ny foko no miantso

41. miangalyandria ( 31/10/2006 07:07)
diam's sy ari.malala : andraso fa teneniko izy fa izaho anie tsy manoratra ho azy fa antsoiko izy e ! Dia ho hita eo fa izaho aho mbola tsy afaka miantso :-*
42. ari.malala ( 31/10/2006 12:16)
miangalyandria, merci e! :)
43. ninih ( 31/10/2006 14:46)
so ihany izany fa teo ianao ry miangaly. avotra ny maro noho ianao teo.
44. kala ( 01/11/2006 06:38)
ari.malala > ninia tsy namaly mihitsy fa tena feno ny fo ê!:wink:
:snif::snif::snif::snif::snif::snif: tsy ampy hilazako ny alaheloko an'i dadabe eto
Na dia ny fananany bebe bobaka be aza dia efa ampy alahelovako azy.
Fa nankaiza tokoa hoaho i dadabe =((=((=((

sa sao dia hadinony ary ny teny gasy?

dadabe > miandry ny fiverenanao ny kilonga.

sady miara-manjavona izy sy herimiafina :roll::roll: tsy mazava

:twisted:
45. diamondra27 ( 01/11/2006 15:55)
Mpandefa : kala [ Valio ] 01-11-2006 07:38:40
Lohateny : Re : ny foko no miantso

sady miara-manjavona izy sy herimiafina tsy mazava


kala::-D:-D:-D
:wink:

za koa akia malahelo an-dry a!
kala: HM indray aloha mbola tsy eto fa lasa nanao mission top secret e!
46. xxx ( 01/11/2006 18:32)
vale:
mangina be rehefa tsy eo dadabe
mangina be ahoana koa zany ? ny namana rehetra eto angaha tsy mi-animer sa tsy tianareo ny animation-ny ?


47. cutie ( 01/11/2006 18:32)
:-D:-D:-D:-D
48. diamondra27 ( 02/11/2006 11:10)
xxx:za mbô gaga
:-*
49. ari.malala ( 02/11/2006 13:21)
kala, njy koa zao aza no naika hanontaniako fa njy ange hono toa bebe fahafiry moa izy izay! :-D:-D:-D:-D d naika hanotnany anjy za we nankaiza izy!
50. diamondra27 ( 02/11/2006 22:39)
:lol:
51. ari.malala ( 03/11/2006 06:46)
sa i diams?!:-D:-D:-D njy ko manko to bb ihany koa hono sa v diso zany?:-D:-D:-D
52. diamondra27 ( 03/11/2006 09:34)
ari.malala: f'angah mbola tsy fantanareo foana hoe: iza no tena izy e!

samy nilaozany daholo isika koa!
53. xxx ( 03/11/2006 13:48)
diamondra27:
samy nilaozany daholo isika koa!
ts nampiova n'inon'inona zany e ! mitohy hatrany ny forum fa tsy nikatona !


54. diamondra27 ( 03/11/2006 17:38)
xxx::-w:-w
55. xxx ( 05/11/2006 02:03)
:roll::roll::-w:-w
56. diamondra27 ( 06/11/2006 10:47)
:?:
57. ari.malala ( 06/11/2006 13:51)
diamondra27:

ari.malala: f'angah mbola tsy fantanareo foana hoe: iza no tena izy e!



nan, ts mahay za, d manontany :) za anie zafikely e :-D:-D:-D:-D:-D:-D

xxx, t omiavonavona b enao?:roll:
58. kala ( 10/11/2006 06:54)
diam > :-D:-D:-D raha i HM aloha dia mety hamaly raha antsoina fa i dadabe ange mety efa nanamboatra akanjo hanaovany amin'ny krismasy

ari > zà hoa tsy bebe zany :evil::evil::evil: zà kala, de lasa kalamita rehefa tezitra dia kalalao rehefa tsy hiresaka tsony :-D:-D:-D

dadabe > aza manao fangala-piery moa ê! :*:*:*:*:*:*
59. diamondra27 ( 10/11/2006 09:23)
kala: za malahelo andry fa aleo ze tsy hita any ho any
:-*:-*
60. ninih ( 10/11/2006 15:36)
tsy aleo toko va hoa ny hita no hankafizina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.249