zava-pisotro misy alikaola
23. mandrindra
(
09/10/2006 14:49)
fasaly, rehefa misotro an'ireny zavatra ireny dia aza ny hoe misy alikôla no eritreretina voalohany. raha izay tsinona no atao masak antsaina dia avy hatrany dia hoe alikôla = mamo.
rehefa misotro zavatra dia ny tsirony no hisotroana azy fa tsy hoe satria izay misy alikôla. dia eo izany maka fy an'ilay zava-pisotro na divay, na labiera, na rôma, na vitsika, na vodka ...dia avy eo koa tsy hifaninana izay mahalany betsaka io fa samy mahafantatra izay mety ahasambatsambatra azy

24. fasaly
(
09/10/2006 14:59)
mandrindra: ka ny tsirony mitsy ange no nahavoa ahy e! ozy lay oul hoe tsisy aliakola firy io! eny aza wa! ok! nigoaka matsiro be fa mamy be mitsy no ny fruits tao- anatiny kou nampitsiriritra be ka nalahalàny roa vera, otran'ny nisotro lasopy aho nisotro azy:wink: fa faka telo minitra wa fa tena saika nioalana ny tsinaiko e! nivara mena tsisy otrzany ny ahfanana niakatra be ny vatana ray manotolo fa tany am w.c kely de notaphiko rano foana amzay de afaka ihany.
25. fasaly
(
09/10/2006 15:01)
xxx: non ny apero alou no nalefa vlou ka! tena voky kely mitsy....fa zà mitsy no mbnola mila mihofana e!
zà anefa te ho mba ho mamo zany mitsy hoe ahoana zà refa mamo, fa efa somary nivanitika kely ihany aloha fa lay vavony mikaikona sy tsinay miholana no tsy laitra e! enjana be knou:x
zà anefa te ho mba ho mamo zany mitsy hoe ahoana zà refa mamo, fa efa somary nivanitika kely ihany aloha fa lay vavony mikaikona sy tsinay miholana no tsy laitra e! enjana be knou:x
26. mandrindra
(
09/10/2006 15:05)
fasaly, rehefa dinihiko tsara dia toa kely loatra angamba ny roa vera satria tsy dia be alikôla ilay zavapisotro. izany hoe tsy nihoatra an'ilay dôzy mahafinaritra ianao fa nijanona dia tonga dia fanina. izay ilay atao hoe tsy ampy dôzy:-D:-D:-D
27. fasaly
(
09/10/2006 15:09)
:?tssssssmbola miampy dozy noho ny nostroiko zay ve tsy hoe tena oul hafa lmitsy no ho raisina eo!:roll::roll: fa inona lay tonga de dozy mahafinaritra aza handramana ndray sao tsy mampikaikona vavony izy izany:P
28. mandrindra
(
09/10/2006 15:14)
andao hiaraka hisotro dite fa aio no tsy mamitaka sy ahitana ilay dôzy milay e:wink::-D
29. Aino
(
09/10/2006 15:17)
ny ahy indray anky dia tsy tiako koa fa efa mba nananjakanjana ihany fa tena tsy misy de tiako laotra ah!! na ny fofona tovay aza tsy tiako, fa dia le chempagne ihany no tahaka ny mba tiako t@ izy rehetra. ny Fanta sy Coca Cola moa tsy ao anatiny izay. ka rehefa misy alchol dia io zava iray ihany no mba azokazoko.
32. mandrindra
(
10/10/2006 09:01)
fasaly, ao fa atao miaraka ny fampianarana sy ny fampianarana :-D:-D:-D
fiffi, aiza indray no misy angano ao anty zava-pisotro?:-D:-D:-D
fiffi, aiza indray no misy angano ao anty zava-pisotro?:-D:-D:-D
33. andry08
(
10/10/2006 11:13)
fasaly an! aza miditra @ izany fa lalina be io rehefa tonga ao indry!:)
35. andry08
(
10/10/2006 11:35)
tsy fantatro fa aoka koa tsy hampiditra ny hafa ianareo e! Efa nahita io aho t@ namako eto fa aza mivazivazy @ resaka tsy mety an!
Fasaly andry no mieritreritra an!
Fasaly andry no mieritreritra an!
37. andry08
(
10/10/2006 11:50)
:?::?::?:ianareo no mahalala ny tsy mety na ny hafa fa dia aza mitarika ny hafa hisotro toa anareo!
38. diamondra27
(
10/10/2006 11:50)
fasaly: za tsy mba nisotro boisson misy alcool izany.
Fa kosa indray andro rehefa vita ny exam tany @ Université dia mba niteny aho hoe: andeha hividy toaka aho dia mba andramako izany hoe: mamo izany.
Mba te-hahalala tahaka andry io aho , fa za tsy teny imason'olona fa za irery ihany no nanao izany tao @ studio-ko tsy nisy nahala.
Dia tena nataoko io, nisotro nisotro nanomboka maray ny andoha, mafanafana ary ny fiafarany dia mandoa.
Donc, rehefa invité za dia fantako foana hoe: ity boisson misy alcool , na ity cocktail, andramana kely aloha vao migoka.T@io expérience nataoko io no nahalalako hoe:tsy misy tombony ny hisotroana toaka, ary koa raha misotro aho satria invitée dia fantako ny dose-ko.
Conclusion: ndry zany izao ry fasaly tokony hahalala ihany koa oe: ohatran'izao le signe refa mitady ho lasa iny indry, de tokony hajanondry le cocktail fa tsy miandry marary vaony sns intsony.

39. Fiffi
(
10/10/2006 16:04)
mandrindra:mandrindra: angano , angano , arira arira , mandrindra mpitantara de izahay no miheritreritra ve ? :-D:-D:-D
fiffi, aiza indray no misy angano ao anty zava-pisotro?:-D:-D:-D
40. fasaly
(
10/10/2006 18:25)
andry, diamondra: non! tsy ho lasa lavitra main'io re zà fa mbo misangisangy fotsiny e! fa tiko fotsiny hoe ahoana hono zà raha mamo????bagare be ve no hitranga???:roll::wink:
ka zà tsy naheno lotra anlay tsiron'alcool fa lay tsirony no henoko mamy tsara hummmmm!!!!fa toudé de lany raim sy valo ny ahy....ny fruits tao anatiny mou amzany nidina tsara dool!:P
fa raim sy valo de tena narary e! zay no haafatarako fa tsy zakako io:°)