mitady sa miandry fitiavana
1. Lejim
(
10/10/2006 19:00)
Tadiavina ve sa andrasana ny fitiavana? Zah tsy mahazo mihitsy!
Toa nisy fotoana t@ fiainako tonga ho azy ilay izy, dia indraindray anefa zah mieritreritra hoe, mila tadiavina ilay fitiavana. Ahoana ny hevitrareo?
Toa nisy fotoana t@ fiainako tonga ho azy ilay izy, dia indraindray anefa zah mieritreritra hoe, mila tadiavina ilay fitiavana. Ahoana ny hevitrareo?
novalian'i Lejim ny 12/10/2006 02:15
2. Fiffi
(
10/10/2006 19:09)
heu....azo hatao ny mitady azy aloha ! raha tsy mitady ve hahita ? Nefa indray toa misy tonga ho azy ? fa ny zavatra tokony hatao angamba de mitady ! nefa asa aloha an!
3. Ruby
(
10/10/2006 19:39)
lejim a...izaho vao nanisy sonia ny sarinao teo dia tahaka ny sambatra be nareo roa..dia hoy aho hoe tavela aty dago ve izy, tandremo an..dia hay ianao hitako izao fa efa mitady fitiavana....hmmm:roll:..halazako an
9. Fiffi
(
10/10/2006 20:19)
Ruby:andrayyy kosa ry Ruby an! mba avelao kosa izy hitady fitiavana eh!
tandremo an..dia hay ianao hitako izao fa efa mitady fitiavana....hmmm:roll:..halazako an
10. totofy
(
10/10/2006 20:29)
ô ry fiffi a! ary raha efa nanana ny ankilany kosa izy :oops:dia hoe avelao ve hitady indray , tsy mety lé mametraka kosa é:wink:
12. totofy
(
10/10/2006 20:34)
ka na tsy eo aza ve le ankilany dé ....asa alou izay fijerin' lejim azy é:-D:-D:-D
16. Fiffi
(
10/10/2006 21:30)
totofy:ô ry totofy a ! olon-dehibe kosa izy ka mahafantatra ny hataony an! sady aty ampaha-be-maso eto ve ny hanaovany azy koh!
ô ry fiffi a! ary raha efa nanana ny ankilany kosa izy :oops:dia hoe avelao ve hitady indray , tsy mety lé mametraka kosa é:wink: