mamz

1. Aino ( 25/10/2006 21:33)
izaho dia miantso sy mitady any izay tsy hita faona aloha eh!!
teo aloha hoa aho matazana any mamzelkely eto @ forum faona na koa any @tsikera ny sariny fasaly efa tao lasa tsy hitako hintsony izany.
novalian'i Pejih ny 01/12/2006 14:13
2. vale ( 25/10/2006 21:41)
Mandalo eto ihany aky izy Aino a:) fa mbola somary sahiran(kirana tato ato!!
:-*
3. Fiffi ( 25/10/2006 21:51)
somary sahirana akia izy ry Aino arak'io nolazain'i vale io an! fa tsy manadino antsika akory izy an!
4. cutie ( 25/10/2006 22:17)
mbola hiverina ve :lol:
5. Fiffi ( 26/10/2006 05:33)
mbola hiverina izy an! ary mandalondalo eto hiany izy saingy tsy manam-potoana fotsiny kah!
6. sasa ( 26/10/2006 05:35)
Aino mbola sahirana akia izy fa ho avy eo ihany :P
7. mimich ( 26/10/2006 06:04)
hummmm maro zany mpisolo vava an'i mamz zany.
za ko zany ry Aino raha ela tsy eo de hanaovan-jy fitadiavana hihihihi
8. Fiffi ( 26/10/2006 06:07)
tongasoa indray akia ndry ry mimich an ! :):-*:-*
9. fasaly ( 26/10/2006 06:17)
zà kou tena malahelo be an'i mamz, zàtra nahita azy isan'nadro teto de vao tsy eo izy de mank be
mamz mitsidiha ihany refanjainjay e!:wink::?:cry::-*
10. mimich ( 26/10/2006 06:22)
fiffi> hihihi misaotra ee!!
ka tena mahafinaritra ahy mihitsy aky i Aino sy ity mitady ny namana tsy tazana mandalondalo ity ah!!
"........fa tsy hisy ho very na iray aza......" ary manangona ny olon-drehetra ho ao anaty valan'ondry tokana. :-*:-*:-* sa tsy zany moa ry Aino
11. ari.malala ( 26/10/2006 07:12)
mimich, ra vo ela njy ts tazana d andefasanay message wanted hihihi:-D

Sahirana ky izy ry Aino sy Fasaly sy Aino fa eo ihany izy a! refa malalaka izy mandalo eo iahny hono e :)
12. bebegeante ( 26/10/2006 07:31)
anjay za kou sô d anaovanareo anzany eo an!
za BBG no anarako eto amserasera alou! vao2 ihany aho d mba manjay anjara sô ts fantsareo eo knou!!
13. Fiffi ( 26/10/2006 08:24)
:):-*:-*
14. mamzelkely ( 26/10/2006 08:56)
bisou be dôly anareo rht mandalo de miserana fa mafy ny asa amandraharaha ee :):-*:-*
15. vale ( 26/10/2006 09:09)
:-*:-*:-*:-*mamz:wink::wink::-*
16. Aino ( 26/10/2006 09:30)
:-*:-*mamz mazotoa aza anky ah!! de aza kivy fa izay ilay fihainana :-*:-* aza manadino fotsony!!

tonga soa i BBG :-*
17. kelly13 ( 26/10/2006 10:33)
lollll i mamz v no tsy handalo eto tsy manao an'i laborde tsy ho vaza nareo hihihi!
mamzelkely>valio ny hafatro ry kala kely ty fa aza mody miasa sy mikanja mafy eo a!:lol: ary manaôna i tonton bibioul ao???? aôna iany ny ataony?
18. xxx ( 26/10/2006 10:36)
Lasa aiza teo, no taratasy sisa
No hany napetrany fa izy hono oe tsy hiverina intsony
Nilaozany mantsy,ny.....izy roa
ka foana teo ny.....tantara sisa mitoetra
Mangina izy oa

o^oo^o
19. ninih ( 26/10/2006 12:34)
kay tena mafinaitra sady manome hery be izany tadiavina izany. mazotoa ary mamz raha be kandra e!
20. vale ( 26/10/2006 12:59)
kelly13:

lollll i mamz v no tsy handalo eto tsy manao an'i laborde tsy ho vaza nareo hihihi!
mamzelkely>valio ny hafatro ry kala kely ty fa aza mody miasa sy mikanja mafy eo a!:lol: ary manaôna i tonton bibioul ao???? aôna iany ny ataony?

aie, aie, aie, ...hihihihihi


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.081