fihaonana

21. Fiffi ( 13/10/2006 05:43)
dailynews: marina akia zany an! saingy kosa hafa hiany ange le resa-porum sy le tondé mivantana koh ! menamenatra sns..:oops: :-D
22. cutie ( 13/10/2006 09:48)
fiffi, in no mahasamihafa an;zany :roll::}
23. Fiffi ( 13/10/2006 09:57)
cutie: ka ny eto zao de samy mamaly forum eto , tsy misy mifanatri-tava , fa rehefa mifanatri-tava kosa de hafa mihintsy ny fandehan-javatra koh !
24. booboo ( 13/10/2006 10:06)
aaa tsy hafa mihitsy zany fa mitovy misari-gaigy ohatra ny ato @ forum ihany kah :lol::lol:
25. cutie ( 13/10/2006 11:59)
:-D:-D:-D:-D:-D
fiffi ary any @ resaka mivantana, manao ahona ny fihaonana:roll::roll::roll::roll:
26. Fiffi ( 13/10/2006 12:47)
tonga de :)
27. cutie ( 13/10/2006 14:31)
fa nga mifankahita tava koa ny any @ resaka mivantana:roll:
28. ninih ( 13/10/2006 15:22)
izany ve?
29. Fiffi ( 13/10/2006 17:50)
tsy karajia akia io an! fa ny mifankahita tava mihintsy hoa !
30. cutie ( 13/10/2006 20:10)
fiffi, tsy azoko tsony izy zany .
Namana teto ve de nifankahita tava??
31. Fiffi ( 13/10/2006 20:25)
cutie: zao ary an!

Eto @ forum isika zao de tsy mifanatri-tava fa samy mamaly eto daholo ! Eto de sahy milaza zay tiany ! tsy misy menatra fa zany hoe hasiana modération !

Rehefa misy fihaonana indray de mifanatri-tava zany ! dia hafa mihintsy ny fandehan'ny resaka ! nga ozy ndry hoe rehefa misy fihaonana de mbola andeha hamoka zao zavatra rehetra ohatran'ny eto @ forum an! ao ny somary menatra sns..

Ny karajia indray moa de tena hafa !
32. cutie ( 13/10/2006 20:53)
hay ve e:lol::lol::lol:
33. Fiffi ( 14/10/2006 08:30)
:):-*
34. poupounesana ( 15/10/2006 09:38)
samy manana ny manavanana azy alo io e.za ndray ry reto le eto @ forum lasa tsy arako tsony fa le fihaonana ndray aza no arako koa. sa sao d le fihaonan'le oll tsiroroa alo zany resaka zany eh? le tiako resahina manko le fihaonan'ny namana serasera bdb.
35. Fiffi ( 15/10/2006 13:46)
:-D:-D tsiroaroa ahoana akia zany poupounesana ? le fiaonana namana sera2 no resahana kah! :)
36. cutie ( 15/10/2006 15:45)
fiffi, le mifampanao rdv ngamba zany tsiroaroa zany :lol::lol::lol:
37. Fiffi ( 15/10/2006 17:00)
hummm! :) andao isika sy ndry zany hoe hifanao RDV raha azo hatao ? :-D:-D
38. cutie ( 15/10/2006 17:02)
ndao
vonona nga njy hihihihi:-D:-D:-D:-D
39. Fiffi ( 15/10/2006 17:12)
40. cutie ( 15/10/2006 17:16)
aiza ny fotoana:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689