Ilaina ve ny amant na maitresse ?
21. lapino
(
12/10/2006 15:10)
dolby:Ary raha ilay efa ananana indray no manamafy orina ny fifankatiavana amin'ny amant/maitresse?
Mety ilaina raha hita hoe manamafy orina ilay fifankatiavana amin'ny efa hananana indray avy eo.
22. Hubert
(
12/10/2006 15:49)
Euh, miankina am'ts11 ihany io e!
Fa ny zavatra misy aloha @ ankapobeny dia miteraka stabilité ho an'ny toka-trano ny maitresse.
Satria nahoana?
Satria rehefa tonga ilay rangahy avy miasa ohatra dia saika manome calin an'ilay maître foana; ie: tsy misy fahasorenana na dia tonga ao an-trano hanafenana am'ilay tena vady.
Na izany aza, mila mitandrina fatratra ho an'izay manao izany satria ... efa voalazan'ny namana eo ambony.
Tsara ho marihina aloha fa isika olombelona anie ka tsy ho mety afa-po velively e! izay no amintinako ny resaka.:D

23. cutie
(
12/10/2006 20:03)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 12-10-2006 16:39:13
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
ilaina kosa e! azaona mampità ny mety sy ny tsy mety kony mou cutie é!
zany hono :-D:-D:-D:-D
24. xxx
(
12/10/2006 20:46)
aminareo ireo ve misy maniry hanana amant na maîtresse é ? ataoko angamba fa tsy misy , fa indray andro any ianareo raha sendra lé occas io ... hihinana sa hiandry loaka.... ataovy indray mandeha izy dia samy miala ... sambatra be ianareo avy eo ho tia be ny vadinareo ianareo , dia faly be ny vadinareo hoe ..fa lasa calin caline be ianareo...tsy misy frustration izany ny 1 fois , handramo anie é ! garantie 100% , fa tsy misy remboursement an !:-D:-D:-D
25. vale
(
12/10/2006 22:19)
:roll:de na ny conscience aza ve mba handry amzany hoe ni-tromper le vady? humm, na in1 fotsiny aza:roll:,hummmm, asa aloha na izany no atao hoe mitia e?:roll::lol:
26. titis
(
12/10/2006 22:47)
tsy misy olon atonga lafatra zany!fa naiza na iza mety ho solafaka,ary marina fa ny vady de vady ihany ary ny sipa mety ho filling hafa mitsy!
27. Hubert
(
13/10/2006 06:55)
Ilay iz'anie de trafo-kena ome-mahery e! "ambava homana ampo mieritreritra"
fa tsy hoe manaova de mihinana:-@ tsy any le resaka kah!
Mahaiza misafidy izay vao mandidy=))=))=))=))
fa tsy hoe manaova de mihinana:-@ tsy any le resaka kah!
Mahaiza misafidy izay vao mandidy=))=))=))=))
29. ikalakintina
(
13/10/2006 09:27)
ekeko fa mila pate sy frite indraindray fa mbola tsy nahita gasy mipetraka any dago mitsy za ka leo vary:lol:, raha oe indray mande de asa fa matetika le izy tsy misy miala fa lasa fanao!, de manjary mampalahelo an 'le ray tsy manao!,
31. kala
(
13/10/2006 12:13)
tsisy ilaina an'izany ê!
ny ao an-trano aza manahirana ka ampiana iray indray, tsy ho lasa adala eo! Mionona amin'ny ananana sy manatsara an'izany no tokony hatao. Raha te-hivaona amin'ny aoa an-tanana, aleo mifampiresaka fa mety tsy ampy an'izany ny fiarahan'olon-droa.
Asakasakareo aloha ê!
adidy > zany mihitsy ange hoa ê!
xxx> hihinana sa hiandry laoka? 8O jerena ka hoe "laoka efa nolelafin'ny kary", aza misy ange izany, ka hitondra takaitra entina mody amin'ilay tena vady.
Amiko manokana aloha dia aleo mandinika tsara izay vao manao zavatra, sao ny fahafinaretana any amin'ny "amant" na "maîtresse" hanenenana. :twisted:

34. cutie
(
13/10/2006 14:33)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-10-2006 14:45:48
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
ilaina ve?
ie, izay tsy manana no manenina
mandrindra nga manana:-D:-D:-D:-D:-D
35. dolby
(
13/10/2006 14:33)
fabio:
Tsy ilaina, fa ny manao anio no atao hoe zaza be.
Natao ho an'ny olon-dehibe efa 18 taona noho miakatra io ka. Izany hoe efa tsy zaza intsony.
38. cutie
(
13/10/2006 20:16)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-10-2006 17:07:20
Lohateny : Re : Ilaina ve ny amant na maitresse ?
cutie, ndraindray manana, indraindray tsy manana
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
de refa le indraindray tsy manana ve de manenina :-D:-D:-D
39. diamondra27
(
14/10/2006 08:26)
fa maninona aloha dolby no te-hahalala ny antony ilàna ny amant sy ny maîtresse e!
hummm, ndao ary hoe handramana 'zany
:oops::oops: oops bedin'i kala kay moa 'za raha manao an'io koa. Tsy iombonany intsony sady tsy mety hitaiza zaza eo tsony iny sipa iny;-)
hummm, ndao ary hoe handramana 'zany
:oops::oops: oops bedin'i kala kay moa 'za raha manao an'io koa. Tsy iombonany intsony sady tsy mety hitaiza zaza eo tsony iny sipa iny;-)
40. Fiffi
(
14/10/2006 08:57)
dolby:fa ho raisina ho tsara zany io ? :roll:
tsy ho voatery hoe zavatra ratsy akory ny andraisana ny amant na maitresse (tsy mandeha lasa lavitra loatra)