je l' aime

21. fiderana ( 18/10/2006 15:33)
Fiffi >> ianao an!:lol:

Marina mintsy aloha ny an'i xxx ê! rehefa tsy hifankahita dia aleo hajanona, fa mandany fotoana fotsiny, fa raha sima aloha ilay tary na misy kilema ara-batana, asa izay hitranga raha mihaona, de hisy size vaovao indray eto:-D:-D:-D, tsara ilay miady hevitra ka, sady mifanoro ny mety sy ny tsy mety(l)(l)(l)
22. Hubert ( 18/10/2006 15:55)
Fiffi:

tslem:
xxx>ka tsy ianao io indrindra moa ilay tia miaraka amin'ny vadin'olona ?
:?::roll::roll:






F'ahoana f'angah efa n isy nahita klé? sao de mba ol mitovy ary fa tsy za e!:wink:
23. pissoa ( 18/10/2006 16:18)
Hubert:

Ie: aza manaiky baikon'ny (l)
Izany no maha olombelona antsika nomena ny fahafana mandinika sy misaina:D
Tiako be ito hevitra ito =D=D=D=D=D


24. papounette ( 18/10/2006 16:47)
tslem:

tantara kely:


Matoa le vhv lasa gaigy @io lhl io par chat nefa mbola tsy nihaona de misy zavtr betsaka tsy ampy sy mety tsy mahafapo azy any @ vadiny any.De mety zavtr kely tsy ampoizina ohtra mety tsy disponible le vadiny mihaino azy,mifanakalo hevitra aminy,tsy manome teny mamy azy...etc de nefa zany mety azony aty @lhl mitsaty aminy de normal be izy raha lasa gaigy.
De raha namako io vhv io de homeko conseil hoe raha hiaraka nareo sy lhl mitsaty @nao io de tsy misy afatsy pb no haterak'io fiarahana io,ataovy namana le lhl internet io(:oops::oops:)de ny vadinao no ezahana tiavina bbkokoa ary ampahafantarina azy hoe zao no mba zavtra tena tiko sy ilaiko.
Fa tsy haiko na mora na sarotra ny manantanteraka an'zany.

25. tslem ( 18/10/2006 17:07)
fiderana:

Fiffi >> ianao an!:lol:

Marina mintsy aloha ny an'i xxx ê! rehefa tsy hifankahita dia aleo hajanona, fa mandany fotoana fotsiny, fa raha sima aloha ilay tary na misy kilema ara-batana, asa izay hitranga raha mihaona, de hisy size vaovao indray eto:-D:-D:-D, tsara ilay miady hevitra ka, sady mifanoro ny mety sy ny tsy mety(l)(l)(l)



ka ny tena fitiavana kosa anie tsy bika aman'endrika e,ka mba iza izany no afaka hitia ireny olona manakilema ireny raha izany?
26. Fiffi ( 18/10/2006 18:03)
Hubert:
F'ahoana f'angah efa n isy nahita klé? sao de mba ol mitovy ary fa tsy za e!:wink:
tsy azoko ! :roll: nga ianao io ? sa le iza sa ny inona ? :roll:


27. zandrikely ( 18/10/2006 19:20)
ilay izy zany mila miaina ilay izy enao , matoa anie ny olona efa samy manambady miresaka dia misy dikany ao , fa rehefa mandalo @ io toerana io enao vao hitanao hoe hay ve zany toko ny tena izy
28. colar ( 18/10/2006 21:01)
revy daol zany ra ol a,zaza 7 tsy mahafehy trano,sao d efa mba samy t hisaraka am vadiny kosa izy,sao d mifankaty b tao am chat tao ko izy,,hahahhha,mety tsy chat fotsiny ko ange e,azy ny fanapahakevitra fa tsika spekta e,misy raha ao mato otran zay le izy,fa tsy haintsika fotsiny,firy mo nyol nifankaty noho ny ecran sy clav,ny fikolokolona azy ihany io,fa ny hita ato amtsika d ny manapempo ol fona,ssssssssss,SIRA NO BOBAKA,manorisory le izy njainjay an,hainareo aiza mo zay any ampon izy 2 any,ra hiaraka ange izy ,nga mo we d tsy tiny ny zanany,
29. simplex ( 18/10/2006 21:21)

colar,

tsy hoe manapepo fa zavatra eritrereritiko fa tsy mety kosa v d amporisihana an'i colar ohatra. Zany v d namana :°)

le izy mety hoe misy santimaka mande b any, mety hoe misy antony avy @ vadin'izy mitsam kou azy na 1 @ reo, mety hoe marina daoly izany fa ny torohevitra voalohany azo omena ngambany d hoe: AZA MITADY OLANA MBOLA TSY MISY. Mety hoe solafaka kely, mitia ol efa mifatotra. Tsy d koi loatra hoy aho ra tsy hoe kobon'le vadiny nga. Fa aleo tsy tohizana satria voady ny fanambadiana ary tsy tokony hisaraka ra tsy efa hoe tena tsy mety ary tsy avy aminao ny antony hisarahana... Tsy mety nga ra mba andramana hoe le vady isan'isany aloha no ezahina ze hampande azy...

Tsy fiainako ary tsy hirako lavitra ny @ le hoe "fitiavana vrai be" fa diniho fotsiny hoe "tsy vrai be" ve zany ny nanambadiana sa in ? am-po mieritreritra. Amen :-*
30. Fiffi ( 18/10/2006 22:02)
am-po miheritreritra marina !
31. cutie ( 18/10/2006 22:08)
Tsy fiainako ary tsy hirako lavitra ny @ le hoe "fitiavana vrai be" fa diniho fotsiny hoe "tsy vrai be" ve zany ny nanambadiana sa in ? am-po mieritreritra. Amen

vrai be fa ny oul koa mora miova :lol::lol::lol:
32. hniala ( 19/10/2006 05:47)
zandrikely:

ilay izy zany mila miaina ilay izy enao , matoa anie ny olona efa samy manambady miresaka dia misy dikany ao , fa rehefa mandalo @ io toerana io enao vao hitanao hoe hay ve zany toko ny tena izy


Za mintsy vao saika hanotany oe firy @ mpamaly ny dinika no manambady ?
Misy blem re ao matoa izy lasa tia oul any @ sisiny e. Le sipa surtt a, tsy ampy fitia izy ohatra. sns sns. ny couple nge misy blem fa refa tsy hay ny mi gérer azy (na mety efa leo ko izy) de manala azy mintsy no mety e. fa grave zany annnnnn.
33. xxx ( 19/10/2006 05:58)
ilay be moral be eto ve aloha efa nandalo t@ ilay toerana ? Sanatria tsy hoe maniratsira ny conseils-nareo fa hoy ny fitenenana hoe "ny tsy misy lelo no milaza mahay manisina " !!! Raha tsy mbola nandalo teo nareo dia iangaviako tsy hanamoramora sy hitsara avy hatrany fa tsy araky ny eritreritra fotsiny ilay izy

d'ac?
34. fiderana ( 19/10/2006 06:12)
Tslem >> tena mba diso marina aloa aho t@ iny hevitra iray iny ê!, marina ny anao, fa na izany aza ,ny malagasy anie misaina ê!,"...ny vady jerijery...! maro ny hevitra fonosin'io fa ny tena marina dia ny vadinao no hilaozanao maraina hodianao ny hariva , fehiny ilaina mihitsy ny bika sy ny endrik'i ny vady ao an-trano.

35. mimich ( 19/10/2006 06:31)
ny vadinao no hilaozanao maraina hodianao ny hariva , fehiny ilaina mihitsy ny bika sy ny endrik'i ny vady ao an-trano.

fiderana> ekena saingy raha izay de lasa hoe izay tsy manana bika aman'endrika tsara izany de mety tsy hisy mpitia de aiza am zay ilay hoe ny vodin-tsobika aza manan-tandrify sa tsy maintsy ny vodin-tsobika sy ny fako ihany no hifampijerijery .:-D:-D:-D
36. diamondra27 ( 19/10/2006 07:10)
bien be aloha le film fa raha io no tena marina tena mampalahelo.

Rehefa tsy mahatanty na tsy tianao simba ny tokatranonao de ianao no manao ny rehetra mety mba tsy handrava azy.
Raha misy olona mijabaka @ tokatranona de saropiaro ianao nefa toa ianao indray no manao porte ouverte hi-casser le tokantrano. Sady @ izay efa misy zaza.
Za tsy mitsara , tsy haiko ze blem fa matoa enao revo t@ le kofboay de misy antony ao. Donc voalohany raha kristiana ianao: de didy folo ihany: aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao et aza mijangajanga(= na de manana fanirina fotsiny d'efa mijangajanga 'zay)

Avereno ny communication entre toi et ton mari de lazao azy ze tsy nety sy ze iandrasanao aminy(tamboitamby ve , sa présence, sa ny volany , sa ny bogosité-ny fa lasa tsy nihatsiketsika tsony lery, sa lasa nidaroka anao izy na lasa mpisotro toaka etc... de nahita le vadin'olona de séduite.

Fantaro tsara oe:
inona ny conséquence ny fisarahanareo?
Tena tia ahy marina ve le bandy vaovao?
Ahoana no hahazoakao antoka an' izany 100%
De hanao ahoana le ankizy @ andaniny sy ny ankizy?
Lazainao fa le zanak'ilay kof any dago ; de tsy maintsy afarana zany ireo refavacances na izy midina any, efa voavovinavina ve zany retraretra zany , sns... sa de oe: je l'aime fotsiny de vita?

xxx: ny moral tsy maintsy atao na d'ac na tsia. Tsy liandry oe: efa nandia t@ le izy na tsia vao afaka miteny. 'Reny MOMPERA ireny zao tsy manambady nefa afaka nampianatra kristiana firy momba ny fitaizana ny zaza sy ny tokatrano? Exemple fotsiny iny.
37. ninimalala ( 19/10/2006 07:30)
Amiko kosa tsy ny endrika no vadina fa ny toetra ka na ratsy io na tsara, misy fiteny manao hoe: Zay tiana mitombo tarehy. Raha niditra @ sehatrin'ny fanambadina kosa anefa de tsy kilalao intsony izany fa adidy sy tiavina ny vady aman-janaka satria nanaovana voady.
Ny firenena no mandroso de nohon'ny Reny noho izany aza adino re ny adidinao e, tsy ekeko ny reny manao akinanga ny fiainan-janaka sy ny tokan-trano
Mirary soa o
38. fiderana ( 19/10/2006 07:59)
mimich , ninimalala >> izao ilay izy ê!, marina be "ny vodin-tsobika aza manan-tandrify", marina " ilaina koa ny tsara toetra sy manampanahy". marina " izay tiana mitombo tarehy" " toy ny toka-tranon-dandy ao anatiny manantevina" sns.

dia izao koa: ny hatao hoe tsara bika dia miankina @ tsirairay @ fomba fijeriny, fa ny rehetra manana izay tandrifiny daholo mahafantatra izay sahaza azy avy,fa ny vodin-tsobika anie tsy voatery ho fako sy maloto foana no tandify azy ê!, mety ho vary avy an-tsopitra ohatra, mety ho vokatra avy any an-tsaha, ka ireny ngaha ratsy:lol:?8)
39. mimich ( 19/10/2006 08:22)
xxx:

ilay be moral be eto ve aloha efa nandalo t@ ilay toerana ? Sanatria tsy hoe maniratsira ny conseils-nareo fa hoy ny fitenenana hoe "ny tsy misy lelo no milaza mahay manisina " !!! Raha tsy mbola nandalo teo nareo dia iangaviako tsy hanamoramora sy hitsara avy hatrany fa tsy araky ny eritreritra fotsiny ilay izy

d'ac?
ekena fa mety mbola tsy nandalo teo am le toerana aho , fa an izany aza , toro-hevitra no ilay , raha mety mahasoa moa izay voalaza inn no maharatsy izany.Ny hevitra tera-bary rahateo.
Tsy voatery hoe tsy maintsy avy tapa-tongotra ny dokotera vao mahay manasitrana tongotra tapaka raha tsy diso aho.:roll::roll::roll:
40. booboo ( 19/10/2006 10:25)
xxx > tsy d'ac. I Tslem no te-hanontany ny hevitra sy toro-hevitra eo, aiza ny olona no tsy hanome ?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0206