hoe aleo hiharaka à vazaha mba hijanonany aty ! zanyve de misy fitiavana ? heu...hahazahoana paps sy fijanonana aty fotsiny zany !
Hoe betsaka ve ny sipa manao an'zany ? heu...@ fomba ahoana moa no hahafantarana an'zany ?
3. cutie ( 10/10/2006 20:28)
betsaka ve ny sipa gasy manao an' izany sa hoe lé sipa no hafa fisainana sy niova

le sipa no hafa fisainana sy niova

tena fitiavana marina ve ny fitiavana avy tany dago sa

tena ftiavana marina alou le tany Dago fa nohony tonga aty an-dafy de tsy nahatohitra ny fakam-panahy e. Lasa nilefo le fitiavana, fa t@io fitiavananihalefo io kosa ngamba nisy faute n'le bandy.
Pble ttsy zany manko de tsy niarahan-dry zareo namaha akory ve fa nandeha rery le vhv? De aiza le firahana @ zany , ka tsy omeko tsiny le vhv raha miaraka @ vaza :lol:
4. xxx ( 10/10/2006 20:32)
teo amin' ny resaka pap's ny blem é , lé kof nilaza hoe refa tsy mety ny aty dia miara-mody ........(sic) , fantatra mantsy ny zava-misy amin' izao fotoana izao...
5. cutie ( 10/10/2006 20:34)
Zany moa izy io
de nanin le kof tsy nisisika ihany handresy lahatra :lol::lol::lol:
6. ratonga ( 10/10/2006 20:58)
ary le kof ve mba naka vaza ko azaona paps sa nody rery:cry:
7. xxx ( 10/10/2006 21:01)
ka eo ngé le blem ry cutie é ! efa nisy ny resaka ... fa ilay sipa ve no niova ?
8. cutie ( 10/10/2006 21:17)
ratonga , tonga soa alou e :lol::lol::lol:
9. cutie ( 10/10/2006 21:18)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 10-10-2006 23:01:56
Lohateny : Re : mora miova ve ny fitiavana ?
ka eo ngé le blem ry cutie é ! efa nisy ny resaka ... fa ilay sipa ve no niova ?

le sipa no niova fa matoa koa tsy tanan'le bandy izyy de niova koa le bandy :lol::lol::lol:
10. xxx ( 10/10/2006 21:29)
raha araka ny hevitro alou dé hoe ... ilay hijanona aty an-dafy ny tena masaka tao an-tsain' ilay sipa, na inona miseho dia hijanona foana....na atao sacrifice aza ilay fitiavana ???....ny olona ve azo terena amin' izay tiany hatao ...ary nalahelo ihany aho fa tena akamako be izy mi-2 .
11. cutie ( 10/10/2006 21:34)
ny olona ve azo terena amin' izay tiany hatao

ny fitiavana nga mila ifanerena koa e.
FA samy tsy efa tsy misy ao @ ndry zareo roa tonta le izy refa samy mora niova zany .
12. ratonga ( 10/10/2006 21:47)
cutie, tonga ihan'ny farany kà:lol:
xxx, varotra tsy raikitra re ny azy tsy atao maharatsy fihavanana, soa aza fa mbolatsy nisy zaza
13. cutie ( 10/10/2006 21:49)
ratonga in no nampivoaka tampoka anao tao e :-D:-D:-D
14. cutie ( 10/10/2006 21:50)
xxx, de ahona ny iafarany e
lasa any Dago ve le bandy?
15. ratonga ( 10/10/2006 21:55)
cutie, enoka atraty le fimeano d mba lasa nanaramgarana:-D:-D=))
16. cutie ( 10/10/2006 21:56)
:-D:-D:-D:-D:-D
17. ratonga ( 10/10/2006 22:00)
lasa ihany ve bandy sa ahona ra-x miandry ange i cutie e?:(
18. cutie ( 10/10/2006 22:02)
mbola any zay :-D:-D:-D:-D
19. titis ( 10/10/2006 22:11)
ka efa tsy tia azy intsony le sipa matoa niaraka @ vazah ko!sady tsy vitan'izay fa mbola miampy interet koa ny azy.
20. cutie ( 10/10/2006 22:12)
titis
efa mazava ange zay fa le antony no tsy fantatra:roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.183