mora miova ve ny fitiavana ?
21. dailynews
(
10/10/2006 22:35)
raha ny fahitako io resaka io izany dia ilay sipa mety tena tia tokoa tany dago saingy tsy fantany hoe hatraiza ny fetrany ary rehefa misy ny problema dia nipoitra ny maha izy azy, izy izany ilay tsy azo atokisana @ andro sarotra..koa raha tsy azo hitokisana izao sahady izy dia zara aza izy lasa fa tsy any anaty fanambadiana any no mitsoaka.
23. cutie
(
10/10/2006 22:40)
izy izany ilay tsy azo atokisana @ andro sarotra
Tsy we tsy azo atokisana fa tsy mahatohitra ny hasarotan'ny fiainana, ka eo indrindra le bandy no tokony hanampy (fitiavana), fa tsy we:
ny olona ve azo terena amin' izay tiany hatao
24. soanja
(
11/10/2006 00:10)
xxx:
misy kof namako izay , niaraka niala avy tany dago izy sy ny fofombadiny hoe hianatra ..dia nisaraka ry zareo izao... ka asa lé fianana aty an-dafy ve no mahatonga izany nefa tena hoe notsongaina tao anatin' ny maro mintsy lé kofa tany dago....tamin' ny voallohany dia niaraka tsara.. tsisy blem mintsy..
ilay kof alou tsy nisy faute na betise nataon' léry é ....fa ilay sipa nohony nanomboka nisy blem ttasy ...dé hoe solution dé niaraka amin' ny vaza...mba hijanaonana aty ...betsaka ve ny sipa gasy manao an' izany sa hoe lé sipa no hafa fisainana sy niova ... ary tena fitiavana marina ve ny fitiavana avy tany dago sa ???? , inona ny mba fahitanareo an' izany?????
Amiko alo mety miova loko tsara mihitsy ny fitiavana ary tsy misy maharatsy izany raha toa ka mbola tsy nivady na efa nivady aza. Rehafa misy tsy tia dia aloe misaraka fa tsy mifandany fotoana eo fotsiny ka na vaz io na gasy. Ny hoe miora miova de tsy fantatro miankina amin'ny zavamisy raha nankaty an-dafy izany dia mety nandalo culture shock zany ry zareo de tsy nahatanty dia vita ny momba azy roroa.
25. Fiffi
(
11/10/2006 05:47)
zany ve no arakin'ny lazain'ny hiran'ny Mahaleo hoe "satria tanalà ny foko ! mahay miova loko "
26. fiderana
(
11/10/2006 06:51)
Ny azy izany tsy ny fitiavana no ambony indrindra fa ny hoany an-dafy sy ny hijanona any k'ina indray.
tsy mba niova akory ilay fitiavana , fa lasa fotsy sy feno fitaka mihitsy.
tsy mba niova akory ilay fitiavana , fa lasa fotsy sy feno fitaka mihitsy.
27. diamondra27
(
11/10/2006 07:06)
mety tapohan'ny vao nahita vazah koa angah zany sipa izany dia manary ny akoho tamantrano, fa na dia any dago aza ange dia afaka miaraka @ vozongo e! Taloha aloha izany, sady tsara situation ireny vozongo any dago taloha ireny , fa ny arriviste ankehitriny RMI- istes doly tsy alehany sady mpamitaka araka ny hita @ reportage.
Misy sipa maranitra koa ange e, efa fantany ny but-ny fa voan'ilay tambitamby tao ramose de revo , de nanao tous les moyens hiarahana hakaty andafy nefa avy eo , iny le sipa no tsy hita.
Tsy voatery maka vady vazah zany raha resaka paps fa nisy moyens hafa tokony azo natao (ohatra hoe: raha tena mifankatia marina de bevohoka etc ... fa @ lalàna @izao fotoana io no tsy haiko nambola valable na tsia.
Misy sipa maranitra koa ange e, efa fantany ny but-ny fa voan'ilay tambitamby tao ramose de revo , de nanao tous les moyens hiarahana hakaty andafy nefa avy eo , iny le sipa no tsy hita.
Tsy voatery maka vady vazah zany raha resaka paps fa nisy moyens hafa tokony azo natao (ohatra hoe: raha tena mifankatia marina de bevohoka etc ... fa @ lalàna @izao fotoana io no tsy haiko nambola valable na tsia.
28. xxx
(
11/10/2006 07:14)
cutie !
xxx, de ahona ny iafarany e
lasa any Dago ve le bandy?
mbola aty an-dafy léry kah, toa mitady lalana hafa izy (ny dadabe-any hono toa manana ttasy vaza , fa mbola ho jerena raha mety, vao aingana io no fantatra)
ny fahitako azy njay de avy any @ le bandy no pble
samy namako ry zareo , fa tsy avy amin' lé bandy mintsy ny blem, fa toa lé sipa no maika be tsy mieritreritra tsara, fa resaka intérêt fotsiny, ngah moa vitan' ny fitiavana daholo ny fiainana, teneniko aminao ry cutie fa na miara mipetraka ao aza ry zareo lé bandy no mikarakara ny rehetra (sakafo , trano ...)
sady efa hitako ihany lé kof vaza fa ....tsy côté amin' ny bourse (tsy misy euro firy)...
29. cutie
(
11/10/2006 10:45)
De enao ve ry xxx mitazana fotsiny nefa we samy namanao izy roa???
Ny an-dry zareo zany efa nisy tsy nifanarahana hatramim-boalohany. Samy tsy matotra.
Ny an-dry zareo zany efa nisy tsy nifanarahana hatramim-boalohany. Samy tsy matotra.
30. ratonga
(
11/10/2006 12:45)
fitiavana ratsy fototra izany ny azy roa, vo nisy rivotra kely dé rava
33. oufouf
(
11/10/2006 17:45)
cutie inn ary ny azoko atao ? mijery fotsiny ihany ... sady tsy azo asiana tanana ngé eo anelanelan' ny marteau sy ny enclume sô dé zah jay no mahamay:lol:
34. oufouf
(
11/10/2006 17:46)
tratra lé aza an:oops: ! namako daholo ireo ry cutie a! tsy azo bedesina !
38. cutie
(
11/10/2006 20:14)
Mpandefa : oufouf [ Valio ] 11-10-2006 19:46:35
Lohateny : Re : mora miova ve ny fitiavana ?
tratra lé aza an ! namako daholo ireo ry cutie a! tsy azo bedesina !
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
za nga niteny we bedesina
ohtran'ny ataonao eto zao e
39. cutie
(
11/10/2006 20:15)
Mpandefa : oufouf [ Valio ] 11-10-2006 19:45:19
Lohateny : Re : mora miova ve ny fitiavana ?
cutie inn ary ny azoko atao ? mijery fotsiny ihany ... sady tsy azo asiana tanana ngé eo anelanelan' ny marteau sy ny enclume sô dé zah jay no mahamay
de in aza no antony hanaovana n'ty forum ty zao. Sa te hahalala fotsiny :lol::lol::lol:
40. cutie
(
11/10/2006 20:16)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 11-10-2006 16:57:41
Lohateny : Re : mora miova ve ny fitiavana ?
k'ita ko nefa ny aty aza tsy misy cyclone takin'ny any @tanana
hita koa, za zao malahelo le oram-be mivatravatra reny mitsy :-D:-D:-D