eeee!!

1. Aino ( 11/10/2006 13:20)
ny faniriako hatr@ izay dia mba hanana zoky lahy nefa tao vavy be dol izay!! na manana aza tao zandry lahy kely, le tsy mananjoky lahy tahaka ny manjeraka ihany, fa na dia eo aza ny ray aman-dreny ananatra dia misy ny sasany tsy miraharaha mihintsy, nefa raha misy zoky lahy manampy azy hireo hiteny mety vao maika tsara!!!
eny na de be teny teny aza izy hireny tsara ihany no ananana azy, nefa be ny olona milaza fa tsy tia.
izhao tsy te ho zaza be famaliana, maditra sns...
hisaorana aloha ny ray ao atampony loha fa mbola tsy misy izany(l)
novalian'i ninih ny 12/10/2006 13:39
2. Fiffi ( 11/10/2006 13:47)
ka inona no azo hatao afatsin'ny fihononana eh ? izay no lahatrin'ny Tompo .
3. ninih ( 11/10/2006 14:56)
izay ary no lahatra izany ko! fa sady izy ireny anie tsy mba afahana mihetsika indray² fa mifehy be lotra e! fa izay tsy ananana no irina foana mahagaga e!
4. Aino ( 11/10/2006 17:23)
izya marina, nefa mba fanirina tsy tanteraka ny ahy iny eh!!
5. ninih ( 12/10/2006 06:40)
tsisy otran' ny mahay manaiky e! efa samy manana ny voasoratra isika tsirairay ary tsisy afaka ny hamorona ny tsy misy.
6. prime ( 12/10/2006 11:44)
Fa misy miteny koa hoe tsara lavitra ny manana zoky vavy noho ny manana zoky lahy... (@ resaka fitaizana io an)
7. fasaly ( 12/10/2006 12:01)
ny ahy aleoko zoky vavy alou nefa tsy haiko ka! ny zoky lahy masika be indraindray no saro piaro....ny hitako alou zany:wink:
8. ninih ( 12/10/2006 12:19)
tsara daolo kosa refa complice izy e! :wink: :D
9. lapino ( 12/10/2006 13:17)
Maniry hanan-jandry no efa hitako, fa maniry hanan-joky toa vaovao amiko kle! :roll::wink:
10. vale ( 12/10/2006 13:32)
za kou nefa maniry hanan-joky!! :roll:..(manana ihany za fa 1/2 frères)ka tsy mahafam-po!
11. ninih ( 12/10/2006 13:39)
fa atao ahoana tokoa le maniry hanan-joky ary e! le zandry toa fanao ihany mantsy ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2851