mitady sa miandry fitiavana

21. ratonga ( 10/10/2006 22:07)
manondrana fitiavana kà Lejim sady mitady sy miandry:lol:
22. cutie ( 10/10/2006 22:08)
aleo le avy any dago no aondrana any aminy :lol:
23. Ruby ( 10/10/2006 22:10)
Fiffi:

Ruby:
tandremo an..dia hay ianao hitako izao fa efa mitady fitiavana....hmmm:roll:..halazako an
andrayyy kosa ry Ruby an! mba avelao kosa izy hitady fitiavana eh!





ko ra mitady fitiavana izy izany dia tokony mba sary single no ary e..amin izay izay mazoto miditra dia tanteraka ny faniriany hoe tonga ho azy ilay izy...


24. cutie ( 10/10/2006 22:10)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. dailynews ( 10/10/2006 22:22)
sary inona ary izany...andraso jerena.
26. ratonga ( 10/10/2006 22:28)
ka ra avy any dago ngôde ela vô tonga mety tsy mahandry an-zany Lejim
27. cutie ( 10/10/2006 22:30)
ka le aondrana mitsy no tsara :lol::lol::lol:
28. Lejim ( 11/10/2006 01:33)
ianareo koa! tsy wain kosa lejim fa tsy azoko mihitsy ange ity fitiavana 'ty e! Na izany na tsy izany, misaotra anareo maro namaly hafatra :-D
29. Fiffi ( 11/10/2006 06:27)
tsy azonao ahoana ary zany ?
30. fiderana ( 11/10/2006 06:58)
Fitiavana tsotra ve izany lejim?.ohatra hoe fitiavana namana, fitiavana mihira, fitiavana betsaka beuuuu, raha izay matetika ireny tonga ho azy, dia lasa ho azy koa, alaivo lejim ilay aty dia afaka aloha ilay mitady fitiavana iray â!.:lol::lol:
31. lapino ( 11/10/2006 09:46)
"mitady sa miandry fitiavana"
Tsy arakaraka ny sexe ve?
32. booboo ( 11/10/2006 10:25)
fa fitiavana inona ilay andrasana/tadiavina ?
33. Aino ( 11/10/2006 10:51)
tsy mila dedavina izany io fa tonga hoazy ko!!
34. fiderana ( 11/10/2006 11:31)
dia ahoana izany ilay hoe:"les hommes et les femmes sont faits pour se rencontrer, et si c'etait compliqué il y a encore peu de temps, internet à rendu les choses bcp plus simples."toa hoatran'ny mbola tadiavina tokoa raha io no fipetrany,fa tsy tonga tonga hoazy izany k'no, fa namoraina fotsiny.raha fitiavana lahy sy vavy io an!.
35. cutie ( 11/10/2006 14:20)
tsy maintsy mitady vo mahita e
:lol::lol::lol::lol:
36. ratonga ( 11/10/2006 22:23)
ra tsy mahita ve de manao solomaso:-D:-D:
37. cutie ( 11/10/2006 22:25)
raha mahita solomaso koa:-D
38. ratonga ( 11/10/2006 22:56)
ao anatin'ny train mety misy:-D:-D
39. cutie ( 11/10/2006 22:57)
tonga de hita nga?:-D
40. ratonga ( 11/10/2006 22:59)
oupsss azafady fa to diso train ndray izy zany:D:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6634