je l' aime
42. tslem
(
19/10/2006 11:14)
Raha nandinika ireo torohevitra marobe avy amitsika tato @ forum hono ilay ramatoa dia tapakevitra fa hanaja ny andefimandriny ka ho adabony ity vaovao tao @ chat,ka inona izany hono no ataony raha toa ka efa tena tia be azy ilay kôfa io nefa ho faranana tampoka ny tantara,izy hono afaka ny tsy hieritreritra an'io intsony na dia mety ho mafy aminy aza izany ,saingy ahoana indray izany ny fipetrak'ilay hoe "RAHA TODI-PATY AZA MANODY FA RAHA TODI-PITIA MANODIAVA"
43. mimich
(
19/10/2006 12:22)
Raha nandinika ireo torohevitra marobe avy amitsika tato @ forum hono ilay ramatoa dia tapakevitra fa hanaja ny andefimandriny ka ho adabony ity vaovao tao @ chat,
efa tsara aloha zay fanapahan-kevitra anankiray izay raha tena naharesy lahatra ny fahamarinan'izay voalaza teto fa tsy we oh an-tery fotsiny ee.
inona izany hono no ataony raha toa ka efa tena tia be azy ilay kôfa io nefa ho faranana tampoka ny tantara,izy hono afaka ny tsy hieritreritra an'io intsony na dia mety ho mafy aminy aza izany
toy ny fitiavana rava rehetra ihany io ee , mety mafy any am-boalohany , fa rehefa mandeha ny taona sy ny volana dia lefy tsikelikely eny ihany, sady ianareo oll mbola tsy nifankahita akory.Ny azonao atao de zao: oh we nanao valy boraingina za tery ambony hoe ajanony ny chat fa tena marina anie zany lazaiko zany ee, mba hampihena ny fifandraisanareo de ezaho ny mampihena ny fotoana iresahana eo am chat aloha am zay mihena ny fifandraisana , de fenoy zavatra hafa , oh we forum , sns
saingy ahoana indray izany ny fipetrak'ilay hoe "RAHA TODI-PATY AZA MANODY FA RAHA TODI-PITIA MANODIAVA"
raha io ndray de tsy mipetraka aminareo eee satria ny vady any an-trano no efa nanaovana fanekena am fomba ofisialy fa tsy ny tao am chat, ka raha ny tao an-trano no nampijaliana sns de mety tena hanody tokoa.
44. sonwin
(
19/10/2006 12:50)
tslem:
Raha nandinika ireo torohevitra marobe avy amitsika tato @ forum hono ilay ramatoa dia tapakevitra fa hanaja ny andefimandriny ka ho adabony ity vaovao tao @ chat,ka inona izany hono no ataony raha toa ka efa tena tia be azy ilay kôfa io nefa ho faranana tampoka ny tantara,izy hono afaka ny tsy hieritreritra an'io intsony na dia mety ho mafy aminy aza izany ,saingy ahoana indray izany ny fipetrak'ilay hoe "RAHA TODI-PATY AZA MANODY FA RAHA TODI-PITIA MANODIAVA"
asaivo mi-chat amiko foana izy dia adinony ilay raika lahy iny. Aza matahotra todim-pitia zany, efa manambady ange e!
46. fiderana
(
19/10/2006 14:42)
sonwin >> naika hanao contre- dire aho...!:-D:-D:-D,kay moa marina ny anao.:D=D=D=D=D=D
48. dailynews
(
19/10/2006 18:19)
mamy ny rano hangalarina androany fa hivadika ho amin ny mangidy indrindra iny na ho ela na ho haingana.
49. Fiffi
(
20/10/2006 15:21)
xxx:xxx: nga kosa tsy maintsy hoe nandalo t@ zany zay vao mba afaka manomé ny heviny ? de hatao inona fotsiny zany ny ady-hevitra ?
ilay be moral be eto ve aloha efa nandalo t@ ilay toerana ?
50. xxx
(
21/10/2006 15:50)
le sipa ko no tena adala @ zany,le bandy zao mety mba efa ela tsy nihinana de mba mitady fa izy ve hanary ny vady aman-janany
52. sonwin
(
21/10/2006 16:45)
:-D mety ho tia kosa leiry e. Fa izany hoe ny vadiny vadiny ihany moa ny sipany sipany koa.
53. xxx
(
21/10/2006 17:24)
xxx:
le sipa ko no tena adala @ zany,le bandy zao mety mba efa ela tsy nihinana de mba mitady fa izy ve hanary ny vady aman-janany
ny tsy hain'ialahy kosa oe sao dia efa mba leo ny tsiro-tsakafon lé razoky rasipa dia lasa tia be vaovao an:P:P:lol::lol::lol:
54. Fiffi
(
30/10/2006 06:07)
xxx:tsy hoe le sipa no adala fa le bandy no tena adala ! tsy mba mahay mihonona @ fananany!
le sipa ko no tena adala @ zany,le bandy zao mety mba efa ela tsy nihinana de mba mitady fa izy ve hanary ny vady aman-janany
