bizoroka

1. ramuscle ( 08/10/2006 11:26)
misoatra anareo izay nanome bizoroka any diamondra27.
mahagaga ahy fa tsy mbola nahita an'i diamondra27 nahazo bizoroka teto aho hatraminizay. za mantsy fan anizy io na tsy mpandeha eto matetika aza.
diaomondra,itako taminy site hafa ny sarinao ka tena taitra mafy ny foko.manja be enao. nefa be mpitia loatra de aleoko nanao fan fotsiny.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
novalian'i tslem ny 29/10/2006 12:13
2. fasaly ( 08/10/2006 12:02)
hummmm! mandehandeha zany kritik points sy bizoroka azo bdb zany an!:wink: aleo i diamondra no hanazàva azy:P
3. Fiffi ( 08/10/2006 13:38)
ramuscle:
misoatra anareo izay nanome bizoroka any diamondra27.
mahagaga ahy fa tsy mbola nahita an'i diamondra27 nahazo bizoroka teto aho hatraminizay
sady misaotra an'ireo nanomé biz'oroka an'i diamondra ianao no mbola tsy nahita an'i diamondra nahazo biz'oroka ? tsy azoko !


4. diamondra27 ( 08/10/2006 14:39)
ramuscle::oops::oops:

hay v misy fan zany koa ato @ sera² e!
5. xxx ( 08/10/2006 14:53)
diamondra27:

ramuscle::oops::oops:

hay v misy fan zany koa ato @ sera² e!



ary ra mandoka tena fa somary miova ps fotsiny:roll:fan ny tenany ihany=))=))

6. fasaly ( 08/10/2006 17:34)
:roll::roll::roll:
7. Fiffi ( 08/10/2006 18:04)
xxx: :roll::roll::roll::roll:
8. boubounezy ( 08/10/2006 19:44)
diam d'efa fan zany léry kou inn njayyyy!!!:lol:
9. boubounezy ( 08/10/2006 19:47)
jereo ny blog ny diam fa za kou efa naita ny sariny mandra kely.
10. diamondra27 ( 10/10/2006 07:35)
bbnz:fanina @ inona?:-D:-D

:roll::roll::roll::roll::roll:
11. simplex ( 10/10/2006 11:00)

ho ho ho
mba omeo oroka kosa izy ry diams fa efa fan-ina tanteraka a ;-):°):D:D

ramuscle: aona koa zany resy tsy miady zany kle:roll::roll::P

:-*:-*
12. diamondra27 ( 10/10/2006 12:08)
simplex::-*:-*:-*:-*:
ho ho ho

ramuscle::-*:-*:-*:-*

:*
13. boubounezy ( 10/10/2006 20:49)
DIAM refa misy mpity njay vé aza asina resaka tsony.
ra za alou de faly za e!misy fan kou:-*
14. dailynews ( 10/10/2006 22:03)
za koa mbola tsy nahazo bizoroka:oops:
mivazivazy fotsiny aho e, tsy misy mpitia. tahaka izay aho nanana saka kely.
15. diamondra27 ( 11/10/2006 07:14)
dailynews::*:*:*::-*:-*:-*:-*
io ary e! satria za tsy afaka mandefa bizoroka tsony fa efa lasa daholo.

bbnz: :-D:-D:-D
tiako ianao, tiako ianao fa izaho mbola hely
16. dailynews ( 11/10/2006 15:30)
diamondra> :*:*:D hihihi
17. dailynews ( 11/10/2006 15:59)
boubounezy:

jereo ny blog ny diam fa za kou efa naita ny sariny mandra kely.



ahoana ny fidirana any fa tsy hitako?
18. dailynews ( 11/10/2006 16:23)
hitako ilay izy ary hitako ny ankamaroan ny an ny olona ato saingy hitako ilay hoe diam fa tsy nahita sary izany aho...hmm...
19. diamondra27 ( 14/10/2006 08:48)
dailynews: efa nalàna ny sary fa tara ianao

20. tslem ( 29/10/2006 12:13)
zah koa zany zao te ho fan dé inn no ataoko fa tsy fantatro kory diamondra:roll::roll::roll::?::idea:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8335