Doro fiara ao Paris: Iza no sahy?
1. LazaDaddy
(
26/10/2006 03:40)
Mba ho sahy hiteny ve ny mpitondra Frantsay raha ohatra ka "silamo" ireo zatovo mpandoro bus? Sa dia ho saorontsaromana @ filazana fa zatovo tsy ampy fivelomana sns...???
http://www.jpost.com/servlet/Satellite?cid=1161811205075&pagename=JPost/JPArticle/Printer
http://www.jpost.com/servlet/Satellite?cid=1161811205075&pagename=JPost/JPArticle/Printer
novalian'i theanne ny 07/11/2006 09:28
2. Fiffi
(
26/10/2006 04:58)
rehefa silamo na tavaratra no manao adalana eto paris de mangina daholo ny olona ....zay fotsiny de zah koh anisan'ny mangina satria......
3. Aino
(
26/10/2006 09:14)
ka raha hotra hoe ianao no hiteniteny, ny pitondra aza izany tsy miteny ko ianao indray no ande hiteny ka raha fatatry ry zareo pandory tsy ianao indray no ho doroiny eo ny farany, fa raha izaho dia aleoko koa mangina.
7. Samoana
(
26/10/2006 15:46)
ny tanora jiosy koa indraindray manao ny ataony fa odian-drafanjakana tsy hita koa e !
10. Fiffi
(
27/10/2006 07:51)
heu....engane ka tsy hisy intsony ireny fa shhhh ! fa ho mazana kosa aloha @ ity faran'taona ity ny mobilisation'ny SRS an! ka raha sanatria misy tratra manao an'io de .......
11. LazaDaddy
(
27/10/2006 14:25)
nikopol:toriteny sy fanompoana ny fiainana:
mitory teny indray nga ry lazadaddy ? :lol:
When I come into Your holiness
When I gaze upon Your loveliness
When all things that surround
become shadow in the light of You
...I worship You, I worship You
...[size=14]The reason I live is to worship You[/size]