Ilaina ve ny amant na maitresse ?

1. dolby ( 12/10/2006 10:07)
Ahoana indray ny fahitanareo an'io ?
2. xxx ( 12/10/2006 10:40)
ié , ilaina raha sendra misy occas , mba miova ny habitude é tsy provoquena fa avela mandeha ho azy ...vary foana ve, mba mila pate indraindray ,na frîte ....(tsy hambaratelo io, ary mila limitena dans le temps):-$
3. mbaliana ( 12/10/2006 10:40)
hihhiihi ohatry ny zavatra rehetra e.. misy ny lafiny tsara dia misy ny lafiny ratsy fa araka ny didin'Atra dia tsy azo atao :@:@
4. cutie ( 12/10/2006 10:43)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 12-10-2006 12:07:19
Lohateny : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
Ahoana indray ny fahitanareo an'io ?

Ilaina ho an;zay tsy mety afa-po :-D:-D:-D:-D
5. vale ( 12/10/2006 11:06)
:-D:-D cutie,:-D, k'hita wa aky eh!!:lol::-*:-*
6. vale ( 12/10/2006 11:07)
dolby:

Ahoana indray ny fahitanareo an'io ?
:roll: hum! hum! be io kah!!!


7. Fiffi ( 12/10/2006 11:09)
ary ho an'i dolby , ilaina ve ?
8. andry08 ( 12/10/2006 11:15)
Tsy ilaina raha ny momba ahy manokana.
9. booboo ( 12/10/2006 11:21)
Ilaina hitondra anà hihinana glasy sy hisotro chocolat chaud :-D:-D:-D:-D....:-P
10. lapino ( 12/10/2006 11:41)
Tsy ilaina izany fa haitraitra ihany
11. vale ( 12/10/2006 11:54)
lapino: :lol::lol:
12. fiderana ( 12/10/2006 11:57)
Dia mizara koa ny vola ny iray any @ maitre leisy dia ny iray any @ maitresse , dia zero sisa no any ampaosy, dia tapitra ilay saosy:-D:-D:-D=))=))=))
13. vale ( 12/10/2006 12:00)
ihihihihi
14. titis ( 12/10/2006 12:09)
Tsy ilaina amiko fa mampitombo problème,na ny saina aza tsy milamina.
15. dolby ( 12/10/2006 12:13)
Fiffi : Mety ilaina raha hita hoe manamafy orina ilay fifankatiavana amin'ny efa hananana indray avy eo. tsy ho voatery hoe zavatra ratsy akory ny andraisana ny amant na maitresse (tsy mandeha lasa lavitra loatra) satria ny fahitanao ny zavatra tsy ampy eo @ eo am-pelatanana no mahatonga handeha hitady any amin'ny hafa, nefa eo @ izay fijerena ny hafa izay mety nandiso fanantenana, no mety hahatsapanao fa mamy dia mamy ilay taloha ka aoka ihany. Hevitro ny ahy iny.

16. vakiniadiana ( 12/10/2006 13:09)
ilaina ka, ohatra ny manao bôl ihany io, tsy maintsy manao entrainement eny @ sisiny aloha vao tena manao match :-D:-D
17. cutie ( 12/10/2006 14:08)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 12-10-2006 14:13:21
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
Fiffi : Mety ilaina raha hita hoe manamafy orina ilay fifankatiavana amin'ny efa hananana indray avy eo. tsy ho voatery hoe zavatra ratsy akory ny andraisana ny amant na maitresse (tsy mandeha lasa lavitra loatra) satria ny fahitanao ny zavatra tsy ampy eo @ eo am-pelatanana no mahatonga handeha hitady any amin'ny hafa, nefa eo @ izay fijerena ny hafa izay mety nandiso fanantenana, no mety hahatsapanao fa mamy dia mamy ilay taloha ka aoka ihany. Hevitro ny ahy iny.

ahatsiarovako hira :lol::lol::lol:
18. ratonga ( 12/10/2006 14:39)
ilaina kosa e! azaona mampità ny mety sy ny tsy mety:lol::D:lol: kony mou cutie é!:*
19. diamondra27 ( 12/10/2006 14:40)
dolby: :*:*
mila mifanoroka ny amant sy ny maîtresse
20. adidy ( 12/10/2006 14:51)
Rehefa mahita an' IXXX miteny hoe aiza no hihinana vary foana aho dia izy ihany izany dia mamaly ny fanontaniany sy maneho ny hiheverany ny vady"sakafo, hanina", ka dia tsy mampaninona tokoa hoe "mihinana gaosy droaty".
Rehefa ampy ve ny fitiavana ilaina ao an-trano dia mbola hila amant na maitresse?:^)
Dia ilay maka amant na maitresse izany dia ilay olona frustré ao an-trano tsy mahazo ny ilaina fa mila mitady any ivelany:-P.
Dia zakanao koa ve nefa hoe mandeha any ivelany koa ilay iray?:-o. Raha eny ny valiny dia tsy tokantrano intsony ilay izy fa tokantranom-boalavo;-). Raha tsia no valiny dia izay ilay atao hoe fitiavan-tena:-/


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3813