fihaonana
1. xxx
(
11/10/2006 08:51)
Mba eritreritra mandalo ihany ny ahy ry reto,
misy ps maromaro wa manao foroma eto isan'andro, tafiditra ao ny alahady sy asabotsy an sady efa inscrites efa elabe, ny sasany aman-taonany maro, kanefa tsy mbola hita mba nanatrika fihaonana na 1fois aza:D
:*

novalian'i cutie ny 11/11/2006 20:37
4. Fiffi
(
11/10/2006 10:07)
xxx tokoa ve efa nanatrika ? heu....eto aza enao de efa miafina koh ! :wink::-D
5. xxx
(
11/10/2006 10:31)
hery:
I xxx ve efa mba nanatrika? :-)
Mbola tsia nanatrika fa vao aingana no nanapakevitrin'ny ho membra fa mpamaky sy mpakafy fotsiny taloha ary efa nahazo invitations 2 sahady vao nanokatra boity izay isaorana betsaka ny tompon'andraikitra:)ka mikasa ny hoavy @ iray @ ireo.
Fiffi> Ny nahatonga ahy nametraka ilay XXX dia satria hevitra avy t@ olona ....ny sasany tamin'ireo.
6. booboo
(
11/10/2006 10:37)
misy ps maromaro wa manao foroma eto isan'andro, tafiditra ao ny alahady sy asabotsy an sady efa inscrites efa elabe, ny sasany aman-taonany maro, kanefa tsy mbola hita mba nanatrika fihaonana na 1fois aza
-Tsy mitovy ny fotoana mahafaka ny tsirairay kouh
-Ny toerana koa mifanalavitra
...
9. andry08
(
11/10/2006 11:43)
Izahay aty @ 300kms miala an'i paris ka tsy maintsy manao prog tsara vao ho tonga nefa rehefa ilaina dia andao e!:)
10. cutie
(
11/10/2006 14:22)
fiffi, fihaonana serasera anie no resahina eto e
Sa diso za :oops::?::roll:
Sa diso za :oops::?::roll:
11. ninih
(
11/10/2006 15:44)
raha ny nisy taty aminay izao de toa tsisy na namana iray aza tonga t@ izay fotoana izay ko! :(
12. Fiffi
(
11/10/2006 16:30)
cutie:cutie: an3 kah ! tsy diso ndry fa manontany zah hoe nga hoa any @ misy andry any tsy mba misy fihaonana ? sera2 io an! :)
fiffi, fihaonana serasera anie no resahina eto e Sa diso za :oops::?::roll:
19. dailynews
(
12/10/2006 17:21)
cutie:
za alou de tsy ho afaka mitsy e :-D:-D:-D:-D
fa hafiriana izay cutie no teto? izaho koa mihevitra fa mety tsy ho afaka satria toa mahafinaritra ilay manan namana eto. Misy mamaly foana ny tena rehefa manontany fanontaniana sy te hiresaka. indrindra moa rehefa manontany zavatra somary mahamenatra iny dia mody miafina kely dia anefa mivaly foana ny fanontaniana. raha namana mivantana tsy sahy hiresahana azy akory... fa tonga dia ny tena no mahazo jugement.
20. cutie
(
12/10/2006 19:58)

Efa ela ka, tsy tadidiko tsony :lol::lol::lol: