zava-pisotro misy alikaola
81. fasaly
(
23/10/2006 15:14)
nayghtyboy! de aon zà zany amlay tenue ndray mande hande resto nefa tsy misotro alcool mandrintra ny sakafo! tsy ampy hafanàna zany....hummm! kalou handramako zay divay ray vera zay sady tsisy fruits io sao mba midina tsara am ara-dalàna iany:wink::°)
84. fasaly
(
23/10/2006 20:06)
fiffi: hummmm! nefa matsiro be lay milona iny! izay no nahavoa ahy lol njinja fa galcé tsara iny lay izy an
:miam::miam::miam:
:miam::miam::miam:
86. fasaly
(
23/10/2006 20:20)
iny kalou matsiro laniko tsara iny famanotika ihany ny kibo no mikainkona ny vavony e! fa atoko be glaçon beuh mitsy de tsy de manin:°) hummmm ho an'ny vevavy ireny e!:wink:
88. fasaly
(
24/10/2006 20:13)
:-D:-D:-Dfiffi: hi ferana ihany ny tenda am manaaraka angamba aky a! loza mitry e! tsy mahalala zay hahafaty azy:-D:-D
89. Fiffi
(
24/10/2006 20:32)
ka zay indrindra manko an! miheritreritra hoe voankazo io de tsy maninona saingy.....:{:{:-D:-D
93. mandrindra
(
26/10/2006 16:10)
raha vao tsy milona dia tsy ahazahoana ranony dia tsy azo sotroina
94. fasaly
(
28/10/2006 21:08)
ninih: milona alikaola aky io a!
tsy ahazoana ranony ahoana zany ry mandrindra
tsy ahazoana ranony ahoana zany ry mandrindra
95. Fiffi
(
28/10/2006 21:13)
ninih: rehefa manao sangria na punch akia de hasiana karazana voankazo halona ao ! de ho hanina ny voankazo avy eo de maha-mamo raha toa ka be loatra ny alikola natao tao anatiny!
96. fasaly
(
29/10/2006 08:06)
matsiro be lay vokazo avy eo fa maha mamo marina
zay no nahavoa ahy! tsy de ny ranony lotra no nateliko fa ny vetiny no nakesoka!:{:{:-D
zay no nahavoa ahy! tsy de ny ranony lotra no nateliko fa ny vetiny no nakesoka!:{:{:-D
98. fasaly
(
29/10/2006 21:43)
sam efa tratrtan'io zany tsika roa! lay fruits ihany no mahafatifaty de niletra kinanjo fruits empoisonées:-D:-D:-D:-D:-D
100. fasaly
(
30/10/2006 06:57)
maty aho marina raha zao fandehan'ny sary kely zao no manjo!:? tena mikodiadia ao anaty tavoahgy mitsy zany am farany:?:-D:-D:-D:-D

fa aleo hiany hasiana
klé ! :-D:-D:-D:-D