zava-pisotro misy alikaola

61. mandrindra ( 20/10/2006 09:15)
tsy mankarary andoha izany ny rhum ka.
62. Fiffi ( 20/10/2006 15:02)
miankina @ tsirairay zany ve ?
63. fasaly ( 21/10/2006 12:46)
tiko dia tiko ny ho mamo indray mande eo am fiainako fa tena tsy taf e!:roll::-D:-D:-D:-D

naughtyboy! ka na 2 volume aza tena mahafanina kou:wink: matsiro ao ambava nge lay izy fa tonga any am tsinay sy vavony vao tena dray dray dray! aleo hilamina:°)
64. cutie ( 21/10/2006 16:00)
fasaly adinon-jy ny nisotro rano , de narary ny lohan-jy hihihihihi
65. fasaly ( 21/10/2006 17:17)
ka zà nge tsy narary andoha fa narary kibo tsinay mitsy e! de nikaikona ny vavony de nafàna be mitsy ny tany ambany de niodina ny maso:roll::-D:-Dfa nisotro rano be mitsy zà après de afaka iany:wink:intelo tratra otrzay zà ka fay tsy hanao trony....simba avy hatrany ny soirée-ko:-D:-D
66. vale ( 21/10/2006 18:49)
fasaly: :-D:-D:-D:-D :wink:, indry angamba nahita an,le fruits tao anatiny de nisotro hoatra ny nisotro sirop:roll:ihihi, fa raha nosotroi-ndry tsikelikely nety tsy nanin, fa mety ny vatandry koa nefa no tsy mahazaka alcool!! ...

de ny ahy t@ 1° old nick no-couper-na coca no nahamamo anah 1° fa tsy tsaroako naharary kibo alou za é, na nandoha, fa nivanitinitika ftsn,:lol: ,.... ny taorian, izay @ zay kou tsy nanin, ka mety samy manana ny toe-batany mintsy fa za kou mahafantatra oul betsaka isakiny misotro izy de tsy maintsy mandoha! :?,...misy bandy izay indray sy izay cousin-nay izay na efa mahalany dose ohatra ny sasany ry zareo tsy hita mamo mintsy , tsy mihontsona izany mintsy, (raha jerena ety ivelany izany a) ka tena mahagaga...misy ndray tonga de matory be, fa tsy voatery haloiloy na harary an-doha.....donc samy manana ny toe-batany fa aza atao ntsony @ manaraka,ihihi...:roll:na kou ataovy tsikelikely ftsn alou.....:wink:
67. fasaly ( 21/10/2006 21:35)
:-D:-D:-D:-Dvale ka zay njinja lay izy e! lay fruits no nahafatiafaty be ahy de tsy hitako tsony ny volume ny acool nisy tao anatiny, ka tsy nahalala zay ahafaty azy! ary gaga zà fa ny ahy raim de lany an!:-D:-D:-D ny fruits nidina tsara tsy lazaina tsony etsy andaniny loza mitsy refa tsy mahalala ny dose :-D:-D:-D voa vao fanina mihampnampana e!:wink:
68. fasaly ( 21/10/2006 21:37)
vale zà alou de saika hatory mitsy e! malemy be kou! mivanitika kely iany:-D:-D:-D
69. Fiffi ( 22/10/2006 13:01)
:-D
70. vale ( 22/10/2006 14:14)
fasaly: hihihihihihi:wink::wink:
71. Fiffi ( 22/10/2006 16:57)
aleo kosa aloha le mivanitika toa zay le miady an! :-D:-D:-D
72. fasaly ( 22/10/2006 17:55)
fiffi: aleo mivanitika toy izay lay mandrefy lalana reny sy ilay hoe lehilahy mody e! zao no famindra aaaaa!:roll::-D:-D:-D
73. Fiffi ( 22/10/2006 20:27)
de ozy zay hira zay hoe: "aka manao ahoana ny mpisotro taoka raha tafahoana aaaaa !!
mirediredy hoaaaaaaa B+A=BA :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
74. belaza ( 22/10/2006 20:44)
"tsa ny taoka ro mahery fa ny betsileo no mora mamo"
75. fasaly ( 23/10/2006 05:56)
:-D:-D:-D:-D belaza: ahako any tsary betsuileo ouuu!:wink::-D:-D:-D
76. mandrindra ( 23/10/2006 13:52)
fasaly, izay vao azoko hoe naninona ianao no narary kibo. tsy ny alikôla no namparary ny kibonao fa ilay voanakazo nifangaro taminy no efa lo dia tsy levon'ny vavoninao:-D:-D
77. fasaly ( 23/10/2006 13:59)
:-D:-D:-D:-D tsy lou zany kou!!!! mbola mikarepoka dool de mi fondre tsara ny jus refa voatsako lay fruits kounnnn:?
78. mandrindra ( 23/10/2006 14:40)
nihinampruit mikarepoka izany ianao, tsy izay mikarepoka rehetra anie dia mbola frais e
79. fasaly ( 23/10/2006 14:56)
raha resaka fruits no resahina de mbola ao tsara izy zay:wink::-D:-D:-D
80. naughtyboy ( 23/10/2006 15:00)
fasaly lay alikaola mintsiny zany no tsy mety @ ndry fa na ny vatan'oul ts1-1 nge de mila alikaola daoly fa tsy atao mihoatra,refa le mba mivoaka mikaly iny zao de asina kely divay tsy mifangaro fa vera 1 tonga de milamm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008