zava-pisotro misy alikaola
1. fasaly
(
08/10/2006 14:05)
Mba manontany tena ihany hoe ahoana no hahazakàn'ny oul mpisotro zava-pisotro misy alikaola satria raha ny tenako manokana dia tena tsy mahatanty, ny zavatra niseho raha mba nanandrana aho dia io cocktail io foana moa no mahavoa ahy, sady lay farany teo de voafitaka raha nandeha fanasàana hoe tsisy alikaola firy io,...mazava ho azy matsiro mamy be no be fruits be, niletra anlay fruits, nisotro nigoaka roa vera fa afaka minitra vitsy ny tenany de
niodina ny maso, nitsikitsiky be iany, ary ny tena tsy tanty dia otran'ny may sy voan'ny krampy ny vavony ,hoatran'ny nikarepoka ny fo, mamaivay ny ary ambany marary ny kibo, tsemboka miakatra be ny hafanàna , tsy hita zay position hatao fa tsy à l'aise mitsy....maty aho re oul....tsy sahy niteniteny fa nangataka ho any am w.c tany no nanala vokona niolakolana tao....
ka manontany tena aho hoe, ho anareo efa zàtra misotro anreny ve dia ho toy izany foana aloha ny fiatombohany alohan'ny hizàrana amlay misotro sa zà mitsy no tokony tsy hisotro....:roll:
raha otrzay alou de aleo tsy mikasika e! tena mijaly be e!:?
niodina ny maso, nitsikitsiky be iany, ary ny tena tsy tanty dia otran'ny may sy voan'ny krampy ny vavony ,hoatran'ny nikarepoka ny fo, mamaivay ny ary ambany marary ny kibo, tsemboka miakatra be ny hafanàna , tsy hita zay position hatao fa tsy à l'aise mitsy....maty aho re oul....tsy sahy niteniteny fa nangataka ho any am w.c tany no nanala vokona niolakolana tao....
ka manontany tena aho hoe, ho anareo efa zàtra misotro anreny ve dia ho toy izany foana aloha ny fiatombohany alohan'ny hizàrana amlay misotro sa zà mitsy no tokony tsy hisotro....:roll:
raha otrzay alou de aleo tsy mikasika e! tena mijaly be e!:?
répondu par Fiffi le 31/10/2006 20:58
2. Fiffi
(
08/10/2006 17:12)
hummmm ! misy aloha olona tena tsy mahatanty misotro zava-pisotro misy alikola mihintsy an!
Ndry zany de anisan'ireny tsy mahatantaty ireny !
Ndry zany de anisan'ireny tsy mahatantaty ireny !
3. colar
(
08/10/2006 18:34)
aza misotro mintsy njy ra zany ka,aleo za ihany no misotro,hahahaahah, mety tena tsy mahazaka njy fa b ihany ange ny sipa no misotro e,indrindra ny akama ato am sera2,fa aza mamely toi ra zany ka,sao za tsisy akama eo tsony
4. fasaly
(
08/10/2006 18:59)
colar: ka ny fanotaniko hoe taminareo vao nisotro voalohany ve tonge de nahatanty sa tsy maintsy mandalo amzay ankasarotana kely zay ihany:?
5. titis
(
08/10/2006 20:04)
zah aloha tsy nahatanty t@ voalohany fa rehefa zatrazatra de tsy naninona intsony,zany akory tsy midika hoe misotroa zava_pisotro misy alikaola foana fa rehefa mba fety de mba misotro kely fa tsy hoe rehefa mamo tampina vao mijanona an!
6. fasaly
(
08/10/2006 20:08)
titis: de narary otranzany nanjohy ahy zany kou ve indry tam voalohany sa ahoana! satria zà tena marary otrtan'ny alika mitsy e! in telo zay mbo nanandrana kely fotsiny fa e e e e! ny loza de lay apero cocktail io foana no mahavoa ahy, tsy tonga saina hoe misy alikaola anie izy io fa hoe matsiro mamy de lasa zao fa lasa ny ray vera fa marary amzay....zà mitsy no kely endaka angamba:°)
7. titis
(
08/10/2006 20:16)
andramo indray ny champagne fa rah mbola ohatry zay foana no mahazo andry de ny vatan-dry mitsy no tsy mahazaka alikaola,ny cocktail mantsy mifangaro somary mahery ihany!
8. soanja
(
09/10/2006 05:37)
Zah koa ry Fasaly de tsy mahazaka an'io sady tsy mahazaka coca koa. Indray eto amin'ny fiainako koa no nandramako azy aloha fa tena narary tsy nisy ohatrizany nefa de zara raha antsasa-bera nefa labiera fa tsy hoe tokagasy na inona akory. Ny fofony fotsiny aloha defa mampandoa ahy be mihitsy sady raha vao elaela eo dia lasa marary ny andohako.
9. fasaly
(
09/10/2006 06:08)
fita wa ry soanja, de tena gaga anay oul mahavoa an'io zavatra io alou zà fa mba manandrana ny fanaon'i oul fa tsy mahavoa lotra:}
10. vakiniadiana
(
09/10/2006 08:38)
alefa miandalana e, atomboka @ divay maivamaivana sy ny champagne, ny punch sy labiera, dia avy eo vao miakatra degré tsikelikely.
Ny olona tsirairay dia samy manana ny fetrany fa tsy hoe misy mahatanty be izany
Ny olona tsirairay dia samy manana ny fetrany fa tsy hoe misy mahatanty be izany
11. fasaly
(
09/10/2006 12:24)
vakiniadina: hummmm! zay mopu izy io alefa miandalana, fangah ny divay no maivana indrindra zao???:roll: ary kalou hatomboka amzay lay izy, fa vin rouge kosa alou midina ihany ny ahy raha atoko be siramamy e! de sady matory tsara azony:wink:
13. fasaly
(
09/10/2006 12:41)
fa manin no hiomehaezana fotsiny ry booboo:-D:-D tsy mahomby ngah aky io fetombohako io:roll::roll::wink:
14. booboo
(
09/10/2006 13:09)
Fasaly > divay kosa ve kouh ! omevo anà sotroiko f'aza asiana siramamy zany, sady mena koa en plus n'izay
15. fasaly
(
09/10/2006 13:12)
:-D fa manin raha mena! ny ahy asiko siramamy bdb de mba levilevina ny aliakola kou! de tapenanan ny orona refa misotro azy:wink:
16. booboo
(
09/10/2006 13:14)
hihihihihihihi, mivanitika foana angamba zà raha tena hitan'ny masoko manao an'io ianao ! Divay mena :}:}:}:}.
17. fasaly
(
09/10/2006 13:18)
fa mba lazao kalou ary ny hevitry injy amlay dinika e! ahoana no natao tam vlou mba nahatanty tsara anlay divay tsy mitapoka siramamy! tena mijaly mitsy nge ky zà raha otrzay e! ny tsinaiko miholana be ny vavony mikaikona be! te hanao aminy eo hoy ny fitenenana:roll::-D:-D:-D
18. ninih
(
09/10/2006 13:33)
marina le we cocktail mahery fa izay no nahavoa andry; aleo tonga de mba karazany iray ihany raha hanandrana hisotro izany. de ny vin koa hono vao maika mahery refa tapohina siramamy izany raha tsy hoe ngaha notapohina rano :roll:
19. booboo
(
09/10/2006 13:38)
de ny vin koa hono vao maika mahery refa tapohina siramamy
Manalefaka ny alkaola misy anatin'ny divay ndray nefa no fantako....nenà ny vodka sy ny tariny no asiako siramamy
Fasaly > ataovy kely blitany ny anatin'ny vera. Nenà klou zay no fataoko refa hisotro raha ankoatra ny divay, ohtra hoe dité ...
20. xxx
(
09/10/2006 13:40)
sao dia mbola noana be koa dia efa misotro alkôla ? Asio zavatra kely aloha ny vavony fa na vavonin'iza na an'iza raha vide no asiana alkôla dia marary daholo
ny siramamy manampy @ fermentation, izay mahatonga hoe vao maika mahamamo ny divay misy siramamy
ny siramamy manampy @ fermentation, izay mahatonga hoe vao maika mahamamo ny divay misy siramamy
