antso

1. fijo ( 09/10/2006 10:04)
hoan'i hery sy ny mptantana rehetra.
rehefa misokatra ny fanaovana fampielezankevitra,dia mangataka aho,mba hanokafana pejy manokana ahafahana manao izany.dia ao isika no manao propa;ka rehefa tapitra io fotoana io,dia akatony ilay pejy.
amin'izay isika tsy manao propa ato amin'ny resaka politika,ary mba tsy hisian'ny propa mandritry ny taona koa izay.

misaotra ny rehetra
novalian'i fijo ny 10/10/2006 22:46
2. kitjo ( 09/10/2006 10:06)
mety mitsy zay!
3. Fiffi ( 09/10/2006 10:08)
nga akia ry fijo tsy natokana ho an'io ity eto @ politika ity ? io koa ange ka lasa fa tsy mijanona ela be koh! nefa asa aloha an!
4. prime ( 09/10/2006 12:09)
Mety daholo izay fandaminana atao... fa marina koa nefa ny lazai'ni fiffi hoe mandalo io ka na eto ihany aza moa maninona?... asa aloha ianareo mahita izy...
5. lagoon ( 09/10/2006 21:37)
Izaho aloa dia mitady tee-shirt,casquette,pin's,drapeau MARC RAVALOMANANA e!!
6. fiderana ( 10/10/2006 13:53)
hoatran'ny PAZZAPA ihany io rehefa vita ny fifaninanana dia lefy hoazy eo fa ny manaraka indray no jerena ,amiko ampy ity sehatra ity hanaovana izany.
7. fijo ( 10/10/2006 22:46)
ka eto misy fitsipika hoe tsy azo anaovana propa.dia mba hialana amin'izay no nahatonga ahy nanao io antso io.
ravato efa nilaza mazava fa mety hovoafafa izay manao propa eto.
ka raha misokatra ny propa,dia aleo izany mba hisy toerana ahafahan'izya te hanoa izany ."mandritra io fotoana io"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1714