tanora

1. xxx ( 11/10/2006 10:59)
manan-janaka aho ilay sipany hitany tan'internet fantany amin'izao fotoana fa nisy holana a taoka ilay boay?inona ny tsara ataony hiditra sa tsy hiditra ilay zanako mana-pahaizana sy miaja b. ahoana no hevitra fa ianareo tanora.misaotra.(l)
novalian'i tslem ny 18/10/2006 13:25
2. sipagasy ( 11/10/2006 11:40)
............ilay zanako mana-pahaizana sy miaja b. .......

mmhhh mahagaga nga misy olona tsy mihaja????, raha tsy nianatra tahaka ny zanakao??? mmhhhh..

ka fiainany anie io fa tsy anao e! aleo ny zanakao no hisafidy ny fiainany, ianao mankasitrà fotsiny ny faniriany dia samy @ toerany avy e!
3. vakiniadiana ( 11/10/2006 12:54)
Aza raràna ny ankizy raha hanambady e
Aza raràna ô ô ny ankizy raha hanambady e
Avelao izy e handeha @ sitrapony a
4. fiderana ( 12/10/2006 08:10)
xxx >> niera taminao sy naka hevitra taminao ngaha ilay zanakao ? raha izany mantsy dia azo hatao tsara ny manome hevitra azy, tsy ny hampisaraka azy @ iLay boay ankory fa mba ilazana azy hoe asaivo ahenan'ilay olon-tianao ny zavatra hataony na dia tsy afaka tanteraka aza na asa sao dia ilay boay misotro mihitsy no tena itiavany azy?.
5. diamondra27 ( 12/10/2006 08:50)
xxx: za koa izao de bobaka be ny kestion mipetraka fa vô t@ herinandro lasa ny nivôka t@ infos TV fa nisy pédophile 58 ans nitsaty t@ ankizivavy 14 ans , de nanao fugue le sipa de lasa tany @ le kof antitra be io , de niaranipetraka mitsy ry zareo antaonany maro 2ans izy teo sa firy, de za lasa matahotra be zao
6. ikalakintina ( 12/10/2006 09:05)
zao ry renimpianakaviana isany a!, ny ankizy vavy ny zanaka vavy ny tena tsara indrindra de atao namana, mety tsy de holazainy anao daholo ny zavatra rehetra fa mba fantatrao sy ezahanao ho fantatra ny manahirana azy!, matetika mantsy ny rad manana fijery oe tsy mety aminao iny ol iny ect....fa ampio izy:, ohatra: raha mpimamo le bandy le resahanareo izy oe ny vokadratsiny toaka ect....mafy ny ady fa mba mila fanampiana koa anie reny ol reny e!,aza sakanana ankitsirano ny ankizy fa ampio ry zareo:
7. diamondra27 ( 12/10/2006 09:59)
oui maman ikalakitina,
de ampio koa zahay:-*:-*
8. xxx ( 12/10/2006 10:06)
tsy hitako ny blem, tsy misy resaka hoe vady tamin' ny fanontaniana , fa toa hoe sipany, fa aleo izy hanao izay tiany atao é , fa ny tsy laitra ngamba dé hoe : hanoroka lé kof mamofona pi sy mety miampy fofom-bava....vavakisoa misy sira aleo izy no hahita sy ahantsapa:lol:
9. diamondra27 ( 12/10/2006 11:56)
tsy azo atao ny mandrara fa mampiasa teknika hafa.
Raha vao raràna eo izy de mamporisika azy izany.

10. bobone ( 12/10/2006 13:25)
marina izany ry Diamondra an! mila misaina tsara manoloana zavatra toy izao fa raha varina na reboka @ fahaizany ny voninahiny de loza fa mila mandinika tsara!
11. diamondra27 ( 13/10/2006 08:40)
bobone:;-):-*
12. ikalakintina ( 13/10/2006 09:20)
marina io diamondra a!, le fanampiana azy ohatra oe: fantarina oe fa manina izy no misotro toaka , mba manana eritreritra te hiala ve izy!, de avy am iny no hanampiana azy!, tsara fantatra koa alou oe tena radaoro ve izy sa occasionnel no hisotroany! fantarina ny bleme fa reny ol misotro ireny anie indraindray ka misy olana e!, de tsy tokony atahorana izy fa ampiana ampitiavana, mila fifandraisana tsara! de mahereza e!
13. Fiffi ( 13/10/2006 18:02)
xxx:
ilay zanako mana-pahaizana sy miaja b. ahoana no hevitra fa ianareo tanora.misaotra.(l)
hummm ! de tadiavo olona manam-pahaizana sy mihaja be tahaka ny zanakao ny zanakao de zay !


14. xxx ( 15/10/2006 11:07)
misaotra anareo tanora eram-po eran-tsaina nanome ny hevitrareo fa tena hita fa manana olona azo antenaina ny firenen-tsika, eny maty vady aho matoa naka hevitra taminareo tanora ary mankasitraka, ho ela velona ny fifanampiana toy izao,misaotra e,manan-kavana manana anareo misaotra tompoko ary mahazoa izay hiriana e:*(l)
15. tslem ( 18/10/2006 13:25)
xxx:

tsy hitako ny blem, tsy misy resaka hoe vady tamin' ny fanontaniana , fa toa hoe sipany, fa aleo izy hanao izay tiany atao é , fa ny tsy laitra ngamba dé hoe : hanoroka lé kof mamofona pi sy mety miampy fofom-bava....vavakisoa misy sira aleo izy no hahita sy ahantsapa:lol:


xxx>ianao ty aza masiaka loatra an,eritrereto aloha ny tenanao efa mananjanaka manao sipa ,efa lehibebe ihany zany enao , ka tezao @ fomba mendrika ny ankizy fa aza atao toy izao firesakao eto izao , tsy hanao moraly aho akory fa taranaboanjo fotoboanemba nefa ianao milaza ary ambony fa mihaja ny zanakao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3002