Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Kamoufle ( 26/10/2006 10:07)
Handoro fiara indray ny any ambany vohitra
Hitsingerina ny taona Ka asa izay mba ho entiny Ny kitoza indray tsy ho foana Fa atao grillade be ny lapan'ny tanana Eny tokoa fa mahantra ny tanoran'ny ambanivohitra Mahita ny fomba f... tohiny
novalian'i kelly13 ny 28/10/2006 12:14
tslem ( 26/10/2006 10:03)
inona kay?
Ary mba inona kay ny lohaten'lé hiran'i Voahangy hoe:ho anao zay mijaly,ho anao zay mila hamoy fo fa ny maraina lazaina ho avy,toa resaka be avokoa....... tohiny
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:59
benangy ( 26/10/2006 09:52)
mpanjaitra mahay
mba mila ny fanampianareo aty ampitandranomasina aty aho ohatra frantsa , Izaho dia tena mahay manjaitra ary azo lazaina fa efa mba manana traikefa maro momba ny lamaody , efa 40 taona aho izao ary e... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 17:07
sonwin ( 26/10/2006 09:45)
ny honohono.....mpandalo aho nefa
Ary ny resaka ato tena mandeha be mihitsy an! dia mandeha daholo koa ny honohono isan-karazany! owe izao sy izao hono e! mahatsikaiky ry 'zareo... Ny hafatro?..mpandalo aho no eto! Dia aza lasa... tohiny
novalian'i ninih ny 31/10/2006 16:47
jemy ( 26/10/2006 09:06)
hitady tononkira
raha mba misy manana ilay tononkira an` ny Group Daniel # raha mbola hisy koa ny farany # dia mba omeo azafady !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:43
xxx ( 26/10/2006 08:41)
Bill Gates Foundation
Bjr daholo, Mba mailomailo ihany raha mahazo an ity e! fanazavana : http://henrikaufman.typepad.com/eclectihklog/2006/04/incroyable_bill.html BILL GATES FOUNDATION LOTTERY A Votre ... tohiny
novalian'i dailynews ny 26/10/2006 15:43
Kamoufle ( 26/10/2006 08:04)
Ny tanora mifankatia
Tanora rao tafahoana Misarisary zoro ,mmifanao fotoana, Fitia vao maniry ka atao miafinkafina Ny fo mitempo fitia , tsy azo lavina Ho an'ireo tanora roa izay maniry ny ho iray N... tohiny
Fiffi ( 26/10/2006 07:55)
Fitim-baovao
Kandida Lahiniriako Jean Laharana faha roa nahavita ny fanaterana ny biletany tetsy amin'ny lapan'ny kolon-tsaina sy ny fanatanjahan-tena Mahamasina omaly ny kandida Lahiniriko Jean, ary feno ny fe... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:17
fiderana ( 26/10/2006 06:44)
mitady tononkiran'i Nanie
izay mba manana fa tsy misy ary ambadika @ ilay tonokira, " nofiko", dia misaotra mialoha:lol:... tohiny
novalian'i fiderana ny 26/10/2006 09:07
LazaDaddy ( 26/10/2006 03:40)
Doro fiara ao Paris: Iza no sahy?
Mba ho sahy hiteny ve ny mpitondra Frantsay [b]raha ohatra ka[/b] "silamo" ireo zatovo mpandoro bus? Sa dia ho saorontsaromana @ filazana fa zatovo tsy ampy fivelomana sns...??? http://www.jpost.co... tohiny
novalian'i theanne ny 07/11/2006 09:28
LazaDaddy ( 26/10/2006 00:55)
voam-bolana politika
- Asa fa tsy kabary = Aza misy miteniteny - Tano ny azo fa sarotra ny mila = Tsy ilaina ny fivoarana - Izahay mba nahavita zavatra ihany = Mivandravandra be angaha hoe nangalatra izahay? - Minoa fo... tohiny
novalian'i jentilisa ny 27/10/2006 06:45
Aino ( 25/10/2006 21:50)
izany ve le hoe zadratsy?
izany hoe tsy de hoe zadratsy, fa rehefa eto @nmn srsr dia tsara sy mafinaritra dol!! fa taloha aho dia matetika variana @hafatra sy karajia faona nefa @izao lasa zatra ato @dinika dia betraka hireo ... tohiny
novalian'i cutie ny 26/10/2006 14:30
Aino ( 25/10/2006 21:33)
mamz
izaho dia miantso sy mitady any izay tsy hita faona aloha eh!! teo aloha hoa aho matazana any mamzelkely eto @ forum faona na koa any @tsikera ny sariny fasaly efa tao lasa tsy hitako hintsony izany.... tohiny
novalian'i Pejih ny 01/12/2006 14:13
gasykaraoke ( 25/10/2006 20:27)
mitady ny tononkira jaojoby >> tsy akeo
eo am-panaboarana karaoke an'i Jaojoby ka mba mitady ny tononkiran'ny "tsy akeo" azafady raha misy mahalala:?:... tohiny
KeySolutions ( 25/10/2006 17:32)
Mba ampio e!
Ilaiko nefa tsy tadidiko ny anaran'ilay sekolin-djazalahy eo akaikin'i Tranon-Dravalomanana eny Faravohitra. aloan'ny vao miakatra iny pave ho any aminy iny dia misy totohatra mankany Ankadivato dia ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 22:02
fara ( 25/10/2006 16:52)
Mitady trano maika be r'ireto zah a
Mitady trano hofaina maika be r'ireto zah a,amoron-dalana ,500.000fmg ka h@ 750.000fmg,faritra :Mahamasina,Andrefan'Ambohijanahary,Analakely ,Ambondrona,Ankadifotsy,Antanimena. Tena maika be tampoka ... tohiny
novalian'i tslem ny 31/10/2006 08:55
hery ( 25/10/2006 16:25)
I anona ihany no i anona
Tato ho ato aho dia misy namana mandefa hafatra hoe i anona ihany no i anona. Tsy voavaliko intsony fa dia ataoko valy bambaray eto... Tsy mampaninona ahy mihitsy na i anona ihany no ianona sy ianona... tohiny
novalian'i kala ny 13/11/2006 13:51
kitjo ( 25/10/2006 12:37)
Ratsan-tanana mampiasa saina
Niady hevitra izany izahay ato efa hatry ny ela tsy mbola voavaly foana Inona kay ny anaran'ilay ratsan-tanana anelanela'ny fanondro adala sy ny akihikely @teny gasy?... tohiny
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:40
Robert ( 25/10/2006 12:36)
Fampanatenana raha holany
Mahaiza mamakafaka vao mifidy ry Malagasy. Karama milay Tsaroako foana io resaka io, Nisy filohan'ny SECES (syndicats prof univ. Mada) miady mafy momba ny karama sy avantage-dry zareo. Nefa non... tohiny
novalian'i kitjo ny 28/10/2006 10:20
ari.malala ( 25/10/2006 12:26)
ny foko no miantso
an'i dadabe... mba nankaiza loatra aza izy izay e! dadabe aaaaaa! miverena fa manina anao ny kilonga eeeeee! tsisy mi :@ tsony,t sisy miantso re razako oo sy mitantara angano sy mampime any @ hatsikan... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.75