je l' aime

1. tslem ( 18/10/2006 12:45)
tantara kely: teto @karajia no niandoha ny tantara, lehilahy iray efa manambady no nikarajia t@vehivavy iray efa manambady ihany koa , samy efa niteraka , mifankatia hono ankehitriny fa saingy mbola tsy nihaona,ilay vehivavy efa mila hitapy mihitsy amin'ny fitiavany ity lehilahy ity,ilay lehilahy koa milaza fa hoe tia ,ahoana no mba hevitrareo amizany?afaka ny tena hifankatia tsy hisy olàna ve izy ireo raha mahay mifanaraka tsara, inona no torohevitra azonareo omena amin'izy ireo efa samy manambady aman-janaka;ny vady aman-janak'ilay lehilahy any dago fa tsy aty frantsa,fa ny an'ilay vehivavy miaramonina aminy isan'andro isan'andro.
répondu par Fiffi le 30/10/2006 06:07
2. HESHA ( 18/10/2006 12:56)
le monde est fou, samy manambady, mbola tsy mifankahita, dia mifampidelire, .....
mifanaovas alou rdv e, sao miova ni fanontaniana rehefa mifanena. Na zany na tsy zany, manahirana ny hi-conseiller cas hoatran zany, za klou tsy miditra am zany e
3. mimich ( 18/10/2006 13:02)
ny zavatra azo lazaina azy reo de hoe ajanony ny chat fa mety hampidi-doza ho azy ireo.Amen!
4. xxx ( 18/10/2006 13:09)
Ny hevitro asaivo hajainy ny vadiny satria matoa nekena dia tiavina na ratsy na tsara , sa aôna hoy ianareo e, tsy hoe ny tsaty no ratsy fa io arakarak ilay olona, ohatra hoe misy mi-tsaty dia mifankatia nefa tokony asiana degré hoe hatraiza le fitia. Afaka mifankatia anie e, fa resaka hafa no resahina ohatra politika, na zv hafa e.
Amen
5. tslem ( 18/10/2006 13:15)
xxx>ka tsy ianao io indrindra moa ilay tia miaraka amin'ny vadin'olona ?
6. lapino ( 18/10/2006 13:17)
Ny torohevitra azoko lazaina dia hoe:
- hajao ny vady
- taizao sy karakarao ny zanaka
- aza izay tadio mandalo no avela handrodana ny fianakaviana naorinao
- miverena ety ambonin'ny tany am'zay

xxx > =D=D
7. tslem ( 18/10/2006 13:20)
lapino>ka tsy mety tafaverina tsony hono fa efa lasa any @ lanitra faha 135 koh,mafy anie ry reto zany tia fa tsy eo aminareo angamba ny toerany e
8. mimich ( 18/10/2006 13:20)
xxx> ekena fa tsy ratsy ny chat fa raha ilay chat ny nahatonga an-dry zareo nifankatia zany we io no mety ho fototry ny olana rahatrizay de aleo ajanona mihitsy aloha ee.
tslem> inn ary ty , na izy na tsy izy , de ny hevitra arosony jerena sao mety mahasoa fa sty izay ataony any.
9. lapino ( 18/10/2006 13:29)
tslem, efa mba fantatro ihany izany atao hoe "tia", fa tena lasa mampanaonao foana mihitsy. Dia mba anjaran'izay olona tsy eo amin'ilay toerana no miteny mba tsy hisy hanaonao foana. :wink:
10. fiderana ( 18/10/2006 13:30)
henjana ilay mifampy tsaty fotsiny dia tara beuuuuu!, fa ny tena loza dia , mba efa samy manambady izy mitsam,asaivo miverina tslem eto an-tany izy ireo,fa raha lasa reality eo io dia angano angano,arira arira......marina moa ê!^:^^:^
11. booboo ( 18/10/2006 13:31)
- miverena ety ambonin'ny tany am'zay


ié.

tslem > teneno zareo hoe ety an-tany ny fiainana fa tsy any @ lanitra faha 135 na hafa any e ! Inona no tsy afaka atao ambadiky ny écran ...fa mbola ho tahaka izany koa ve rehefa hifanabe maso sy vatana isan'andro isan'andro avy eo ? z'crois pas du tout du tout.....

12. Hubert ( 18/10/2006 14:01)
Ô ra slem â!; mety ho vita ny aziroa k'loh, fa...
ny ahy indray dia hoe ary ahoana ny ho avin-janak'ireo roa tonta?:{:{:-o:-o

13. ainamitia ( 18/10/2006 14:07)
tsy afaka hanakiana azy ireo isika satria tsy mbola nisy tamintsika niaina exactement ny fiainan'ny iray @izy ireo, raha ohatra aza mahafantatra ny fiainan-dry zareo, on ne pourra jamais se mettre à la place des autres, ny parcoursn' ny fiainany tsy afaka hiverenantsika holalovana na oviana na oviana, fa ny conseil tsotra dia hoe lanjalanjao ny logique sy ny moral, ary rehefa maka décision, diniho lalina, dia assurer - o hatr@ farany tsy misy fanenenana
14. booboo ( 18/10/2006 14:17)
ainamitia > tsisy manakiana eo sy ny tariny @ lazainao eo. Mamaly ny fanontaniana napetrany ny be sy bobaka hatreto = ahoana ny hevitrao momba an'izany ; inona no toro-hevitra azonareo omena sns.
15. cutie ( 18/10/2006 14:31)
ny fanontaniako fotsiny
Manin ry zareo no mbola tsy nihaona??
Raha tsy mieritreritra ny hihaona de aleo hijanona le ao @ tsaty zany fa samy mandany andro fotsiny.
Miverena marina ety ambonin'ny tany :-D
16. sonwin ( 18/10/2006 14:46)
lalina ty resaka ity:°)
17. Hubert ( 18/10/2006 14:48)
Merci boboo:D
18. xxx ( 18/10/2006 14:52)
mettez-les pieds sur terre !!!! tena marina eh ! shhhhh ! olona samy efa manambady , efa samy manan-janaka be zao ! mbola tsy nifankahita akory de efa zao ny blèm ! maika zany .....?
samia manaja ny tokatranony de zay ! resaka tchat virtoaly tsy lasa lavitra zany ! hentiketim-po fotsiny fa samy te-hanala azy de zay ! ny réalité zavatra hafa ry zareo aaaahhhh!! tsinjovy ireo ankizy tsy manan-tsiny fa de ho ravana @ zay tchat ve ????
19. Hubert ( 18/10/2006 15:09)
Ie: aza manaiky baikon'ny (l)
Izany no maha olombelona antsika nomena ny fahafana mandinika sy misaina:D
20. Fiffi ( 18/10/2006 15:21)
tslem:
xxx>ka tsy ianao io indrindra moa ilay tia miaraka amin'ny vadin'olona ?
:?::roll::roll:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0542