site assidu-madagasikara.org
1. rainy
(
18/10/2006 16:50)
nandeha nitsidika hoatra ny fanaoko aho amin'io site an'ingahy Rajaonarivelo Pierrot io kanefa dia hoe tsy fantatry ny google intsony. Mba jereo ry zareo sao izaho no tsy mahay รข!
misaotra.
misaotra.
novalian'i fijo ny 20/10/2006 22:40
2. rainy
(
18/10/2006 16:52)
Miala tsiny fa niverenako dia misy indray ilay izy fa tsy "madagasikara" intsony fa "madagascar"
izany hoe assidu-madagascar.org
miala tsiny amin'izay nety nisahirana talohako.
izany hoe assidu-madagascar.org
miala tsiny amin'izay nety nisahirana talohako.
