Ilaina ve ny amant na maitresse ?
41. dolby
(
16/10/2006 07:40)
Fiffi : Raiso amin'izay hitiavanao azy.
diamondra27 : ndao ary e :-) dia mba valio ilay atsy :-)
diamondra27 : ndao ary e :-) dia mba valio ilay atsy :-)
42. zoklbfkfk
(
16/10/2006 07:49)
contre 100% = tsy ilaina na ny amant na ny maîtresse
aleo mionona amin'ny iray sady ami'izao fotoana izao efa tsy fantatra tsony ny ao an-tsain'ny sipakely atao maîtresse. kôzy :twisted:
aleo mionona amin'ny iray sady ami'izao fotoana izao efa tsy fantatra tsony ny ao an-tsain'ny sipakely atao maîtresse. kôzy :twisted:
43. kala
(
16/10/2006 09:06)
diamondra27:
fa maninona aloha dolby no te-hahalala ny antony ilàna ny amant sy ny maîtresse e!
hummm, ndao ary hoe handramana 'zany
:oops::oops: oops bedin'i kala kay moa 'za raha manao an'io koa. Tsy iombonany intsony sady tsy mety hitaiza zaza eo tsony iny sipa iny;-)
zany mihitsy ka! :-*:-*:-*:-*:-*
shhhhhhh, aleo hoa mionona amin'ilay iray ihany, zany maîtresse zany ange ka "doublure" ê!, tsy miseho ivelany fa any anatiny ihany, raha tsy hoe hiova angah ny tontolo ka ny slip indray no hatao ety ivelany :wink::roll:
45. xxx
(
16/10/2006 10:07)
ilaina ihany izy mba hanalana azy , fa tena marina ko io lazain'io zokl io , enao miezaka manao ny mety fa toa ny azy ihany no azy , manahirana ny ao ambovo , ny any ivelany ko mbola manahirana , ra tsy hoe angaha olona mitovy cas @nao , fa ny joba kely tsy lasa e
47. kala
(
16/10/2006 12:32)
vale > mimémé fotsiny an! :-* ê!
hitanareo ary zany ny maîtresse fa sady mbola lany sos, lany fotoana & hery.
Rehefa avy eo ndray mbola hiahiahy sy hiasa saina sao manao irony atao hoe "scandale" irony.
Tsy aleo ve ny ananana no asiana fiheverana tsara ny hahasambatra azy?:wink:
Raha ny amant ndray toa avy dia fantatra ny zvt andrasany amin'ny vhv iray. Hum! tsy lasa f'aleo leiry ihany no ampirevena tsara sy omena fitiavana. (l)(l)(l)
Rehefa mitady hihodina dia ity no toro-hevitra , avereno kely ndray irony kindrindrina fahiny sy ny fifamborahana fitia tamin'izany andro zany fa hitanareo eo fa milay an!
Tsy misy ilaina ny amant na maîtresse zany! ôe ôe! oééééééééééééééééééééééé

48. diamondra27
(
16/10/2006 16:01)
raha za aloha ny bandy d'efa tsy namelako ndry ry kala fa nataoko maîtresse, sady ndry tena kala be araka ny anarandry an:-P(l)(l)
49. dailynews
(
16/10/2006 16:20)
raha efa manambady dia tsy ilaina satria dia manokatra varavarana ho an ny fahafatesan'ny fanahy izany ary mamoha midanadana ny vavahady hihazakazahana any amin ny helo.
be dia be izao no tsy mitovy hevitra amiko e, tsy maninona fa samy manana ny fijeriny ny fiainana e, ny ahy io ny fomba fijeriko azy.
be dia be izao no tsy mitovy hevitra amiko e, tsy maninona fa samy manana ny fijeriny ny fiainana e, ny ahy io ny fomba fijeriko azy.
50. Hubert
(
18/10/2006 14:39)
Ho anareo rehetra izay milaza fa tsy ilay ny maitresse e! io no tena atahorako ho...Eny ary e! ataontsika an'izay, tsy ilay izay izy; de izao; tadidio foana ny ato @ serasera rehefa misy ilay occas na fankampanahy 1jour.
Ho anao tsy lavony aloha dia felicitation avy hatrany e!; fa ilay misalasala kosa aloh...no zazabe=))
Ho anao tsy lavony aloha dia felicitation avy hatrany e!; fa ilay misalasala kosa aloh...no zazabe=))
51. mandrindra
(
19/10/2006 11:45)
cutie:
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-10-2006 17:07:20
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
cutie, ndraindray manana, indraindray tsy manana
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
de refa le indraindray tsy manana ve de manenina :-D:-D:-D
tsy manenina satria efa nanana. dia rehefa tsy manana dia mitady indray.
fa ny mahavariana ahy dia misy milaza ao hoe aleo mionona amin'ny iray ihany. izany mihonona izany anie dia midika tsy fahampina e. matoa mionona dia satrai tsy fidiny fa ekena fotsiny hoe izay no tokony ho izy. nefa aza adino fa maro ny zavatra tsara manodidina ny tena an.
52. cutie
(
19/10/2006 14:20)
tsy manenina satria efa nanana. dia rehefa tsy manana dia mitady indray.
ary @ zao fotoana zao ve manana sa tsy manana:-D:-D:-D
53. mandrindra
(
19/10/2006 14:27)
mandray candidature foana ny birao ka :-D:-D:-D tsy voafetra ny fotoana, ary tsy voafetra ihany koa ny isa:-D:-D
56. mandrindra
(
19/10/2006 14:37)
ny candidature no raisina fa tsy voatery ho embaucé daholo ka :-D:-D:-D
59. fiderana
(
19/10/2006 15:13)
raha mbola maitresse aloha mba azo ihafina ihany satria tsy hitako izay maha ratsy azy pepianatra anie ny maitresse ê, manasoa ny ankizy any am-pianarana, fa ilay aimant no tena loza , na ny vy, ary taritiny ka maika olona no lasa aimant?:-D:-D:-D:-D , dia hohitan-tsika eo izay mahery na ny aimant na ny vy....!=))=)):-$