inona kay?

1. tslem ( 26/10/2006 10:03)
Ary mba inona kay ny lohaten'lé hiran'i Voahangy hoe:ho anao zay mijaly,ho anao zay mila hamoy fo
fa ny maraina lazaina ho avy,toa resaka be avokoa....
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:59
2. pissoa ( 26/10/2006 10:47)
Ady ny fiainana no fahafantarako azy fa tsy haiko raha izay no tena izy :)
3. tslem ( 26/10/2006 12:31)
misôtra betsaka pissoa.
4. ninih ( 26/10/2006 12:57)
io ve le misy le hoe "fiainana izany"? Voahangy ihany no mpihira azy tsinona fa tsy tena haiko le hira.
5. tslem ( 26/10/2006 13:33)
ninih>>>hafa mitsy fiainana izany kah!
6. ninih ( 26/10/2006 15:05)
hay ve e! de ina no lohatenin'ilay misy io fiainana izany sa izay mintsy?
7. pissoa ( 26/10/2006 16:10)
tslem, :-*

Ninih, ie - fiainana izany no lohatenin'io hira anontanianjy io :-*:-D:-D:-D
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2236 ny tonony raha tsy hainjy :-*
8. ninih ( 30/10/2006 15:59)
pissoa: misaotra fa voaray le hira ary e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0931