fa inn ity ?
1. oufouf
(
12/10/2006 08:07)
mba mahagaga sy mampimé ahy ny fihetsiky Herizo , ilay nametraka dossier : 10 10 10 10.
mampimé : olona hitondra firenena ve dia hanao an' izao foana .... tsy ho avy koa ranokombé ve avy eo , rehefa misy décision alaina ?
mampimé : olona hitondra firenena ve dia hanao an' izao foana .... tsy ho avy koa ranokombé ve avy eo , rehefa misy décision alaina ?
novalian'i fijo ny 17/10/2006 22:15
2. prime
(
12/10/2006 09:34)
efa nilaza kosa aloha izy fa fifandrifian-javatra iny e... natao interview izy d nanazava hoe tena mba nifanandrify fa tsy nanana eritreritra hafa mihitsy, sao misy mihevitra hoe fanandroana hoy izy na zavatra hafa...
5. prime
(
12/10/2006 10:50)
le izy anie ry oufouf, fantatra ihany ny ao ambadika e, fa ny ahy tsotra, rehefa manao déclaration officielle ny olona iray dia izay aloha no dernière version jusqu'à preuve du contraire... ny ankoatr'izay amiko dia resabe aloha... (na dia fantatra ary hoy aho ny ao ambadika)
Raha tsy hoe mitondra documentation sy preuve à l'appui ianao milaza fa nisy fanandroana tao ambadik'iny... alors là chapeau mon vieux... sinon aleo mijanona @ version officielle aloha...
Raha tsy hoe mitondra documentation sy preuve à l'appui ianao milaza fa nisy fanandroana tao ambadik'iny... alors là chapeau mon vieux... sinon aleo mijanona @ version officielle aloha...
6. xxx
(
12/10/2006 11:15)
fa inona zany 10 10 10 zany nama a! fa tsy hainay mitsy a !? zay ko mba te hiomehy a !
7. prime
(
12/10/2006 11:40)
Izaho le izy ry xxx a : nametraka ny candidature'ny afak'omaly (10 octobre) razafimahaleo herizo ka t@ 10ora sy 10 no voaray soamantsara ny dossier'ny... d nanao interview izy, sady izy rahateo no ni'soulever an'le sujet hoe fifandrifian-javatra ny 10-10(octobre)-à 10h10...
8. HESHA
(
12/10/2006 14:22)
raha mba izay kosa mou no nahafinaritra de maninn e, mety hanova ny vato azony tokoa ve io ?
Olona 10tapitrisa no hifidy ve de ho voafehin mpanandro 1 na de ataoko aza hoe ....
Olona 10tapitrisa no hifidy ve de ho voafehin mpanandro 1 na de ataoko aza hoe ....
9. lapino
(
12/10/2006 15:13)
Efa tonga dia somary propagandy ihany koa ilay misongadina kely iny ko! :lol:
12. mandrindra
(
13/10/2006 08:53)
10 10 10 10, dia adino ilay 2006. chiffre, chiffe, chiffre, chiffre, wari wara daholo izany e
15. xxx
(
14/10/2006 08:41)
ary midara zany ledala raha izany , tonde tsy lany e ! sady reny ranga tsy manana vaha olana raha sendra vny olana ohatra izao mahazo andra8 zao a ! reny tonga de gidra ra vao tsy mahita havaly ny mpifaninana
16. Fiffi
(
14/10/2006 17:53)
mandrindra:=))=))=))=))
10 10 10 10, dia adino ilay 2006. chiffre, chiffe, chiffre, chiffre, wari wara daholo izany e
18. Rojoukel
(
17/10/2006 18:31)
Zavatra efa mazava b ange reny e ! tsy maintsy miteny foana aloha izy satria izy ange ka efa 4 taona no tsy teto M/car e ! ka sao adinon'ny oul ny anarany de miteny foana aloha izy, hitanareo tato ho ato izy niteniteny matetika. De oul faran'ze vendrana koa aloha ze mifidy an'reny e ! Tsy aleoko i Bema a !
19. fijo
(
17/10/2006 22:15)
aza manavendrana olona kosa aloha e.safidy io.izay le tsy mbola mety eto.
