ny foko no miantso

1. ari.malala ( 25/10/2006 12:26)
an'i dadabe... mba nankaiza loatra aza izy izay e! dadabe aaaaaa! miverena fa manina anao ny kilonga eeeeee! tsisy mi :@ tsony,t sisy miantso re razako oo sy mitantara angano sy mampime any @ hatsikana sy lalao fa refa resaka fivavahana sy finoana de matotra be tsony eeeee! miverena moa eeeee :-*:-*:-*:-*:-* sa :*:*:*:* vao hiverina enao?
2. prime ( 25/10/2006 12:40)
i marozevo koa tsy tazana intsony...:wink:
3. vale ( 25/10/2006 13:08)
:( zà kou mila an'i bedada miverina mba mandalo fa mangina be rehefa tsy eo dadabe!:(, dadabe aza ilaozanao zay eee:roll::-*:-*:-*:-*:-*:-*
4. xxx ( 25/10/2006 13:26)
Ary be mpidady anie Dadabe izany e, mety ao ihany izy fa tsy hitanareo
5. vale ( 25/10/2006 13:35)
xxx: aiza kay? :°) ihihihi
6. prime ( 25/10/2006 14:04)
:lol::-D:-D mihinan-kanina...:°)
7. ari.malala ( 25/10/2006 14:04)
xxx, sao de izy enao fa niova pseudo? meo information moa eeeeeee! tena malaelo be anie za e! sa hitomany mints za vo ihteny enao hoe aiza izy?
8. prime ( 25/10/2006 14:31)
9. ari.malala ( 25/10/2006 14:37)
prime, euh.... inona ny dikan'io? tsy azo ifohana sigara na rongony ato oooo! :-D:-D:-D dadabe no tadiavina ko ol mifoka sigara sa manamoly no mipotra, sa nandimby anazy? sa izy ihany fa niova pseudo?;)
10. ninih ( 25/10/2006 14:50)
fangaha izany mpifoka môly kay? :roll:
11. sonwin ( 25/10/2006 14:59)
koboko leiry, efa samy ni:@:@ tany e! ao ambany ao izy e :°)
12. ari.malala ( 25/10/2006 15:10)
sonwin, teneno izy hoe tadiavinle cherie anla anankiray zay hono hoe ;)
13. sonwin ( 25/10/2006 15:11)
ay ay ay tsy mikoz an'izany kosa za sao midi-bingo amizany kle :^)
14. ari.malala ( 25/10/2006 15:14)
sonwin, ts midibingo enao k, ana ny responsabilité. sa v bedin'i bebe v?:-D:-D:-D:-D le bebe fantatr'tsika ihany v? :-D:-D:-D:-D

ninih, tsy mpifoka moly ky zany a:-D:-D:-D:-D:-D
15. sonwin ( 25/10/2006 15:29)
an ze bebe aloha, :-$, tena aleoko tsy miteny mihitsy ka:@
16. ari.malala ( 25/10/2006 15:32)
sonwin, tena tsy mba namana mintsy ko enao zany an, heinnn!!! nao anie eee!
17. fiderana ( 25/10/2006 15:45)
miverena razoky fa malahelo ny olona â!^:^
18. ninih ( 25/10/2006 16:28)
mitalaho mafy ny cherie hono e!
19. vale ( 25/10/2006 16:38)
prime: mbola lôzany mihinan-kanina ve?:roll::-D:-D:-D, :°) de avy mikaly de ty:@ amzay ve? ihihihih
20. miangalyandria ( 25/10/2006 17:03)
Andraso antsoiko izy dia teneniko hoe malahelo azy i ari.malala e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0873