Ilaina ve ny amant na maitresse ?
81. mandrindra
(
25/10/2006 11:36)
kelly13, na hoe izay eo iononana, na izay eo ifaliana dia manambara tsy fahampiana foana izany. terena ho fena na dia mikobana aza. avelao halalaka dia mandeha ho azy io e.
cutie, zah nefa tsy mahay mampihomehy:-D:-D

82. kelly13
(
25/10/2006 12:20)
odoié mandrindra! kou raha tsy paiso b le vhv ka hanaiky an'izany eo!! lollll sa ny vadin'i mandrindra manaiky hampirafesina? hihihi!!!
@ko oa rehefa iny ny choix nalaina d iny no izy d ifaliana. point barre ./

84. bebegeante
(
26/10/2006 09:02)
anjay kosa ry mamindra, izany v ts tsara, nefa asa; samy manana ny mahatsara azy marina ny stirairay angamba! nefa anie ny atao sambatra d ny fahaizana mionona @ ananané!!
amiko manokana izany an!
amiko manokana izany an!
85. mandrindra
(
26/10/2006 16:39)
kelly13, hanaiky ve ny vadiko? izaho aloha no manao dia izay hitako fa mety no ataoko. sady izaho tsy mampirafy izany fa mizara fitiavana fotsiny.
cutie, ny haiko dia io voalazako io : mizara fitiavana :-D:-D:-D
bebegeante, ie tena tsara izany ka. fa ny ahy raha vao misy an'io fiononana io dia tsy fahasambarana izay amiko satria midika tsy fahampiana io, izany hoe na tiana na tsy tiana dia ekena satraia mionona

86. xxx
(
26/10/2006 17:21)
mandrindra:mampanahelo be ny zavatra manjoa ny vadin'i mandrindra raha izany ! sa v fantratrin'ny vadin'toi zany fa manao an'zany toi ?
kelly13, hanaiky ve ny vadiko? izaho aloha no manao dia izay hitako fa mety no ataoko. sady izaho tsy mampirafy izany fa mizara fitiavana fotsiny.
88. vale
(
27/10/2006 09:52)
uote=mandrindra]
kelly13, hanaiky ve ny vadiko? izaho aloha no manao dia izay hitako fa mety no ataoko. sady izaho tsy mampirafy izany fa mizara fitiavana fotsiny.
bebegeante, ie tena tsara izany ka. fa ny ahy raha vao misy an'io fiononana io dia tsy fahasambarana izay amiko satria midika tsy fahampiana io, izany hoe na tiana na tsy tiana dia ekena satraia mionona
[/quote]

90. mandrindra
(
27/10/2006 10:49)
xxx, fa ahoana moa no tsy ho fantany? izaho tsinona tsy miafina ao ambadiky ny xxx:-D:-D:-D
cutie, iny (l)(l)(l)(l):*
vale, inn no tsy nety ????
cutie, iny (l)(l)(l)(l):*
vale, inn no tsy nety ????
91. xxx
(
27/10/2006 13:20)
Zay mbola tsy nanota taminareo no aoka hitora-bato azy ireo e! Za mba efa tratra hoe samy tena tia izay mitsam nefa efa samy voafatotra, gravy be ilay fakam-panahy koa! ohatran'ny ilaina ihany aloha e!
92. kelly13
(
27/10/2006 13:30)
mandrindra>ary raha ny vadinao no mizara fitiavana? mety v? tsy hampaninona anao v? bien sûr hilaza ianao hoe "tsy mampaninona ahy" ms bon.:lol::lol:
resaka theorik marina ngamba ny eto fa refa tratra d mangina dol iany, tsss

94. xxx
(
28/10/2006 06:38)
xxx:Ilaina ahoana ? hanitsakitsahana ny tokatrano ve ?
gravy be ilay fakam-panahy koa! ohatran'ny ilaina ihany aloha e!
Mamelà ny hlekokay , ary aza mitondra anay @ fakam-panahy ........... de aza lazaina hoe fizarana fitiavana zany fa hajao ny vadinao , ary raha manana fitiavana ho zaraina ianao dia ny tokatrano aloha no tiavina sy omena fitia faran'izay be indrindra !
95. kanto10
(
28/10/2006 19:15)
hatramin'izay aho contre foana fa mety ilaina ihany angamba raha atao ny fandinihana raha ohatra ny partenaire anao tsy misalasala manao an'izany de enao ve hiaritra eo foana moa?
96. xxx
(
28/10/2006 20:23)
mandrindra:hay ve zany zvt efa nifanarahanareo zany e!
xxx, fa ahoana moa no tsy ho fantany? izaho tsinona tsy miafina ao ambadiky ny xxx:-D:-D:-D
97. mandrindra
(
31/10/2006 11:44)
kelly13:
mandrindra>ary raha ny vadinao no mizara fitiavana? mety v? tsy hampaninona anao v? bien sûr hilaza ianao hoe "tsy mampaninona ahy" ms bon.:lol::lol:
resaka theorik marina ngamba ny eto fa refa tratra d mangina dol iany, tsss
ary efa hain'i kelly13 anie ny valiny e. tsy teoria izany fotsiny io, fa izay ny ahy no fomba fitantanako azy ka.
98. mandrindra
(
31/10/2006 11:46)
cutie:
merci mandrindra:*:*:*:*:*:*
aza isaorana akory fa natioraly sady tsy mety ritra anie io e:wink::-D:*:*(l)
99. mandrindra
(
31/10/2006 11:49)
xxx:
xxx:Ilaina ahoana ? hanitsakitsahana ny tokatrano ve ?
gravy be ilay fakam-panahy koa! ohatran'ny ilaina ihany aloha e!
Mamelà ny hlekokay , ary aza mitondra anay @ fakam-panahy ........... de aza lazaina hoe fizarana fitiavana zany fa hajao ny vadinao , ary raha manana fitiavana ho zaraina ianao dia ny tokatrano aloha no tiavina sy omena fitia faran'izay be indrindra !
fa izano nanao heloka no mangataka famelankeloka???
efa omena fitiavana be dia be tsy voafetra ny ao antrano ka maninona raha mba omena ihany koa izay mitady any ivelany????