mora miova ve ny fitiavana ?
66. ratonga
(
11/10/2006 22:27)
mbola mivandravandra beuuu mitsirika le lamasina, efa rampitso anier le androany e!
75. ratonga
(
11/10/2006 23:06)
:-Dmidira @zay ary sô dé mangatsika sady efa ariva ihany ty ny andro, ny alina...:D:)8O:}:-D enfin tsy ay tsony, dé radem dray :*
77. ikalakintina
(
12/10/2006 08:47)
diamondra27:
Tsy voatery maka vady vazah zany raha resaka paps fa nisy moyens hafa tokony azo natao (ohatra hoe: raha tena mifankatia marina de bevohoka etc ... fa @ lalàna @izao fotoana io no tsy haiko nambola valable na tsia.
toa aotry ny efa lasa manahirana be na de mananjanaka aza am zao, le droit de sol otran efa misy kritika be...., indrindra raha vo tsisy paps le ray
za alou efa nahita cas otran'io e!, saingy le bandy indray no nanondrana de nanambady ny meilleur amie le sipa izy satria iny manana paps vaza, nefa ry zareo aza efa niteraka fa tsy regré mitsy ny bleme ny de nody le sipa sy le zazakaly fa le bandy manambady ny naman le sipa somatsara!, ka angamba le situation mitsy no mampiova le fitiavandry zareo!,
mou ra le dadabe vaza talou mbola to lavitra be le demarche am io, fa de bonne chance izy e!, mirary soa ho azy!
78. xxx
(
12/10/2006 20:55)
tô le fianana mintsy no mampiova refa tsy miray saina tsara ....tô mbola misy compliqué mihoatra ny akamako izany ....
79. Hubert
(
18/10/2006 15:26)
Efa tsy fantatra intsony anie isika olombelona am'zao fotoana izao ry xxx e! efa baikon'ny interêt personnelle fa tsy fitiavana intsony. Fa na aty Dago aza efa misy mivarotra vady na dia somary hors sujet kely aza zah! hem!:roll:
80. xxx
(
18/10/2006 19:23)
fa na izany aza , mbola misy ihany ny tena fitiavana , fa ny vola sy fitiavantena no tea manjaka , hiverina @ ilay llohahevitra za , tena mora miova io fitiavana io , indrindra moa ra ny ratsy no atao manajaka ao fa tsy ny tsara vita ,