Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
oufouf
(
19/10/2006 11:04)
adresse !
Mba misy afaka manome ny adressy garage gasy manao [b]peinture[/b] eto amin'ny région IDF ve nareo , toa nahita aho indray mandé ?
Toa nisy "garage mobile" tao Fresnes tao fa ny adresse iny koa fa ...
tohiny
novalian'i oufouf ny 24/10/2006 20:03
xxx
(
19/10/2006 10:20)
hiasa sa tsia?
vokatra ny petrole gasy! Mitady mpiasa 6 volana.
http://engineeringjobs.net.au/jobs.nsf/z/38312...
tohiny
novalian'i dailynews ny 23/10/2006 13:53
totofy
(
19/10/2006 10:12)
ankamatatra !
inn ary zany : izy dia azon' ny vehivavy ho hanina foana na mivadika na tsy mivadika ?
:-D:-D:-D:-D:-D
valiny :" [b]NEM[/b] " sy " [b]MEN[/b] "
=))=))=))...
tohiny
novalian'i MTN ny 26/10/2006 20:42
hery
(
19/10/2006 09:36)
Bot vaovao ao amin'ny karajia #serasera
Misy robot vaovao be resaka be izany ao amin'ny karajia #serasera amin'izao fotoana izao [url]http://karajia.org[/url] ka BotLives01 no anarany.
Ankoatran'ny resa-be ataony eo antokotany be dia mia...
tohiny
novalian'i kelly13 ny 25/10/2006 11:26
xxx
(
19/10/2006 08:54)
mba mila hevitra fa andohalika ny ranombary
manaonn daolo
vao vety2 no nahazo ordi, koa manararaotra engana milaza ny fiainako aty. mafy ny mahazo ahy fa gasy aho nanambady mena sofina, mimpetraka aty ambanivohitra be mihintsy aho, de mijaly b...
tohiny
novalian'i sitlo ny 16/03/2007 15:57
Fiffi
(
19/10/2006 07:02)
14 sisa no tavela !
Omaly no namoaka ny vokatry ny sivana momba ireo kandida 18 ny fitsarana avo momba ny lalàm-panorenana, ka 14 no sisa tavela tamin'ireo be finiavana ny ho filoham-pirenena. Ny telo dia ny jeneraly ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 10:43
vale
(
18/10/2006 23:50)
Fihavanana ( An'i Njila)
Mba omeo ny tonon'io za izay manana, tiko be io hira io, ka sao mba misy manana any ê, 'saotra !!...
tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 15:45
fiaritiana
(
18/10/2006 22:58)
Catalogue
Hono oa ry reto sô dé mba mahita site momban ny catalogue nareo jupe,tailleur, pantalon, robe sns fa mijaly tsy mahita boky ndrai2
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i mimich ny 23/10/2006 06:30
madazikart
(
18/10/2006 22:10)
Taona Dox
Tsy ho be resaka fa dia tsindrio izay azo tsindrina!:P
http://batoto.free.fr/...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 17:09
danibe
(
18/10/2006 20:27)
toaka gasy!
hitako tamin'ny tribune androany fa azo avadika ho solika fampiasa toy ny pétrole hono ny toaka gasy ka raha toaka gasy 5l dia ahazoana éthanol 1l. dia ahoana izany fa feno toaka gasy anie ny tanana...
tohiny
novalian'i prime ny 20/10/2006 11:44
kitjo
(
18/10/2006 18:28)
Ho an'ny gasy andafy!
Nahafinaritra ahy namaky azy fa asa ianareo
http://www.lexpressmada.com/index.php?p=display&id=2444...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/10/2006 20:51
akbaraly
(
18/10/2006 17:37)
DISQUALIFIE ny soavaly atao hoe Pierrot
Nambaran'ny HCC androany fa ts mazava ny dossier-ny satri misy signatures ts eken'ny HCC. Ts afaka milatsaka zany lery! Ts haiko zay tohiny fa ireo no deba tompn'ny teny farany de zay zany fa asa zay ...
tohiny
novalian'i prime ny 06/11/2006 08:40
rainy
(
18/10/2006 16:50)
site assidu-madagasikara.org
nandeha nitsidika hoatra ny fanaoko aho amin'io site an'ingahy Rajaonarivelo Pierrot io kanefa dia hoe tsy fantatry ny google intsony. Mba jereo ry zareo sao izaho no tsy mahay â!
misaotra....
tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2006 22:40
Myrca
(
18/10/2006 14:06)
efa voasoratra
:)coucou sao de misy manana ny hiran'i aniah sy rotsy le oe "efa voasoratra".merci (tonony)...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 24/10/2006 14:32
fek
(
18/10/2006 13:14)
passe temps
Lisez ce qui suit très attentivement à haute voix :
- Ceci est ceci chat.
- Ceci est est chat.
- Ceci est une chat.
- Ceci est manière chat.
- Ceci est de chat.
- Ceci est tenir chat. ...
tohiny
novalian'i MTN ny 26/10/2006 20:53
fek
(
18/10/2006 13:02)
T2 5
nanontaniana ireo hitsara miaramila hoe:"kilasy fahafiry no nijanona tsy nianatra intsony?"
-T5
-3è
-....
-T2 5, hoy ny iray
"Ahoana fa tsisy an' izany?", hoy le mpanontany
????????????????????...
tohiny
novalian'i MTN ny 26/10/2006 20:47
tslem
(
18/10/2006 12:45)
je l' aime
tantara kely: teto @karajia no niandoha ny tantara, lehilahy iray efa manambady no nikarajia t@vehivavy iray efa manambady ihany koa , samy efa niteraka , mifankatia hono ankehitriny fa saingy mbola t...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/10/2006 06:07
dolby
(
18/10/2006 09:29)
Hividy zavatra lafo ve nefa ......
Inona ary no tsara hividy zavatra lafo dia mety hoe mateza (aman-taonany) kanefa mora lany daty sa hividy zavatra mora dia solosoloina matetitetika ?...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/10/2006 20:31
mimich
(
18/10/2006 09:22)
ahoana kay ny fomba nahitanareo ny tranokalan'ny sera2
ahoana ny fomba nahitanareo ity tranonkala n'ny serasera ity kay???
ny ahy an!! tam 2003, leo ny mamaky forum wanadoo , de nikitikitika teo, tao am site wanadoo io an!!de misy we annuaire /correspon...
tohiny
novalian'i zazoo ny 18/11/2006 13:54
Fiffi
(
18/10/2006 05:38)
Joyeux anniversaire .
[size=18][color=red][b]JOYEUX ANNIVERSAIRE WATAFON sy ny namana rehetra zay nitsingerana androany ny annif-ny ![/b][/color][/size]
Dia faly miarahaba an'i wata Dokoterantsika eto @ sera2 manokana n...
tohiny
novalian'i mimich ny 06/12/2006 07:26
