Greve generale hono!
1. kitjo
(
09/10/2006 07:59)
ko raha tsy tsy mahita atao intsony ny olona!
izy ngah no velomina?
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2399
izy ngah no velomina?
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2399
novalian'i fijo ny 13/10/2006 22:07
5. prime
(
09/10/2006 12:12)
mihevitra ny malagasy ho mora fitahina toy ny taloha ihany ny sasany an....
6. xxx
(
09/10/2006 12:53)
"aleo aho hihomehy" hoy i Zafy Albert taloha !!! Fa i Pierrot hono no iza no hanajanonan'ny olona ny fiainany an-davan'andro ! Manonofi atoandro mihintsy ilay namana
7. prime
(
09/10/2006 13:40)
Mampalahelo raha mbola misy olona mieritreritra ny hanao an'izany ihany @ izao ankehitriny izao...
8. mandrindra
(
09/10/2006 15:34)
io grevy, grevy io ihany no fanehoankevitra anisan'ny nampikoroso fahana ny ekonomia hatramin'izay. izaho dia mpanohitra an'io, na efa nandray anjara aza, na iza na iza no mitondra eo.
10. xxx
(
10/10/2006 09:03)
poireau ve no nde hanaovako girevy mba misaina ry malagasy namana a ! ra tianareo hampakarina indray ny mpangalatra de ataovy e !
11. fiderana
(
10/10/2006 14:25)
Mi-grevé eo fa tsy misy hanampy an\'lisany ankory izahay hiasa ihany, miasa ary izahay tsy hita izay vokany koa no ndeha tsy hiasa indray, tsy misy manà milatsaka avy any an-danitra intsony eo, fa andraso eo ny an\'lisany, fa voagadra any tsiafa ny mpanatitra manà.
12. fijo
(
13/10/2006 22:07)
io grevy io ihnay no nahatonga ahy lasa aty.ka aoka ry zareo an,tsy fotoanany izao
