Mba ampio e!

1. KeySolutions ( 25/10/2006 17:32)
Ilaiko nefa tsy tadidiko ny anaran'ilay sekolin-djazalahy eo akaikin'i Tranon-Dravalomanana eny Faravohitra. aloan'ny vao miakatra iny pave ho any aminy iny dia misy totohatra mankany Ankadivato dia eo ankavanana alohan'ireo ilay sekoly. Mba omeo ny anarany raha misy mahafantratra.
misaotra
novalian'i Fiffi ny 02/11/2006 22:02
2. colar ( 25/10/2006 19:47)
sekoly fjkm le izy alo a,de misy fromazy milay b zay eo am le fivarotana eo an, de misy cafe sy menakey milay b zay ko ery alolo ery a,feno sipa b db le ecole an,lalako isanandro fahiny tam za sn tao am justice a,hatreo ihany no tadidiko,indrisy
3. Fiffi ( 25/10/2006 22:03)
nga tsy Jules Ferry io ?
4. andry08 ( 26/10/2006 11:25)
Nisy école des soeurs izay tao raha tsy diso aho, nisy EPP, ary nisy ny an'ny zaza kamboty. Nipetraka teo ampitan'ny tranon'i Ravalomanana mantsy izahay fony aho 1 an ka hatr@9 ans. Nifindra izahay avy eo.
Efa elabe, nihezaka ny hitadidy fa tsy nety e!
5. Samoana ( 26/10/2006 15:35)
Tsy haiko ny misy ny tranon-dra8 izany fa ireto ny anarana mba tadidiko @ iny kartie Faravohitra iny; EP Ampasandratsarahoby, Albert Camus, kolejy Rafiringa, lycée jul'f:wink:
6. andry08 ( 26/10/2006 16:20)
tsy eo ankadivato anie ireo ry samoana o! @ilay lalana teo Bel air iny raha tsy diso aho.
7. KeySolutions ( 26/10/2006 18:37)
Toa Ambohijatovo ambony ry reto ilay izy a! Sekoly FJKM. Iza no anarany io sekloy io.
thx
SK
8. andry08 ( 27/10/2006 11:39)
Ambohijatovo avaratra
9. Fiffi ( 01/11/2006 18:50)
KeySolutions: efa mba hita ve ?
10. fijo ( 01/11/2006 22:49)
io voalzana'i andry io no izy
11. hery ( 01/11/2006 23:49)
Sao dia Paul Minault zany? :-)
12. fijo ( 02/11/2006 05:56)
an an taloha io no paul minault ka
13. KeySolutions ( 02/11/2006 18:42)
Misaotra fa tena Ambohijatovo Avaratra no anarany e!
Nozahaviko google io sekoly io fa tsy misy ninoninona.
thx a lot
KS
14. Fiffi ( 02/11/2006 22:02)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7145