ny foko no miantso

21. Aino ( 25/10/2006 17:20)
ari.malala izhao koa aza anky mba nanotany tena ko.
22. Aino ( 25/10/2006 17:21)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m453223522d90a
23. ftma ( 25/10/2006 17:37)
Aino mbola tsy nahita foana nga njy?
ari-malala: anoraty ao @ hafatra izy e raha tsy mamaly izy dia tsy ao izany, maro koa ireo niova ps sao izy mba niova
24. landii ( 25/10/2006 18:20)
lasa namonjy an'i bemama anky izy ry ari.malala an :)
25. Aino ( 25/10/2006 21:34)
Mpandefa : ftma [ Valio ] 25-10-2006 19:37:23
Lohateny : Re : ny foko no miantso
Aino mbola tsy nahita foana nga njy?

tazako ihany izy indray andro fa vao niresaka dia izaho anefa tsy maintsy nande tsy tsy niresaka indray fa nifampiarahaba fotsony de veloma.
26. xxx ( 26/10/2006 06:12)
xxx:
Ary be mpidady anie Dadabe izany e, mety ao ihany izy fa tsy hitanareo
eka ozy !


27. ari.malala ( 26/10/2006 07:05)
anisan'ny namana nahafinaritra izy iny ka izay no tena mampalaelo ana hoe tsy tazana intsony izy. Animateur de forum nahafinaritra mintsy :)

dadabe a, raha ao ihany dia mipotrà e! :-*:-*:-*:-*:-*:*-*
28. xxx ( 26/10/2006 08:26)
ari.malala:
Animateur de forum nahafinaritra mintsy :)
:wink:


29. Aino ( 26/10/2006 09:32)
izy mahary saingy fa mafinaritra izany hoe ny akabehazany olona tsy mataty ny sangisanginy!!!
30. sonwin ( 26/10/2006 10:33)
mbola nifanao fotoana atsy ananona atsy leiry sy mifenty, ho avy tsy ho ela hono ry leirony fa mbola mi:@:@ kely fotsiny
31. kelly13 ( 26/10/2006 10:37)
euhhh za tsy mahafantatra an'izany dadabe zany? mba lazalazao hoe ny momba azy azafady, misaotra
32. ari.malala ( 26/10/2006 11:37)
Kelly13, zany dadabe zany hoa olonanahafinaritra be zay, be sangisangy be zay izy, de izy koa mpi :@ be mintsy, de izy koa mpiteny hoe re razako oo sns, betsaka e! fa tena nahafinaritra ny fiarahana taminy teto @ forum :) ary za sur e fa izy io xxx mipimaso ana ao ambony ao io sa tsy zany? enga anie hihihi:-D:-/
33. kelly13 ( 26/10/2006 11:55)
ari.malala misaotra nanome fanazavana. bon andraso fa amiko ianao zany
i dadabe oooo, mivoa tao oooo, aza miafikafina derriere xxx ooo!!!!! haingana mou d ampisehoy hoe zany talentanao manentana eto @ forum izany mba ho hitanay :)
34. ninih ( 26/10/2006 12:50)
mba te hahita izay fandraisana anjaran' i dadabe izany ko za izany! :)
35. diamondra27 ( 28/10/2006 08:08)
:@:@:@:@:@:@:@:@:@
36. miangalyandria ( 28/10/2006 14:16)
>>>> Ari.malala : efa noteneniko izy, efa nataoko tsara lazaina ny hafatra fa dia veloma hono e ! Veloma daholo hono nareo rehetra dia misaotra hono nahatsiaro : tsy haiko na ito :-*:-*:-* na ito :*:*:* no tiany atao sy ifanaovanareo :-D:-D:-D
37. diamondra27 ( 28/10/2006 18:13)
hummmmm, za koa ry miangalyandria mba te hifandray aminy fa mba omeo sopapa raha azo atao a!
aiza no mety hanoratana aminy
38. diamondra27 ( 28/10/2006 18:24)
miangaly: de veloma hono antsoiny hoe, fa ny aty de tsy nanadino
39. Zina ( 30/10/2006 21:10)
arimalala a
Ilay izy itako farany teto dia nametraka tsaty tranofalafa exolia net
40. ari.malala ( 31/10/2006 07:01)
miangalyandria, misaotra indrindra re nampita hafatra e! dia veloma ndrindra hono hoe :-*:-*:-*:*-:*--*

Zina, misaotra @ fampahafantarana e :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1965