Ilaina ve ny amant na maitresse ?

101. cutie ( 31/10/2006 15:17)
: mandrindra [ Valio ] 31-10-2006 12:46:04
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
Hoy i cutie:

merci mandrindra


aza isaorana akory fa natioraly sady tsy mety ritra anie io e

tsy misaotra :-D:-D:-D:-D
102. Fiffi ( 01/11/2006 06:28)
kala:
mandrindra > :*
:-D:-D:-D hisiazy eo cutie fa hataovy eo an! :-D:-D:-D:-D:-D


103. kala ( 01/11/2006 08:46)
fiffi > :oops::oops::oops: manao :* an'i mandrindra fotsiny zà ny amin'ny hevitra omeny ange ê! :wink:

cutie > zà ve dia hampasiaka andry?:roll: mba fidiana koa ange ny olona maha jalouse ê!:twisted:

na izany na tsy izany, tsy ilaina hoa na ny amant na ny maîtresse. kôzy ê! dia ndehana manao goûter sao noana eo.

aza hitako ka zà indray andro any no lasa maîtresse? dia ahoana tokoa re ê!:-$
104. Fiffi ( 01/11/2006 09:11)
nga moa cutie niteny na inona na inona teo ? fa zah ange no mananihany anao ry kala eh !
105. cutie ( 01/11/2006 22:09)
cutie > zà ve dia hampasiaka andry? mba fidiana koa ange ny olona maha jalouse ê!

:-D:-D:-D:-D:-D:-D
106. cutie ( 01/11/2006 22:09)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 01-11-2006 10:11:42
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
nga moa cutie niteny na inona na inona teo ? fa zah ange no mananihany anao ry kala eh !

:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
107. Fiffi ( 02/11/2006 16:27)
jereo aza izy :) de ampy
108. cutie ( 02/11/2006 20:16)
:roll::roll::roll::roll:
109. mandrindra ( 06/11/2006 15:47)
kala:

mandrindra > :*


:*:*:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078