zava-pisotro misy alikaola

41. fasaly ( 10/10/2006 18:26)
mandrindra:

fasaly, ao fa atao miaraka ny fampianarana sy ny fampianarana :-D:-D:-D





fampianarana in sy in avy izany ry mandrindra??:wink::P:-D:-D:-D
42. Fiffi ( 10/10/2006 18:52)
fasaly:
fa tiko fotsiny hoe ahoana hono zà raha mamo????bagare be ve no hitranga???:roll::wink:
fasaly: de te hanandrana ve ndry hahafantarandry hoe inona no mety hataondry raha mamo ? :roll: heu....zah aloha efa nahita vhv mamo de mitomany beeee , de ny tena loza fa rahefa miakatra iny ny dozy de mitabataba beeee ! mila ady ! may vava ! hummmm !


43. fasaly ( 10/10/2006 18:54)
:-D:-D:-D fiffi: izaho toa tsy ho izany kou! toa otran'ny hoe douce be zany no mivanitika beuh:-D:-D:-Dahoana tokou re e!:-w:roll::roll:
44. Fiffi ( 10/10/2006 19:04)
tondé midaboka matory ve ? :-D:-D:-D
45. mandrindra ( 13/10/2006 09:06)
andry08, fa inona moa no maharatsy an'ilay misotro. fa angaha rehefa misotro dia tsy maintsy hoe mamo? misy koa ny misotro par plaisir satrai matsiro io raha io, ka izao no hifampizarako.

fasaly, fampianarana izay rehetra ilaina maba ahaizana misotro sy maka fy

fiffi, misy diso kely ilay soratrao amin'ilay hoe :"mandrindra: angano , angano , arira arira , mandrindra mpitantara de izahay no miheritreritra ve ?". tsy hoe mieritreritra no izy fa mitsetsitra :-D:-D:-D

46. Fiffi ( 13/10/2006 09:55)
mandrindra: hummm :wink::-D:-D:-D:-D
47. diamondra27 ( 13/10/2006 11:42)
fasaly: tandremo ndry misotro sangria zany an!

Re7: fa raha misy ambony nge reny fruits avy nanaovana cocktail reny de tsy ariana fa hanaovana confiture e!
tu pèses les fruits de tu mets mitovy @ le poids pour le sucre

48. fasaly ( 13/10/2006 14:20)
diamondra: zà tsy misotro sangria fa lay fruits ao anatiny laniko dool:wink::miam::miam::miam:
tena mba kozy raha mba misy ambiny zany reny ruuits reny ry diam....zà kalou mahalàny tsara e!:°):-D:-D


mandrinra a! refa mamo ngamba de lasa hoe angano angano arira arira mandrindra mpitantara......raoftsy mitstsitra:-D:-D:-D:-D
mitsetsitra ankibetongotra io an!:-D:-D:-D:-Drefa mamo iany:{:{
49. mandrindra ( 13/10/2006 15:00)
fasaly, ratsana ihany io, dia mitsetsitra rantsana izany:-D:-D:-D
50. Fiffi ( 13/10/2006 16:37)
sangria kosa aloha tsy de kosto ny alikola ao fa ny punch no tena mazana @ le rhum ao anatiny sady mankarary an-dohabe avy eo an!
51. ninih ( 16/10/2006 15:32)
toa tsy mafinaritra izany mankarary an-doha izany kah!
52. Fiffi ( 16/10/2006 17:25)
raha tsy mazaka aloha tena mila ho vaky mihintsy ny handoha an! fa io koa aloha toa miankina @ zavatra sotrohina hiany an! raha ratsy kalité tena siora fa hankarary an!
53. naughtyboy ( 16/10/2006 19:31)
fasaly a miankina @ occase isotroana fa misy tokoa zvpisotro manala hetaheta ary tsy mahery fa azo sotroana aminy fafinaretana,mba andramo ange ohatra
Pina colada coktail a base de rum,cream coconut,jus d'ananas na cosmopolitain coktail a base de vodka jus de cranberry, citron vert ary sirop de gomme(, vin mousseux leger(Moscato d'Asti-Italy)tsy lafo akory na supermarche aza de ahitana izy io ary 8% ny volume de mazoto fa aza atao betsaka fotsiny

54. Fiffi ( 16/10/2006 19:54)
zany rhum zany kosa aloha mankarary andoha an !
55. ninih ( 17/10/2006 16:43)
sady mahery lotra koa!
56. Fiffi ( 18/10/2006 22:12)
57. mandrindra ( 19/10/2006 11:23)
tsy zavatra sotroana no mankarary andoha fa ny mpisotro no tsy mahay mitantana
58. belaza ( 19/10/2006 11:32)
ka le mafinaritra amle misotro anie ny mitantara le zavatra vita teo ampisotroana, mahakopy anzany daholo ny tena pisotro:@
59. naughtyboy ( 19/10/2006 13:36)
zao nge ry fiffi misy karazany le rum tsy oe mampirisika isotro no tanjoko fa misy mahery izy reny indrindra le antsoina oe eau de vie,distille mo izy reny fa malibu kalo de malefaka ary misy tsirona coco ny mesure avy eo arakarakiny vavony sady refa distille tsara no affine ny rum de manala hetaheta miankina ny ts1-1
60. Fiffi ( 19/10/2006 18:24)
ny eau de vie kosa tena zavatra hafa mihintsy an! fa ny mahagaga ahy kosa aloha de ny rhum no tena mankarary an-doha kosa eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008